Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
RUZ9
(
15/04/2011 11:56)
FITAKA SY FANDRIKA NY FANKATOAVAN'NY OIF SY NY COI ARY NY FRANTSAY
Hirehaka indray ny FAT sy ny firongony fa nanaraka ny baikon'i Lafrantsa koa ny COI sy ny OIF; tsy mahagaga izany fa samy tsy misy mikendry ny soa ho an'ity firenena ity ireo.
Ho tombontsoa ho an'iza ...
tohiny
novalian'i papala ny 14/06/2011 13:08
RUZ9
(
15/04/2011 11:50)
FANDRIKA NY FANKATOAVAN'NY COI SY NY OIF ARY NY FRANTSAY
Hirehaka indray ny FAT sy ny firongony fa nanaraka ny baikon'i Lafrantsa koa ny COI sy ny OIF; tsy mahagaga izany fa samy tsy misy mikendry ny soa ho an'ity firenena ity ireo.
Ho tombontsoa ho an'iza ...
tohiny
raherigna
(
14/04/2011 16:27)
Fitiavana
salama daholo nareo ry vevavy
zah ry vevavy mitady sipa tena tia anah. zany oe tena mba mifankatia reny zay roa e!
zah mako ny sipako fôna no manandroa fa zah tavela fôna, inona ngamba ny antony? na...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 03/02/2012 18:24
Miharena
(
13/04/2011 15:45)
Ny fahitan'i Jaona momba ny Apokalypsy
Miarahaba ny rehetra mpandinika sy mpandalina rehetra indray amin'ny Anaran'ny Tompo.
Tiana havoitra kely ity lohahevitra ity mba hamantarana izay dingana vitan'ny tsirairay na antoko samihafa momba ...
tohiny
novalian'i rekinbelo ny 27/04/2011 07:52
andrywui
(
12/04/2011 07:45)
Fanjakana tsara tantana=.....
Sarotra esorina ,Sarotra alana eo amin n'y toerany satria efa Fanjakana tsara tanana no zao amehezana fohy azy amizao fotoana zao ....i charles miditra rahateo efa tsy nanamaimbo tsony.....koa Inona n...
tohiny
novalian'i nilex ny 02/05/2011 12:45
RUZ9
(
11/04/2011 12:18)
FANAHY NO OLONA REGLE DE CONDUITES ET VOIE A SUIVR POUR L'EVOLUTION SPIRITUEL
Fantatrao ve ny tena atao hoe NY FANAHY NO OLONA?
Araho ato ny fanazavana http://cyrius.centerblog.net
Fanazavana ara-tsiantifika no ho hitanao
araka ny fahalalan'ny Razantsika
ho hitanao ao koa n...
tohiny
novalian'i Miharena ny 11/04/2011 15:58
RUZ9
(
11/04/2011 12:10)
FANESORANA NY FAT EO AMIN'NY TOERANY IHANY NO VAHAOLANA
Resa-poana sy fandrirarirana ny fampanantenana fifidianana ataon'ny FAT, sady tsy missy finiavana hanao fifidianana eto no tsy misy finiavana hamaha ny krizy, ny hijanona ela eo @ fitondrana ihany no ...
tohiny
novalian'i milamm ny 14/04/2011 00:03
fali
(
11/04/2011 10:16)
fomba ahafahana manotrika ankondro
salama daholo zareo a ! sao de mba misy mahalala hoe ahoana ny fomba fanakotrehana akondro, @ ilay izy mbola manta iny, ny trano, ny afo, sns !! Misaotra betsaka daholo e !...
tohiny
novalian'i fali ny 15/04/2011 11:29
rijadolly
(
10/04/2011 17:40)
giravy be ilay vava e!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=wWazLpBrPJo&feature=related[/youtube]
giravy be ilay vava e! tena tapaka ny tsinaiko marina, hihihihih!...
tohiny
novalian'i Josiah ny 15/04/2011 21:21
milamm
(
10/04/2011 00:30)
fandaharana manokana akaiky momba an'i Jacko Peter Pan
asa ze efa nahita ty fandaharan'i Martin Bashir ty tsy mbola nivoaka angazety sns talohany nahafatesany fa episode maromaro izy no azo arahina fa tena Peter Pan marina i Michael Jackson, fanomezana av...
tohiny
rouvamiora
(
08/04/2011 19:40)
vidin'ny billet ao madagascar am fiaramanidina
Mba liana ny tena oe ohatrinona eo ny vidin'ny billet ao dago ao, ohatra oe: tana-diego, tana-toamasina, tana-toliara....? Indray2 manko mety oe maika tampoka....
tohiny
bor2lais
(
08/04/2011 09:26)
Borné sa malala-tsaina !
