Vehivavy gasy liana @ nail - art

1. armiou ( 05/05/2011 09:53)
Salama daholo,

Mba te hiserasera @ ireo vehivavy gasy liana sy manao nail art (art de décorer les ongles).
Mitady @ google sy forum mantsy aho dia ts mahita minhintsy ka nanokatra mihitsy an'ity sujet ty!! Tena misy anefa any ho any satria rehefa nandeha niantsena tany behoririka aho eo @ ilay misy matériel fanaovana hoho eo dia nanontany hoe misy strass ve?? dia hoy izy hoe nisy be dia be mihintsy teo fa efa lany... 10000 ariary nefa lé izy!!! Nisy vernis crackle zay kou ao amina sinoa iray dia rapitso hoy izy misy ndray d tonga aho t@ 3 hariva dia lany kou hono ilay izy nefa 10000 ariary koa. Be dia be mantsy ny blog momba azy io saingy tsy mba mahita gasy mihitsy aho. Izaho dia nanokatra ny ahy 1 volana teo ho eo izay. IO ny lien raha mahaliana anareo: Armiou-nailart
Dia manasa antsika rehetra mba ho liana @ izy io fa tena loisirs mahafinaritra be!!
Misaotra!
novalian'i Todie ny 19/05/2012 20:48
2. sipagasy ( 10/05/2011 09:18)
zah koa akia aty frantsa mba nitady fa vao tonga @ mpivarotra hono dia lany annnn
3. Armiou ( 10/05/2011 11:59)
Tena kivy kely aho hoe tsy misy taitra amlé izy ny olona!!! Nasiako sary ndray alou!!

4. pissoa ( 10/05/2011 12:00)
Hi hi hi, tsy manao an'ilay art za fa namangy an'ilay blog fotsiny dia tiako be ilay water marble hi hi.
5. Armiou ( 10/05/2011 12:19)
Misaotra na dia zay fotsiny aza e, miss anglisy! hi hi
6. summer ( 11/05/2011 20:18)

salama o, za mipetrakaty diego,za ko ti anizy io b.mandany ftn mihitsy a ref manao verni!tsis fantako zany zavtr lazaindry zan ,fa za manafatra amkizy any tana mihitsy mndef itoy deco n

Salama daholo,

Mba te hiserasera @ ireo vehivavy gasy liana sy manao nail art (art de décorer les ongles).
Mitady @ google sy forum mantsy aho dia ts mahita minhintsy ka nanokatra mihitsy an'ity sujet ty!! Tena misy anefa any ho any satria rehefa nandeha niantsena tany behoririka aho eo @ ilay misy matériel fanaovana hoho eo dia nanontany hoe misy strass ve?? dia hoy izy hoe nisy be dia be mihintsy teo fa efa lany... 10000 ariary nefa lé izy!!! Nisy vernis crackle zay kou ao amina sinoa iray dia rapitso hoy izy misy ndray d tonga aho t@ 3 hariva dia lany kou hono ilay izy nefa 10000 ariary koa. Be dia be mantsy ny blog momba azy io saingy tsy mba mahita gasy mihitsy aho. Izaho dia nanokatra ny ahy 1 volana teo ho eo izay. IO ny lien raha mahaliana anareo: Armiou-nailart
Dia manasa antsika rehetra mba ho liana @ izy io fa tena loisirs mahafinaritra be!!
Misaotra!
[/quote]
7. armiou ( 12/05/2011 05:09)
Salut Summer,
Misaotra namaly. Lé strass akia lé pierre apetaka reny a! io misy déco nataoko mapiasa strass:

Lé crackle lé vernis otrn mvakivaky lé izy refa hosorana.
Ahoana akia ra mba atao eto zay déco nataondry a!
8. summer ( 13/05/2011 07:26)

salut njy,ay? nena ndray anie otrranireny@ net ren an de za ian no manao azy,ary tsy mora afak v le strass?tena mahalasa adala ana mihitsy mahita le izy
u
t
nalama o, za mipetrakaty diego,za ko ti anizy io b.mandany ftn mihitsy a ref manao verni!tsis fantako zany zavtr lazaindry zan ,fa za manafatra amkizy any tana mihitsy mndef itoy deco n

