Fitiavana

1. raherigna ( 14/04/2011 16:27)
salama daholo nareo ry vevavy
zah ry vevavy mitady sipa tena tia anah. zany oe tena mba mifankatia reny zay roa e!
zah mako ny sipako fôna no manandroa fa zah tavela fôna, inona ngamba ny antony? nareo apela mety malala azy!
novalian'i jesuisla ny 03/02/2012 18:24
2. nilex ( 16/06/2011 08:31)
Mety misy antony aho izay mila dinihina lalina mety avy avy aminao ve ohatra?sa sao kosa ny olona iarahanao no efa tsy milamina mihintsy,mila dinihina koa io alohan'ny tena hitiavana sy hametrahana fitokisana aminy.Tsy azo atao ny mijery ny olona ivelany ohatra hoe ny bikany,na ny hareny ohatra fa aleo ilay fanahy maha olona mihintsy no hametrahana ny fitiavana.Misy mantsy ny lehilahy efa hitany izao ilay vehivavy fa jilajila ohatra nefa tsara tarehy dia kotiny ihany dia ny ao andohany dia hoe avy eo mifamolaka nefa mety tsy hihety izay.
Fa ny tena marina ny vady dia fanomezana avy amin'Atra ka angataho aminy mandrakariva.Marina fa be ny mandalo fa ho hitanao rehefa tonga ilay ho anjaranao dia ho tsapanao eo fa tena hafa mihintsy e tsy mitovy ireo teo aloha .Koa dia mandrasa fa aza kivy.Inty misy hafatra kely avy amin'ny Tompo ho anao :"Manam-bady va hianao? Aza mitady izay hisarahana. Tsy manam-bady va hianao? Aza mitady vady."

KORINTIANA VOALOHANY 7 27 - 27
3. 2203 ( 22/09/2011 07:20)
mazotoa mandende de jereo ze mba titinao eni am arabe rehetra ini na eni am ze tena trace falehanao e, de jereo tsara ze tena filan'ny le oul hitanao de mba ataonao zani ze mapetipeti azi eo, fa itanao fa tena o tamana mints ni sipa raha ataonao anizani ,
4. raherigna ( 22/09/2011 10:28)
leiz ngeh m'fakatia milay b @ voalohany e! fa zah taraiky fôna fa ôtran' oe efa tapitra hono ny épisode zay zah vo gaga. zah ts mitady vady fa sipa hitiavina fotsiny ka.
m'sôtra betsaka
5. raherigna ( 22/09/2011 10:29)
leiz ngeh m'fakatia milay b @ voalohany e! fa zah taraiky fôna fa ôtran' oe efa tapitra hono ny épisode zay zah vo gaga. zah ts mitady vady fa sipa hitiavina fotsiny ka.
m'sôtra betsaka
6. raherigna ( 22/09/2011 10:29)
leiz ngeh m'fakatia milay b @ voalohany e! fa zah taraiky fôna fa ôtran' oe efa tapitra hono ny épisode zay zah vo gaga. zah ts mitady vady fa sipa hitiavina fotsiny ka.
m'sôtra betsaka
7. raherigna ( 22/09/2011 10:29)

2203:

mazotoa mandende de jereo ze mba titinao eni am arabe rehetra ini na eni am ze tena trace falehanao e, de jereo tsara ze tena filan'ny le oul hitanao de mba ataonao zani ze mapetipeti azi eo, fa itanao fa tena o tamana mints ni sipa raha ataonao anizani ,
8. armandelau ( 22/01/2012 21:02)
ny fidtiavana no lehibe indrindra,:-D
9. jesuisla ( 03/02/2012 18:24)
D inona no kely sy zandriny indrindra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2154