Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rekinbelo
(
05/05/2011 09:01)
Iza no tena fivavahana marina sy eken'Andriamnitra e!
Isika rehetra tafiditra ato dia manohana ny mitsdy y fomba rehetra hanamporofoana fa ny azy no marina fa ny an'ny sasany diso.
Raha ny tena izy mantsy dia 1 ihany no fivavahna noforoniny Jesosy Krist...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 06/06/2011 07:44
angotiko
(
04/05/2011 08:53)
MOMBA NY FIVAVAHANA AMIN'i YONIKA
eny CARION izany ny fiangonana! rampitso alakamisy 05 mai 2011 amin'ny 1 ora tolakandro!
misy FIARA IRAISANA efa nalain'ny fianakaviana ka eny MAHAVOKY ECOLE CONDORSE...
tohiny
novalian'i Lily-Z ny 10/05/2011 12:23
rahery08
(
03/05/2011 11:32)
HAFATRA HOA ANAO
Miarahaba ny namana rehetra!
Hitako tany @ forumhafa tany ity dia zaraiko eto!
Dia mba samy maka izay tandrifiny eo!
: hafatra ho anao
> Ny voninahitra dia ho an’An...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 04/05/2011 15:35
akamatiana
(
03/05/2011 09:32)
yonika
Amin'alahelo lebibe no ilazana fa nodimandry omaly 2 May 2011 i Ramambahasina Haingomanana Heritiana ( Yonikafopl ) rehefa nivahiny 39 taona teto an-tany , ny fandevenana dia atao anio amin'ny 4h an...
tohiny
novalian'i nirinanicolas ny 19/11/2015 06:22
blackj521
(
03/05/2011 07:47)
CELEBRATION 2011 7 MAI 0 15H
TONGA INDRAY ITY ILAY NANDRASANA, SADY HIBEBAKA ISIKA AO NO HIFETY !!!...
tohiny
blackj521
(
03/05/2011 06:58)
celebration 2011 7 mai
Tongava maro ao @ palais de sport Mahamasina @ 7 mai fa tsy hanenina isika e ...
tohiny
novalian'i blackj521 ny 06/05/2011 06:42
ledala
(
03/05/2011 00:16)
maty ingahy Oussama Ben Laden
Dia maty tokoa ve? ary tena izy sa hafa? tsy aritra ihany mantsy ny momba ny resaka mandeha...
tohiny
novalian'i raherigna ny 27/05/2011 13:18
milamm
(
02/05/2011 19:55)
tratra ihany i bin laden tany pakistan
araky tatitry vaovao farany de maty tao abbotabad avaratry isalamabad folo taona taorinany nitedavana azy tsy tany @ dezaka akory no nahitana azy fa nampanginina avy hatrany fa tsy nosambrina, nanamaf...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/07/2011 19:33
RUZ9
(
02/05/2011 13:24)
FANAZAVANA ARA-TSIANTIFIKA NY ATAO HOE FANAHY NO OLONA
ianao ve ny hahalala misimisy kokoa mikasika ny ara-panahy? ho hitanao ato ny atao hoe "Ny fanahy no olona" http://cyrius.centerblog.net (VERSION MALAGASY); http://cyrius.over-blog.com (VERSION FRANCA...
tohiny
novalian'i bichette ny 09/05/2011 15:20
RUZ9
(
02/05/2011 13:13)
TIANTSIKA VE NY HIONGANAN'NY FAT SY NY FANJANAHANA? VAHAOLANA IVOAHANA AMIN'NY KRIZY IZANY
Ho lany andro eto iska ary hitombo ny fijaliam-bahoaka raha hanantena ny fifidianan'ny FAT. NY antony
1- Efa dila ny fotoana tokony ho nanatanterahana azy saingy tsy natao satria tsy izany no tanjon'...
tohiny
novalian'i papala ny 14/06/2011 13:00
ydifas
(
02/05/2011 03:45)
FANDRESENA
Tononina amintsika ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavany tsy manam-pahataperana.
