MBOLA MARO NY MPAMPIHOROHORO ANKOATRA AN'INGAHY BEN LADEN

1. RUZ9 ( 09/05/2011 10:54)
Vaovao mahafaly ny ankamaroan'ny firenena izay tsy mankasitraka ny asa fampihorohoroana ny nahafatesan'ingahy Oussama Ben Laden.
Anisan'ny faly @ izany koa isika Malagasy. Mpampihorohoro iray ihany nefa iny, fa mbola maro ny toa azy eran-tany ary misy eto amintsika raha tsy hilaza afa-tsy ny atidoha nikotrika an'ireny "lundi noir" (26-01-2009) ireny izay nandrava fananan'olona maro sy fananam-pirenena ary nahafatesana olona mihoatry ny 100.
Ny mampalahelo dia toa tsy enjehin'ny lalàna izany olona izany fa miriaria manao izay saim-pantany sy manohy mandroba ny harem-pirenena hatr@ izao.
Mbola vokatry ny nataony ihany no amoizana aza 410 isan'andro.
Miandry inona isika no mijoro hiaro ny Firenentsika?
Vahaolana maro no azo sainina fa ity no mahomby indrindra sy haingana cyrius.centerblog.net cyrius.ove-blog.com
novalian'i milamm ny 16/05/2011 18:13
2. lagoon ( 09/05/2011 11:17)
i ben laden ange ka ny cia no nanofana azy sy nanao azy ho saribakoly hampitahorana ny marivo salosana sy mba hidiran'ny amerikanina ao irak e.
ny saribakoly dia feno eran'izao tontolo izao:hitler,pinochet,ouatarra,saddam hussein,rajoelina,ravalomanana...
misy hery sy vondrana tandrefana foana ao ambadika manohana a'ireo sy mamporisika,fa ny vahoaka no vendrana sy domelina.
iza no nametraka an'i saddam teo @ fitondrana t@ 1979?ny amerikanina izay namono azy ihany.
iza no nanohana an'i pinochet?
iza no ni-financer an'i hitler?IBM,FORD,teo koa i Prescott Bush (dadaben'i bush izay namana akaiky ny fianakaviana ben laden,jereo «carlyle group».
ka i radomelina dia ohatran'izany koa:orange,total,air france....
rehefa tsy ilaina intsony izy dia hisy hamadika,ary efa vonona ny handimbt azy ny saribakoly manaraka.
izany ny politika ,ka rehefa tsy mahatakatra izany dia ho very fotoana sy hinohino fampiesonana ataon'ny tandrefana.
jereo fa nivoaka koa ny dementi fa montage video ilay ben laden mijery tele.
3. Miharena ( 09/05/2011 11:40)
Efa maty tamin'ny 2001 aza hono i Ben Laden fa foronina daholo ireo resaka mampandry adrisa ny olona eran-tany ireo. Ary montage video daholo izany ireo menace rehetra nafafy efa ho folo taona izay an!
Tsy hta intsony ny marina amin'ity resa-politika ankenhitriny ity fa dia ny hany azo atao dia tsy mihaino an-dry zalahy ireo fa manao izay hahavelomana mandra-podimandry e!
Nefa na izany na tsy izany mizara ihany ahafahana manala ny saina tsy handairan'ireo lainga rehetra afafy etsy sy eroa noho ny tombon-tsoa tian'ny mpanjakazaka hogiazina eto amin'ity planeta ity e!
4. lagoon ( 09/05/2011 14:25)
Miharena,
vitsy dia vitsy sisa ny hahitana vaovao matotra sy tsy misy censure:alterinfo,911 info,mecanopolis...,radio ici et maintenant,radio courtoisie ,ny sisa dia piho ny tele sy ny radio fa mpamafy lainga daholo.
lobby enina no miara-miasa sy mangeja izao tontolo izao:labo/pharmaceutique,medias/communication,militaro-industriel,finances/banques,agro-alimentaires et religions.
vola sy voninahitra ho an'ireo no hanandevozana sy hampiasana ny vahoaka eran-tany.iza anefa no mitondra an'ireo?
ny tena grave dia variana @ io resaka ben laden efa maty ela be io ny marivo salosana nefa ny centrales ao fukushima mirehitra efa ho roa andro izao.contamination mondiale no mitranga ankehitriny ka ho lasa mutants ny taranaka any aoriana.

sokafy ny maso dia piho ny tele
5. Miharena ( 10/05/2011 15:59)
Marina ny an'i Lagoon fa izao fotsiny hoe ny manapika tele angamba tsy dia any loatra no tokony hiafarany fa mba mety ihany ny mijery ny cinema ataon-dry zalahy dia ny tsy handarain-tsaho no ezahana e!