Averiko eto ity lohateny nataon'i Hery ity mba "hakan-drivotra" kely ! Ialako tsiny amin'i Hery ny famerenana azy eto.
-copier/coller-
hery - 09/09/2010 15:47
Mazava ho azy fa mifanohitra ny olona ...
tohiny
novalian'i Dan23 ny 16/04/2011 09:30
Miharena
(
08/04/2011 08:00)
Ny mahasamihafa an'Andriamanitra sy Lucifer
Manokatra kely ity loha-hevitra ity indray aloha aho fa mahita fa adino ny mahasamihafa an'Andriamanitra sy Lucifer.
Andriamanitra dia tsy manavaka fa Lucifer dia manavaka. Nahoana hoy ianao? Ny anat...
tohiny
novalian'i Miharena ny 12/05/2011 05:58
Miharena
(
08/04/2011 07:58)
Ny mahasamihafa an'Andriamanitra sy Lucifer
Manokatra kely ity loha-hevitra ity indray aloha aho fa mahita fa adino ny mahasamihafa an'Andriamanitra sy Lucifer.
Andriamanitra dia tsy manavaka fa Lucifer dia manavaka. Nahoana hoy ianao? Ny anat...
tohiny
ydifas
(
08/04/2011 03:10)
FAMINANIANA 2
Faly miarahaba anao ary mampita ity hafatra ity amin'ny Anaran'i Kristy ny tenako.
Ho tohin'ilay hafatra ara-paminaniana nalefa tamin'ny farany dia indro indray ny tohiny. Amafisiko eto fa tsy avy ami...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 08/04/2011 19:07
Peti
(
07/04/2011 22:01)
Mila toro hevitra
Miarahaba anareo rehetra,miala tsiny sipagasy satria ianao zao no fantatro fa mipetraka ao frantsa, koa mba mila toro hevitra oe ahoana ny mba hahafahako miampita miditra mankeo frantsa ? Satria izaho...
tohiny
novalian'i Peti ny 17/04/2011 10:07
Peti
(
07/04/2011 22:00)
Mila toro hevitra
Miarahaba anareo rehetra,miala tsiny sipagasy satria ianao zao no fantatro fa mipetraka ao frantsa, koa mba mila toro hevitra oe ahoana ny mba hahafahako miampita miditra mankeo frantsa ? Satria izaho...
tohiny
novalian'i voatsinapy ny 07/10/2011 12:28
christian777
(
07/04/2011 13:06)
FIRY JESOSY ARY FIRY ANDRIMANITRA?
Matio 24:4) « Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hœ: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo. »
(Matio 24:5) « Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hœ: Izaho no Kristy, ka maro no ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 12/05/2011 13:16
andrywui
(
07/04/2011 11:11)
MPANOHITRA ....
Yves Aimee rakotoarisoa ,Rina Andriamandavy ...
naninona ireo MPANOHITRA faranze be loha sy mahery vava ireo no "kivy ihany" ny farany de tsy nivarotra ronono tsony ?
- misy antony ao ry reto a
1/...
tohiny
novalian'i bazylou ny 07/05/2011 18:20
mirananirina
(
07/04/2011 07:28)
MASIAKA Andriamanitra
Masiaka tokoa Atra raha ny hita sy voalaza ny baiboly no lazaina,betsaka ny olona novoniny (satria mpanota)ohatra ny tantaran-dry Noé,Samson,David et Goliath,Moïse.sns......maro be.Rehefa dinihana...
tohiny
novalian'i blackj521 ny 03/05/2011 10:27
