Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
RBNIR ( 27/04/2011 10:19)
Ahoana ny hevitrao mikasika ny travail sur Internet à domicile
Faly miarahaba ny namana rehetra, Vaka dia vaka ny saiko fa betsaka ny offre voaraiko amin'ny internet, rehefa dinihina otran'ny hoe tena mitombona, nefa matahotra ihany koa ny saina sao dia arnaque ... tohiny
novalian'i bainina27 ny 17/01/2018 07:12
rojosalohy ( 26/04/2011 14:07)
Manandona-AntsirabeII
Ho an'ny olona rehetra avy ao Manandona-AntsirabeII, izay akaiky na lavitra. Aza adino ny tanàna fa ndao hifandray tanana ny iray fihaviana. Misy groupe @ anaran'ny tananantsika ao @ facebook de midi... tohiny
novalian'i soanja ny 28/04/2011 10:42
milamm ( 26/04/2011 11:18)
mariaziny le printsy anglisy sy ny fofombadiny
hisintona ny sainy fahampalalambaovao erantany indray io zoma 29 aprily zao ny mariaziny ilay ho mpanjaka britanika indray andro any, (efa ho voafatotra lery tsy ho ela ka mionona sisa no azony vhv sa... tohiny
novalian'i VALIZO ny 28/05/2011 06:24
josiah ( 26/04/2011 07:26)
fa maninona
Fa maninona ho aho ny pris hotely any mada no lavo be e, toa pris francais reny daholo le izy de mba ahoana no hahatakarany gasy anireny pris reny e.... tohiny
novalian'i sipagasy ny 23/05/2011 17:05
Herimiafina ( 24/04/2011 11:30)
Golf type II sy Type III
golf type II phase I sy golf type II phase II. Inona no mahasamihafa an'ireo? Mijery indray aho endrika ivelany fotsiny, golf type II sy golf type III dia tsy hitako izay mahasamihafa azy, misy afaka... tohiny
novalian'i jinandri ny 11/12/2014 14:22
milamm ( 22/04/2011 13:19)
fransafrika sy Ivory coast
tsy misy hafa @ mahazo ny firenena 11 eraky afrika ny miseho ao amitsika http://ce-soir-ou-jamais.france3.fr/?page=emission&id_rubrique=1391 noho ireo saribakoly toa an'i ouattara sy ry tgv mpanompo... tohiny
novalian'i milamm ny 02/05/2011 00:26
vonynive ( 22/04/2011 06:05)
zanak'Andriamanitra mpiara-miasa @ Ray
miarahaba antsika rehetra, raha mamaky ireo faminaniana voalaza teo aloha isika dia manontany tena hoe ho tanteraka ve izany ? ary iza no hanatanteraka azy ? miara-miasa mandrakariva @ olona ety ambon... tohiny
novalian'i Miharena ny 23/04/2011 04:12
milamm ( 21/04/2011 15:37)
fikajiana ny tontolo iainana
tonga saina ihany mijery tony fandaharana manazava ny momba io sehatra 1 io eto, http://www.youtube.com/watch?v=BXvCf3cCnY4 mahay mamorona sy manamboatra ary mamotika ny tontolo iainany raolombelon... tohiny
arialy ( 19/04/2011 12:04)
zaza tsy mety miteny gasy
Asa ianareo izay mipetraka ivelan'ny Nosy na efa nahita olana mitovy amiko miresaka teny gasy foana izahay ao an-trano, afa tsy rehefa misy vahiny tsy mahay. Ny zanako, marihiko fa mande crèche ary e... tohiny
novalian'i jesuisla ny 22/01/2012 06:29
arialy ( 19/04/2011 11:58)
hagadrano
miarahaba ny rehetra indray hono hoa misy aminareo ve no efa nisy hagadrano? fa tena manirikiry ahy lay izy, tsy haiko fa toa nisy hagadrano tampoka izany ny lohako, mangihidihidy be tsy laitra, nohev... tohiny
novalian'i soanja ny 10/05/2011 01:28
rekinbelo ( 19/04/2011 11:17)
BABYLONA LEHIBE
Mba te hihaino ny hevitrareo momba io Babylona lehibe voalazan'NY Apok io za e! dia manantena serasera mahafinaritra avy aty aminareo... tohiny
novalian'i daran ny 12/05/2011 17:06
vonynive ( 18/04/2011 08:48)
fanabeazana ny tanora malagasy : ny andraikitry ny fanjakana
fanabeazana ny tanora malagasy : ny andraikitry ny fanjakana Adidy iaraha-manana ny fanabeazana ny tanora: miezaka ny vondrona voakasika; tsy mikely aina tokoa ireo mpanabe (ray aman-dreny; ny any an... tohiny
Amiko ( 17/04/2011 07:27)
AHY I? MADAGASCAR!
indro ry mpamaky misy vetso iray atolotro ho anao eto @ty takelaka ity! AHY I?MADAGASCAR Na misy aza tany afa manandaza sady... tohiny
novalian'i hery ny 18/04/2011 04:58
sjef ( 16/04/2011 18:28)
work office
Mitady fanampiana indray re zay mba mahalala, fa ny ordi -ko nisy fotoana simba, de efa vita izy @zao saingy, nanjavona ny "work office", kanefa toa lafo be ny mividy. Sao misy mahalala re raha misy g... tohiny
novalian'i raherigna ny 27/04/2011 18:13
0uioui ( 16/04/2011 10:26)
hita be hoe resy isika ,sady voahitsaka tanteraka
-Tsy hoe manome fo tsika mpanohitra mitambatra aho akory (arema ,tim ,3mv ,psd ,akfm ...) fa ny tsapa dia hatramin'ny nahalasa an'ingahy Yves Aimee ,sy ireo namana marobe izay vato nanohana sy hery n... tohiny
novalian'i 0uioui ny 21/04/2011 13:24
Dan23 ( 16/04/2011 10:06)
aniany miharo lesona
Nandeha nanao fialan-tsasatra tany amoron-tsiraka ity mpiasan'ny banky lehibe iray. Rehefa nipetrapetraka maraindraina teo amoron-drano izy dia nahatsikaritra lakana avy nanjono ka nahita ireo trondro... tohiny
novalian'i 5laody ny 22/05/2013 08:13
ydifas ( 16/04/2011 02:04)
FAMINANIANA 3
Ny fiadanan'i Kristy anie no handroso ao anatitsika izay mamaky. Miarahaba antsika. Indro ny tohin'ilay hafatra ara-paminaniana efa naroso teto. [i]"Ho avy ny andro, hamangy ny mpitondra fivavahana e... tohiny
Josiah ( 15/04/2011 21:38)
mitady salle hanaovana fety
Mitady salle hanaovana fety sy olona afaka mikarakara sakafo olona eo @80 eo no ho eo , toerana tana ,dia mila DJ ihany koa.Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i andy79 ny 13/10/2011 19:25
sjef ( 15/04/2011 20:08)
logiciel...
Iza mba mahalala logiciel , azo anaovana copie music avy @ ao @ youtube. Misaotra anareo mialoha,... tohiny
novalian'i raherigna ny 21/04/2011 17:38
Josiah ( 15/04/2011 12:33)
Mila fanampiana ooo
Slt daholo ,za reto gasy mipetraka aty france manambady vazaha.Dia mieritreritra hamangy ny fianakaviana any mada.Te hanao fety be mihitsy aho rhf tonga any de aiza reto ny mba misy trano mora sy olon... tohiny
novalian'i Josiah ny 21/05/2011 09:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6563