Vehivavy gasy liana @ nail - art

21. sitlo ( 29/08/2011 20:52)
Za mahita fika,

Alaina sary aloha ilay hoho dia amboarina amin'ny fotosopy ilay art.
22. Todie ( 19/05/2012 20:42)
Salut daholo! Za de malagasy pur, tia mijerijery vidéos @ Youtube. Zay no nahitako voalohany ny mombamomba ny nail art. Tena babo tanteraka ny foko vao nahita "panda" kely izay ka niezahako naverina ilay izy ... tsy vitako mihitsy anefa, ny fitaovana ihany koa tsy ampy tamin'izay. Nandeha ny fotoana, iray volana monja taty aoriana feno fitaovana fanaovana nail art tato an-trano: fimos, pinceaux, paillettes, kit tampon nail art, vernis maro loko ... ary nanomboka namorona ny "design"-ko manokana aho.
Ho an'izay malagasy mba liana : Or'Iginale
Pejy facebook noforoniko hizarako ny mba vitako.
23. Todie ( 19/05/2012 20:46)

Création-ako manokana
24. Todie ( 19/05/2012 20:48)
Armiou:

Tena kivy kely aho hoe tsy misy taitra amlé izy ny olona!!! Nasiako sary ndray alou!!





Tsara be ry ise f'aza kivy an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7181