Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
RBNIR ( 13/05/2011 11:47)
O IZANY DIAKO MAHITSY HATRANY RE HO ANY AMINAO RY TOMPO
1. O ! Izany diako mahitsy hatrany re Ho any Aminao (Aminao ry Tompo) Fa ny hany tiako Ka hotompoiko anie dia Ianao. 2. Na hisompatra ahy izay tsy tia Mankahala, manadala Dia tsy mampanahy Tompo ô... tohiny
0uioui ( 13/05/2011 08:48)
Ahodin'ny zanak'olombelona ny Tenin'Andriamanitra
- Tena marina io voalazako io fa betsaka ireo Teny izay voasoratra mazava sy raisina aminkitsipo(mahitsy) no misy manodina mba hifanaraka amin'izay eritreretiny sy ahazahoany tombotsoa na tombotsoan'n... tohiny
novalian'i rijadolly ny 25/05/2011 21:40
m.i.s.a ( 12/05/2011 15:52)
Fa iza moa i Raozigasy‏ ?
Nahita masoandro, i TIA : boky voalohany nosoratan’i Raozigasy. Ary ho fampahalalana izany boky izany dia nomanina ilay hetsika INDRAM-PEO Fa iza moa i Raozigasy Raozigasy : no solon’anarana n... tohiny
novalian'i raozigasy ny 15/05/2011 10:48
guant ( 12/05/2011 14:20)
inona no fanafody maha ngeza rapide azafady! ... tohiny
novalian'i fafa75 ny 13/05/2011 20:04
0uioui ( 11/05/2011 18:17)
Baiboly Tenin'Andriamanitra velona ..
- [u]Maranitra toy ny sabatra roa lela[/u] !...(baiboly) - Endrey ny hamamin'ny [u]Teninao raha nandramako [/u](baiboly), fa nanoatra ny tantely tato ambavako aza !... - fa velona sy Mahery ny[u] T... tohiny
novalian'i 0uioui ny 13/05/2011 18:15
hery ( 11/05/2011 09:12)
Raha diso moa ny Baiboly?
Zavatra vitsivitsy mety mahatonga io fanontaniana io ireto ambany ireto... dia ery ambany ny valiny. Efa natsipiko tsindraindray teto ihany. - Ny baiboly dia fitambarana boky nosoratana tao anatin'ny... tohiny
novalian'i patacoull ny 25/10/2011 12:40
RBNIR ( 10/05/2011 16:29)
ILAY MPANJAKA LEHIBE
Faly miarahaba an-tsika rehetra indray, Inty mba misy aingam-panahy kely ry namana isany : Nisy hono Mpanjaka lehibe anankiray (Mpanjakan'ny mpanjaka mihitsy Izy ity satria ny mpanjaka rehetra dia eo ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 12/05/2011 05:12
Djhamhal ( 10/05/2011 10:49)
Djhamhal Ihany é!
Miarahaba antsika rehetra ! ary ny vaovao ho lazaiko dia ny tohin'ilay dinika teto 9 volana lasa izay ! toa tsy tadidy tsotry zany ô ! (efa ela be lôtra kou !) ka zao é! t@ zay le we inona no atao ... tohiny
novalian'i ledala ny 24/05/2011 22:55
milamina ( 10/05/2011 07:08)
inona no sakana?
Hoy Jesoa: ... tohiny
novalian'i Miharena ny 27/05/2011 04:52
toky8 ( 10/05/2011 00:23)
Fampodiana entana any dago : Mitady fifanampiana ô.
Salama daholo ô! Mba hitantara anareo ny olako sao misy afaka mifanampy amiko azafady : Nianatra aty Marseille aho ary mikasa hody any dago aho amin'ny juillet 2011 izao satria vita ny fianarako. K... tohiny
novalian'i Ratoa ny 29/05/2011 02:37
hery ( 09/05/2011 15:12)
Fihaonana Namana Serasera Roma Aout 2011
Araka ny vinavina mandeha dia hisy fihaonan'ny namana serasera indray aty Roma amin'ny volana aogositra 2011. Ny daty dia ny 12-15 aogositra 2011. Nalefa aloha mihitsy ity fampilazana ity mba hahafaha... tohiny
novalian'i hery ny 27/06/2011 08:50
RUZ9 ( 09/05/2011 10:54)
MBOLA MARO NY MPAMPIHOROHORO ANKOATRA AN'INGAHY BEN LADEN
Vaovao mahafaly ny ankamaroan'ny firenena izay tsy mankasitraka ny asa fampihorohoroana ny nahafatesan'ingahy Oussama Ben Laden. Anisan'ny faly @ izany koa isika Malagasy. Mpampihorohoro iray ihany ne... tohiny
novalian'i milamm ny 16/05/2011 18:13
hery ( 09/05/2011 09:52)
Volan'i Masina Maria
Ity volana ity, ny volana mey, ho an'ny Katolika :-) isantaona dia volana natokana hanajana manokana an'i Masina Maria. Betsaka ny zavatra azo atao amin'izany. Ny tena fanao matetika dia ny hasivianan... tohiny
novalian'i Mpanazava ny 17/05/2011 11:25
akamatiana ( 09/05/2011 08:01)
Fisaorana
Manao ahoana daholo , Fisaorana bedebe no atolotra anareo namana iay nitondra teny fampiononana an-telephone , tamin'ny hafatra , mail , ary indrindra ireo tonga mivantana . Andriamanitra be fi... tohiny
novalian'i dadabe ny 07/06/2011 09:29
bazylou ( 07/05/2011 18:24)
tsy hisy fifidianana
amin'ity t aona ity na dia efa nivoaka aza ny lalana vaovao sy ny fanisana isam pokontany... tohiny
novalian'i bazylou ny 11/05/2011 11:06
AndriambyII ( 07/05/2011 07:50)
Pollutions :atmospheriques , politiques, économiques,civiques , .... ao M/car .
Des milliers de vie sons sous la menace de la future exploitation et méme de la phase d’exploration actuelle du sable bitumineux de Bemolanga dans le Melaky selon des experts en pollution et en rec... tohiny
novalian'i milamm ny 12/05/2011 00:01
blackj521 ( 06/05/2011 07:04)
CELEBRATION 2011 7 MAI 0 15H J-1
AZA ADINO LE ao @ PALAIS DES SPORTS 7 Mey @ 3 ora an !! GRATOS.... tohiny
guant ( 05/05/2011 15:57)
Alzheimer
aona ny atao ny atao am olona voan'ny alzheimer(84 ans) mba tsy hifohafoha fona am alina!zady tsy mahatazona pipi! ... tohiny
novalian'i guant ny 25/07/2011 07:20
armiou ( 05/05/2011 09:53)
Vehivavy gasy liana @ nail - art
Salama daholo, Mba te hiserasera @ ireo vehivavy gasy liana sy manao nail art (art de décorer les ongles). Mitady @ google sy forum mantsy aho dia ts mahita minhintsy ka nanokatra mihitsy an'ity su... tohiny
novalian'i Todie ny 19/05/2012 20:48
0uioui ( 05/05/2011 09:18)
PAPA JOANY PAOLY II fa hono oa ...
Efa nilaza mialoha ve i pape Joany paoly 2 io tamin'izy mbola velona hoe [u]rehefa maty aho ry zanako isany de atsangano ho olotsambatra afaka dimy taona ??[/u] - sa de nahimpon'ny mpino sy ny eveka s... tohiny
novalian'i mpive ny 21/06/2011 20:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3454