Avy nankalaza ny paska isika ary mino aho fa tsy tamin'ny fahazàrana na fombafomba fotsiny no nentintsika nanatan...
tohiny
rakaroka
(
01/05/2011 18:30)
Mirary soa ho an'i Yonika marary mafy sy ireo manodidina azy !
Ny Tsara , fitia ho amboara ho an'i Yonika !
Na hasina na bika
Dia taminao tokoa
Ny endrika sariaka
Tsy nanampaharoa
'reo sarinao tsy laitra
Nahatonga anay ho taitra
hanaraka anao ?
Babo tsotr'izao ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 29/12/2011 16:53
dadabe
(
01/05/2011 02:05)
IREO NAMANA TALOHA
mivoha tao daholo laisany d miaraka mikofensy eto isika , aveo maka pilasy fa hisy kombaka, dia aza adino ilay pilansy mihosotra diloilo sy pipitsokatra......(apetraka ao @ derika)...
tohiny
novalian'i dadabe ny 07/06/2011 13:36
hery
(
28/04/2011 22:27)
Papa Joany Paoly II
Vaovao mahafaly koa itony :-) (mivonto zao ny oron'ny sasany kanefa ny vaovao mahafaly tsy maintsy lazaina). Hatsangana ho olontsambatra amin'ny 1 mai izao eto Roma ny papa Joany Paoly II. Atao ahoana...
tohiny
novalian'i hery ny 09/05/2011 15:33
christian777
(
28/04/2011 07:25)
MARIKY NY BIBIDIA
Christ-mas:
church-ceremony for babylonian sungod-child...
Nowhere in the Bible birthdays are celebrated; not even the birthday of Christ. And we know that Christ wasnot born on Christmas-day at all,...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 31/05/2011 11:19
christian777
(
28/04/2011 07:13)
FAMINANIANA FAHANTANTRAHANA
(Daniela 2:31) « Hianao, ry mpanjaka ô, nahita fa, indro, nisy sariolona lehibe anankiray. Izany sary izany dia lehibe sady namirapiratra tsara, nijoro teo anatrehanao izy, ary ny tarehiny dia ...
tohiny
novalian'i christian777 ny 05/05/2011 12:44
sitlo
(
27/04/2011 20:38)
imprimante sur internet
Raha misy imprimante WiFi dia afaka mi-imprime avy amin'ny ordi rehetra ao an-trano amin'ny alalan'ny WiFi, tsy mila cable.
Dia lasa ny saiko hoe, ilay router WiFi iny ihany no ampiasaina hi-connecte...
tohiny
novalian'i raherigna ny 28/04/2011 04:52
andriywui
(
27/04/2011 16:19)
ho endry am zay ny bandy e
.....tena kozy vrai io lerony a....
-----------tena ho endry am zay ny bandy d tsy anova ps tsony e.....
------b loatra le ps-ko ato kle....d aleo am zay ho endry ny bandy e....
--------tsy ampihes...
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/07/2012 16:55
Miharena
(
27/04/2011 14:49)
Rainay izay any an-danitra QUMRAN
Te hampamaofy ity fanehoana nataon'ny mpandinika ny soratra isan-karazany ity aho, izay nahitana ny ankamaroan'ny boky ao anaty Baiboly, dia ny tao QUMRAN izany. Ny mpanadihady dia nilaza fa ny vavaka...
tohiny
novalian'i Miharena ny 28/04/2011 12:26
RBNIR
(
27/04/2011 14:42)
INONA KAY NY ATAO HOE WORDPRESS?
Dia mbola faly miarahaba an-tsika hatrany,
Inona no atao hoe "Wordpress"? Ahoana ny fiasany sy ny fomba fampiasana azy? voalaza fa ahazoana tombontsoa ny fampiasana azy?
Inona no atao?
Dia manantena...
tohiny
novalian'i lehilahytsyresy ny 07/10/2017 19:03