Ny manazava matotra fotsiny no tokony hatao rehefa mahita zavatra tsy mety mitranga.

Raha ny ao Japon ohatra dia efa fantatra fa hihetsika ny planeta satria efa te-hanova ny structure misy eo aminy. Ho betsaka ny loza jeolojika mety hitranga ato ho ato ary efa fantatra hatry ny ela izany.

Ny hery ananantsika olombelona manana saina positif sisa no afaka hijoro sy hiatrika ny zava-misy rehetra ary afaka hanova zavatra. Fa raha ireo mpanara-driandrano sy mpiady fo amin'ny harena mandalo eto an-tany ity no arahina dia tsy hivoatra mihitsy ra-olombelona.
6. milamm ( 12/05/2011 12:47)
salama daoly miombokevitra @ Lagoon sy miharena misy foana ny fafy lainga sy mpitatitra ny zvniseho eo @ fahampalalambaovao tsy itsahatra, resaka foibe nokleary toy ny ao daiichi fukushima de efa voaaramaso akaiky de akaiky ny rehetra ny mety ho fiatraikany ny fipariahany angovo nokleary manapoizina ny manodidina ary ny planeta(ankoatrany Japan Atomic Industry Forum sy ny fikarohana nokleary eratany mifarimbona isorohana ny loza ateraky zany, firenena 146 hatrizao no manome tanana sy fanampiana ny zapone na tsy mbola fantatra marina aza ny iseho.
Ny zv akaiky indrindra any amitsika zao de ty rodobe hiseho ny 13 mai 2011 zao indray ty ary ny herimpamoretana ankoatrany fanagadrana sy fitifirana andalambe hiseho na grenady mandatsadranomaso ho avy le zandary ravalomanana efa nanao fampilazana sy ny milisy zadraharaha emmofat ny otranzany no loza mitatao tena akaiky ny fiarahamonina Malagasy, mandripaka sy manao kely tsy mba mamindro ny tsy manana basy fa olompirenena maniry ny hiaina aminkalalahana
7. Miharena ( 12/05/2011 14:45)
Ilay filaharana kosa angamba Milamm tsy dia azo lazaina ho zava-dehibe fa ny fahaizana manao communication amin'ny olona no tokony himasoana izao raha te-handresy izay zavatra hita fa tsy mitombina eto amin'ity firenena Malagasy ity a!
Ny resaka ataon'ireo olona mitarika anie no tena hita hoe tsy mitombina ary tsy tonga aiza satria tsy mamaha izay tokony hovahana ankehitriny e!
Ary raha mbola tsy voambara daholo mangarahara tsara ny marina rehetra iarahan'ny be sy ny maro mandinika dia tsy hisy fivoahana amin'ny situation tsara kokoa eto. Sady raha mbola principe politika efa fanao hatrami'ny naha-nisy ny repoblika teto an-tany no mbola ihodinkodinana eo dia fanina eo.
Izay no tsy hihainoana izay vava tsy mandaitra rehetra izao fa ny asa an-davanandro no imasoana.
8. lagoon ( 12/05/2011 18:02)
Raha resaka tolona @ fanonganana an'i Radomelina aloa dia ataoko mazava ny hevitro: Ny vahoaka ihany no afaka manala azy eo.
Tokony tsy hiantehitra @ mpitarika ireo ny vahoaka.
Izaho manokana aloa dia tsy mahatoky an'i Zafy izany,tsy hitako izay mahasamihafa ny Padesm sy ny HAT.
Fandrembirebena fontsiny io resaka rodobe io @ko,manome fotoana sy vahana an'i radomelina fontsiny.
Rehefa tena hirotsaka dia lasa izao fa tsy mila conférence de presse etsy sy eroa fa hoe hihidina eny @ 13 Mai.
9. milamm ( 12/05/2011 23:23)
Azafady Miharena aza amaivanina tsy zvdehibe fa misy dikany tokoa ny fitakiany vahoaka ny zony eny andalambe/filaharana zay no natafakatra an'i lavanify teo(17/0/2009) rehefa naripany reo nanohana azy (teny Ambohitsirohitra 07/02/09)tsy ra latsaka antany toy ny sorona tsy misy vidiny akory fa mbola ho takiny reo marobe nomeny valinkitsaka fa tsy valimbabena taiza izy niseho nitarika t@ reny nifandombera t@ gueant ngambany... nitady fiovana t@ Atoa Ravalomanana reo mpirotsaka andalambe fa nofitahiny, zay fomba izay no nidirany de antsika no misaina ny ivoahany.

