Mila toro hevitra

1. Peti ( 07/04/2011 22:00)
Miarahaba anareo rehetra,miala tsiny sipagasy satria ianao zao no fantatro fa mipetraka ao frantsa, koa mba mila toro hevitra oe ahoana ny mba hahafahako miampita miditra mankeo frantsa ? Satria izaho eto beyrouth @ zao.Dia misaotra mialoha.
2. voatsinapy ( 07/10/2011 12:28)

[quote=Peti]
Miarahaba anareo rehetra,miala tsiny sipagasy satria ianao zao no fantatro fa mipetraka ao frantsa, koa mba mila toro hevitra oe ahoana ny mba hahafahako miampita miditra mankeo frantsa ? Satria izaho eto beyrouth @ zao.Dia misaotra mialoha.
[/quo

salama e, tena tsara aloha miverina aty madagasikara ianao fa betsaka ny fause promesse.
sady itanao ko reo arabo reo fa mafy loha ihany ka tsy aleo ve mankamamy ny an'ny tena toy izay................
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1318