fananganana société eto madagasikara

1. vonynive ( 22/03/2011 10:25)
miarahaba antsika;
mila fanampiana aho sao mba misy afaka manome ahy ny tokony hatao
- fikambanana mpanao asa soa manao fitadiavam-bola maharitra sy lehibe ary mivelatra ho fanohanana ny asa
ka tsy maintsy manao SARL ve izahay sa misy hevitra hafa ?
Misaotra anao izay afaka mamaly
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 16:47
2. soanja ( 22/03/2011 21:35)
Eo ANTANINARENINA eo. Eo akaikin'i BFV (ankavanana) raha mitodika amin'ny arabe ianao, ohatra ny hoe ho any Isoraka dia misy tranogoavana be misy rihana izay. Miloko manga be ilay tranoavo. Ao mandeha ary hanontanio ao daholo ny fombafomba rehetra fanamboarana taratasy fa ry zareo hanoro anao ny taratasy ilaina. Raha tsy manana izay hatoro izy dia hanoro anao ny aiza no aleha. Raha tsy izany dia mankanesa any amin'ny chambre de commerce ao amin'ny Tohatohabaton'Antaninarenina ao dia tena afaka hanoro anao aiza no aleha.

Mazotoa manampy sy manohana ary manala an'i Madagasikara amin'ny fahantrana.
3. vonynive ( 24/03/2011 06:16)

soanja:

misaotra anao soanja a!
4. naritsimba ( 25/03/2011 05:00)
Miarahaba antsika namana rehetra!
vonynive: Marina tokoa io lazain'i Soanja io, ao amin'ny tranon'ny TVM taloha no misy ny EDBM izay manome alalana ireo orinasa, misy namana mpiara-miasa ao afaka manampy tsara raha izay no ilainao.
Indro omeko anao ny Phone-ko dia afaka mifampiresaka isika 032 42 679 92.

Mirary soa hatrany ho an'izay vonona hanampy ny mpiray tanindrazana aminy.
naritsimba

vonynive:

5. vonynive ( 25/03/2011 05:59)

naritsimba:

misaotra anao naritsimba a!
manantena aho fa raha samy hanao izay ho afany isika tsirairay @ fifanampiana na ara-torohevitra na ara-materialy na ny hafa dia ho tratra ny tanjona.
6. jesuisla ( 17/01/2012 16:47)
Mba tsara ho fantatrao koa ny zoan'ny mpias,f olana 1 mampahantra ny vahoaka sy ny firenena izany. D ny tsy fanajana ny zoan'ny mpiasa rehetra. Tokony hifandanja @ asany ny karamany. tokony hahazo repos izy,sns
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2772