lagoon, ekena ny ahatoky kalo de tsy lasa ra vao Zafy mety ahazaka ol ihany izy nefa tsy misy manohana azy ny lobby any ivelany nefa biby tsy manandoha tsy mandeha na sahy taknin aza, manjary lasa adilahim-piarahamonina/social explosion towards the civil war.
Iza no ahasaky itsangana itarika sy ahafoy tena marina hiaraka amongotra ireto rajakony frantsa ampihavana hampiombokery ny daholobe hanorina rafitra vaovao tsara itantanana ny fifidianana satria manko ny atidohany lavanify de anomana fifidianana voakarakara toy ny miseho eraky Afrika za kalo efa leo ny bala rorany mpilalao politika fat tsy mamely reto e
ny oh. zao v no antenaina ts alehany na ny tsy fankatoavany fianakaviambe iraisampirenena aza ts mety azo nefa mihevitra ny rehtra ho bado sy moana lava
http://www.jeuneafrique.com/Article/ARTJAWEB20110509110045/sadc-addis-abeba-election-presidentielle-madagascarandry-rajoelina-madagascar-ne-pourra-s-en-sortir-que-par-des-elections.html#axzz1M8tnZDBb
10. milamm ( 15/05/2011 10:29)
Miharena, ilay resaka guerre de communication defa boucle ela nanaovany fat azy atr@ 2009 ny fitsarana sy fahampalalambaovao.

Arrestations et détentions arbitraires
Des opposants politiques à la HAT et des partisans de l’ancien président Marc Ravalomanana ont été arrétés et placés arbitrairement en détention par les forces de sécurité. Des personnes arrétées en 2009 étaient toujours en détention. Dix-huit prisonniers au moins ont effectué une grève de la faim.

Arrété en avril 2009, Ralitera Andriamalala Andrianandraina, ancien directeur de la Sécurité de la Haute Cour constitutionnelle, était toujours détenu à la prison d’Antanomora. Il a été condamné en août par un tribunal pénal d’Antananarivo à une peine de deux ans d’emprisonnement avec sursis pour mise en danger de la sécurité de l’État, entre autres chefs d’accusation. Il n’a cependant pas été remis en liberté car les autorités l’accusaient d’étre impliqué dans le meurtre d’une employée de librairie, commis en avril 2009 à Ambohijatovo. Ce nouveau procès n’avait pas été programmé à la fin de l’année. Sa santé s’est détériorée durant sa détention et il a effectué un séjour à l’hôpital à la mi-janvier.

Ambroise Ravonison et Harison Razafindrakoto, deux membres de l’opposition, ont été arrétés par des agents de la HAT en mai alors qu’ils participaient à une émission de radio à Antananarivo. Les deux hommes ont été frappés. Accusé d’avoir injurié le président de la HAT, Ambroise Ravonison a été placé en détention à la prison d’Antanimora durant deux semaines, puis condamné à une peine de huit mois d’emprisonnement avec sursis. Harison Razafindrakoto a été remis en liberté.

Le 8 octobre, Jaky Ernest Rabehaja, l’un des leaders d’une grève de magistrats menée en octobre, a été arrété et forcé à monter à bord d’une voiture des forces de sécurité. Il a été relâché un peu plus tard dans les faubourgs d’Antananarivo.

Liberté d’expression – journalistes
Des journalistes ont cette année encore été soumis à des manÅ“uvres d’intimidation et à des actes de harcèlement. Les organes de presse privés et ceux perçus comme ayant des liens avec l’opposition ont été pris pour cibles. Trois stations de radio au moins ont été interdites.

Le 6 octobre, des fonctionnaires du ministère de la Communication ont fermé la station Fototra, une radio détenue par Saraha Georget Rabeharisoa, la présidente du Parti vert de Madagascar, qui avait annoncé peu auparavant sa candidature à l’élection présidentielle.

En mai, 10 employés de Radio Fahazavàna, une station appartenant à l’Église réformée de Madagascar (FJKM), ont été arrétés et placés en détention, tandis que la radio était frappée d’interdiction par le ministère de la Communication. Ces personnes ont été remises en liberté conditionnelle en septembre. La radio, elle, était toujours fermée à la fin de l’année.

Procès inéquitables
Le procès des personnes accusées d’avoir commis des homicides illégaux le 7 février 2009 au palais présidentiel d’Ambohitsorohitra a débuté en juin. Au moins 19 personnes ont été condamnées à des peines d’emprisonnement. Le procès n’a pas été conforme aux normes d’équité internationalement reconnues. Certains prévenus n’ont pu exercer leur droit à la défense, leur droit de contester la légalité de leur détention, leur droit d’étre entendus équitablement et leur droit de se défendre en personne ou de se faire assister par un avocat.

