atao inona fifidianana raha toa ka haongona afaka roa taona???
ary tsy voatery ny modely politika ataon'ny tandrefana ve no ataontsika?
efa tsy nahomby io repoblika io dia mbola sesefana an'io foana ve ny malagasy.
tsy maintsy hisy ny fifidianana na efa hay aza hoe iza no hahazo azy. FA isika gasy no mila mamaly fanontaniana hoe , ekentsika ve izany sa mbola atao amboletra ihany izy ity.
Rehefa tsy mihetsika dia tsy miova io e;