Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Peti
(
24/03/2011 23:23)
Namana eto Liban mila toro hevitra sy fanampiana
Faly miarahaba antsika namana rehetra mpitafa eto amin'ny forum sera2, ny tenako manoratra dia miasa eto liban efa ho 1 taona sy tapany izao, na dia fantatro aza fa mafy sy tsy ho erany ny zavatra mia...
tohiny
novalian'i samyah ny 24/05/2011 19:07
Miharena
(
23/03/2011 19:59)
IREO FAHAMARINANA tsy mety raisin'ny Kristiana fa hiadiany hevitra mandrakariva
Nosokafako kely ity loha-hevitra ity noho ny fifanipahan-kevitra maro miseho eo amin'ny fandraisana ny momba ny fahariana, famonjena, fahaverezana.
Inona marina no tena voarain'ny mino ary inona mari...
tohiny
novalian'i Miharena ny 04/04/2011 15:05
caboul
(
23/03/2011 09:53)
miharatsy ny fiainana
slt
fa maninona kay no simbaina ny zavatra tsara nataon`Andriamanitra e. Amboarina daoly ny retraretra, ovaina sns... MAninona no mampijaly tena mifady hanina, mampiseho ny vatana tsy tokony iseo, ma...
tohiny
novalian'i bichette ny 18/07/2011 14:56
kamongo
(
22/03/2011 21:35)
lehilahy mahihitra be
Bjr daôly,
Hono hoa ry vevavy namana, efa sendra lehilahy mahidy b v nareo? izy tia nef tena ts manome lelavola mintsy, d aôna ny fahazahoanareo an izany?
Tsy zany manko fa ilay niaraka t@ko talou ...
tohiny
novalian'i papala ny 07/06/2011 11:43
ledala
(
22/03/2011 18:34)
lalao Fanorona
Mandeha eny ny eritreritra , eo koa ny zava-misy: nisy fotoana novoizina mafy ny lalao fanorona ( lalao malagasy) efa nisy fifanitsanana mihitsy tao Antananarivo.
Voalaza fa ny ankamaroan'ny olona ma...
tohiny
bazylou
(
22/03/2011 16:04)
TAratasy misokatra ho an'i Soanja
raha nijery express androanay ianao dia nahita ilay ramatoa 73taona niditra an tsekoly hianatra mamaky teny sy manoratra.
Amiko ireny dia tokony amporisihana sy omena vola mihitsy aza i Bebe hazoto a...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 27/01/2015 05:16
bazylou
(
22/03/2011 16:02)
air madagascar
efa tokony soloina mihitsy ny avion 2 fa tsy mamely intsony e. ny afera amin'ny srdi koa tsy amelan'ny luxembourg sy bruxelles satria very fihinana ry zareo raha esorina aminy io.
Dia ahoana inona no ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 29/03/2011 20:14
ydifas
(
22/03/2011 10:44)
TSY MISY MAHALALA
[b]Marka 13/32[/b] "FA NY AMIN'IZANY ANDRO NA ORA IZANY DIA TSY MISY MAHALALA, NA DIA NY ANJELY ANY AN-DANITRA, ARY NA DIA NY ZANAKA AZA, AFA-TSY NY RAY IHANY"...
tohiny
novalian'i laloanany ny 26/03/2011 01:23
vonynive
(
22/03/2011 10:25)
fananganana société eto madagasikara
miarahaba antsika;
mila fanampiana aho sao mba misy afaka manome ahy ny tokony hatao
- fikambanana mpanao asa soa manao fitadiavam-bola maharitra sy lehibe ary mivelatra ho fanohanana ny asa
ka tsy...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 16:47
cyril
(
22/03/2011 09:52)
hono oa ! noho ity tsunami sy loza marobe ! sao de tokony ...
hiverina hiankohoka amin'i Masina Maria amizay isika zanak'olombelona eratany fa mety izany no mahatezitra an'Andriamanitra de hanasaziny ny olombelona satria be loatra isika kristianina tsy mety mana...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 05/04/2011 11:54
itaramasoandro
(
21/03/2011 20:59)
hevitry ny mpanao gazety vahiny
notsongaiko tao @ gazety miseo isan'andro [i]letemps.ch[/i], misy ny tohiny...
opinions vendredi18 mars 2011
Désastre politique et social à Madagascar
José Ribeaud
17 mars 2009: Andry Rajoelina ...
tohiny
itaramasoandro
(
21/03/2011 20:52)
hevitra avy @ mpanao gazety vahiny
notsongaiko tao @ [i]letemps.ch[/i] izay niseo ta@ 18 martsa lasa teo, misy ny tohiny...
opinions vendredi18 mars 2011
Désastre politique et social à Madagascar
José Ribeaud
17 mars 2009: Andry ...
tohiny
bazylou
(
21/03/2011 17:51)
hetra
Ahoana marina ny tena fandehan'ity fanavaozana sy fandoavan_ketra eny amin'ity contribution ity fa tena maha valalanina:
1- ny tena mahagaga dia ilay fanavaozana be avy hatrany ny antota-ttsy takiana ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 29/03/2011 09:08
bazylou
(
21/03/2011 17:38)
zafera masay
ti1ca.com/p4vrlaga-MATV1603-MATV1603.wmv.html
dia hita alohaizao fa i tgv no nangetttttttra dia voaroka daholo ny olona, beuuurrrk...
tohiny
novalian'i bazylou ny 23/03/2011 16:30
itaramasoandro
(
21/03/2011 15:56)
noentin’ny riaka mankadiry sy mahery ary rava ka potika ny faritra avaratr’i zapôn. tany efa nopotehin’ny hery ataomika enina ambienimpolo taona lasa izay.
mihatrika ny loza niantefa ny mponina...
tohiny
itaramasoandro
(
21/03/2011 15:53)
zapaone vs. malagasy ?
noentin’ny riaka mankadiry sy mahery ary rava ka potika ny faritra avaratr’i zapôn. tany efa nopotehin’ny hery ataomika enina ambienimpolo taona lasa izay.
mihatrika ny loza niantefa ny mponina...
tohiny
novalian'i itaramasoandro ny 22/05/2011 15:52
laloanany
(
21/03/2011 14:23)
Ny atao hoe TULIP na ireo teboka 5 n'ny Kalvinisma
(MIALA TSINY RAHA LAVA FA VAKIO HATRAMIN'NY FARANY RAHA MANAMPOTOANA)
Nataoko ny fanadihadiana: ny tantarampiangonana Kristianina hatramin'ny nahaterahan'i Jesoa Kristy ka hatramin'izao. Nanatrika s...
tohiny
novalian'i Miharena ny 30/03/2011 03:27
Miarotafita
(
21/03/2011 10:59)
tontolon'i fitiavana
salama dol nareo!zah reto mb mangataka torohevitra @ nareo mb ef manana traikefa @ resampitiavana f tena mjaly be zah fa sendra ny olana fon a!mb ampio e!...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 19/01/2012 17:32
ydifas
(
21/03/2011 08:01)
HEVERO NY HAFA
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Kristy ny tenako,
Tamin'ny farany dia nampahery antsika hifampivavaka ny tenin'Andriamanitra. Nahoana no ny hafa no entina am-bavaka fa tsy isika?
Diniho anie! rehef...
tohiny
ydifas
(
21/03/2011 07:57)
ENTO AM-BAVAKA
Miarahaba,
Miala tsiny raha toa ka eto no alefako ity satria eto no fantatro fa betsaka indrindra ny zanak'Andriamanitra.
Manana namana aho i Magloire no anarany, mipetraka any Toliara, tsy nandray ka...
tohiny