Salama daholo,

Mba te hiserasera @ ireo vehivavy gasy liana sy manao nail art (art de décorer les ongles).
Mitady @ google sy forum mantsy aho dia ts mahita minhintsy ka nanokatra mihitsy an'ity sujet ty!! Tena misy anefa any ho any satria rehefa nandeha niantsena tany behoririka aho eo @ ilay misy matériel fanaovana hoho eo dia nanontany hoe misy strass ve?? dia hoy izy hoe nisy be dia be mihintsy teo fa efa lany... 10000 ariary nefa lé izy!!! Nisy vernis crackle zay kou ao amina sinoa iray dia rapitso hoy izy misy ndray d tonga aho t@ 3 hariva dia lany kou hono ilay izy nefa 10000 ariary koa. Be dia be mantsy ny blog momba azy io saingy tsy mba mahita gasy mihitsy aho. Izaho dia nanokatra ny ahy 1 volana teo ho eo izay. IO ny lien raha mahaliana anareo: Armiou-nailart
Dia manasa antsika rehetra mba ho liana @ izy io fa tena loisirs mahafinaritra be!!
Misaotra!
[/quote]
[/quote]
9. summer ( 13/05/2011 07:30)
Manana blog nga ndry?tsara b mihitsy io nalefandy farany io,de io zao indry ihany v no manao le dessin?
summer:

10. armiou ( 13/05/2011 18:58)
Salut Summer,
ie manana blog aho io ny lien armiou-nailart.over-blog.com
Ie za iany manao anlé dessin. Lé strass lou mora miala e!!
summer:

Manana blog nga ndry?tsara b mihitsy io nalefandy farany io,de io zao indry ihany v no manao le dessin?
11. summer ( 14/05/2011 18:00)

slt,avy n ijery le blog za de t hanontany ra mety oe ahona kay sa misy fitovan special ny hanaovana ireo dessin ireo?le fleur kel v vdin manokana?ny a mantsy tooth pics n ampesaik d lmiteb.merci i

ie manana blog aho io ny lien armiou-nailart.over-blog.com
Ie za iany manao anlé dessin. Lé strass lou mora miala e!!
summer:

Manana blog nga ndry?tsara b mihitsy io nalefandy farany io,de io zao indry ihany v no manao le dessin?

[/quote]
12. armiou ( 15/05/2011 19:29)
Salut, lé dessin atao @ pinceau spécial nail art. Ao @ avance center misy. Otranio lé izy.

(fa t@ za mbola tsnanana dia nividy pinceau mahazatra reny dia netezana ny sisiny dia mety koa)
Lé fleur kely manga manga io vidina manokana fimo ny anarany misy batonet d tetehina na efa voatetika. Tany analakely no nividianako 15000f ao anaty caroussel otranio:

Fa inona aki lé tooth pics?
Bye!!

summer:

slt,avy n ijery le blog za de t hanontany ra mety oe ahona kay sa misy fitovan special ny hanaovana ireo dessin ireo?le fleur kel v vdin manokana?ny a mantsy tooth pics n ampesaik d lmiteb.merci i
13. summer ( 16/05/2011 19:34)
salutndry, ily fimo izany no hananako f izaho mo tsy de mahay ilay anarana. Efa ela nga idry nanaoizy io?za matsy vo aingana de ten mbola tsy de misy haiko!cure dent aki le tooth apic, mo za mipetrakaty diego tena tsy mahita zavatra mahafinaritra otranireny fa ref sendra mande tana vo mnararotra mividy.merci fa tena hividy fitaovan mihtsy za atoato.bye s
14. armiou ( 17/05/2011 05:17)
Salut, za 2 mois teo ho eo zay no nanao! Jereo aky ty blog ty fa tsara be daholo ny ataony sady mampianatra kou izy: www.nail-art.fr

Mazotoa njy!

summer:

salutndry, ily fimo izany no hananako f izaho mo tsy de mahay ilay anarana. Efa ela nga idry nanaoizy io?za matsy vo aingana de ten mbola tsy de misy haiko!cure dent aki le tooth apic, mo za mipetrakaty diego tena tsy mahita zavatra mahafinaritra otranireny fa ref sendra mande tana vo mnararotra mividy.merci fa tena hividy fitaovan mihtsy za atoato.bye s
15. toola ( 27/05/2011 08:20)
salut!
aiza kay no misy anao fa otrany mahaliana ahy le iz?
16. armiou ( 27/05/2011 18:15)
Salut za aty a/zaka!!
17. nilex ( 16/06/2011 08:37)
slt,hitako le resakao ,dia tiako ho fantatra izay tena tadiavinao marina fa ny fadiko mantsy esthéticienne ary tena manao ireo sary asehonao ireo mihintsy izy,azoko proposena aminy ny resakao dia mifanoro eo nareo e,sa ahoana?
18. bichette ( 12/07/2011 11:53)
maharitra firy andro aloha ireo zavatra ireo e ?
19. sipagasy ( 19/07/2011 07:09)
arakaraky ny fanirin'ny hoho akia ry bichette ann, ny ahy dia eo @ 3 à 4 herinandro eo ny repousse, dia @ izay no avaozina indray
20. manampi67 ( 29/08/2011 11:17)
Je ne suis pas esthéticienne mais je trouve c'est très très jolie ce que vous faites, décoration, etc......bonne continuation les filles/dames !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1264