Le 28 août, un tribunal d’Antananarivo a condamné l’ancien président Marc Ravalomanana et huit autres personnes aux travaux forcés à perpétuité. Ils avaient été déclarés coupables d’avoir participé aux homicides illégaux du 7 février 2009 à Antananarivo. Un mandat d’arrét a été émis contre l’ancien chef de l’État, qui a été condamné par contumace. Des membres du barreau malgache ont émis des critiques concernant le déroulement du procès.

Source : Amnesty International

Amiko de tsotra mitovy hevitra @ i lagoon isika ihany no afaka manala ny geja amatorany mpanao politika Malagasy

http://www.afriscoop.net/journal/spip.php?article3606

ny antony de tsotra ireo harena sy tombotsoa manokana iarahamahalala anaovany mpisaosy ampihimamamba miaraka @ sarko sy ny fransafrika, tsy misy fiarovana sy fitsimbinana ny marobe tompotanindrazana , zvdoza no ateraky izany raha itony miseho ao Nigeria sy Ivory Coast no dinihana antsika no misaina

http://www.youtube.com/watch?v=sgHaIVvJoU4&feature=related

ambava homana ampo mierotra

11. Miharena ( 15/05/2011 12:28)
Raha milaza ianao Milamm hoe bouclé ny fampahalalam-baovao dia diso izany satria afaka miteny daholo izao ny olon-drehetra raha ny fahitana azy. Ny zavatra tiana ambara fotsiny dia misy ireo gazety izay milaza masaka fotsiny koa fa tsy manana analyse normale ny zava-misy.
Ny hitako hoe tsy mahomby hatramin'izao dia ny tetika ialàna amin'ireo toetra efa nananan'ny mpanao ampihimamba rehetra ireo izay mbola tsy mahiratra ihany eo amin'ny fiadiana ny tombontsoan'ny mponina eto.
Ny zavatra tsapa ihany koa dia ireo fitenenan-dratsy etsy sy eroa rehefa niala i Ravalo. Lasa tsy normal intsony ny fomba fanehoan-kevitra fa lasa bontolo be fotsiny izao. Izay no nahatonga ny radio fahazavana hihidy satria efa mihoatra ny loha kosa ny zavatra nambara tao.
Mila olona manana loha mitombina tsara fa tsy olona misamboaravoara tsy mamokatra rehefa mitarika sy miteny. Mila olona mahay manazava hatramin'ny farany ny heviny ary mifandraika tsara amin'ny zava-misy.
Na izany na tsy izany, mirindra foana io fomba itondran'ny gasy ny zava-misy amin'izao fotoana izao io. Izay tsy mahay mamindra no ho vaky loha fa mety aloha izao ny fomba famahana tsikelikely tsy hahafahan'ny olona hitsabaka loatra amin'ny raharahantsika eto.
Izay tsy misokatra amin'ny fifanakalozan-kevitra no tsy tafavoaka eto ary izay tsy manokatra tsara ny masony no ho lavon'ny fandrika ataon'ny vahiny.
12. milamm ( 15/05/2011 13:24)
Miharena, raha nanokatra ny lohahevitra ianao de fampihorohoroana no nasongadinao moa ve afaka miteny marina daoly ny olona ao anatiny zany ? mirindra marina @ zvmisy v zany famoaboasankevitra lazainao zany oh.atr@ mpianatra eny Ankatso tsy ela aza zay tafihiny milisy fat(t@ fametrahany fat ny ministra vaovao fampianarana ambony) toa mifanipaka avy hatrany @ zany ny tohiny ambaranao farany eto. Manaja ny tsy fitoviankevitra tanteraka aho nefa mijery tsy mitongilana koa ny fijery hafa sy
13. milamm ( 15/05/2011 13:33)
vakio 1 mande ireo kirakirambaovao etsy ambony de ho hitanao ny loza mitatao mbola ho avy sy ny efa miseho, na ny fianakaviambe ny firenena mikambana aza tsy manaiky hoe milamm sy mirindra izao, efa firy izay fifampihavanana sy fifanakalozankevitra notsipahany fat zay atr@ ny olona maneho hevitra eny andalambe, gazety radio sns solomavambahoaka ka atr@ filoha nofidimbahoaka no nesorina t@ vavabasy ka diniho ihany. Isika rehetra ihany no tompony fanapahankevitra @ ho avintsika na ampihorohoroana aza ny fiarahamonina Malagasy
14. bazylou ( 16/05/2011 18:09)

wawawawawawawaw

beurk
15. milamm ( 16/05/2011 18:13)
loool mbola tsy sitrana ela bazy matoa mivovo otran'io tsisy hevitra fa koboko loool tohizo ny fitsaboana de mazotoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5111