Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ledala ( 05/03/2011 21:47)
vaovao tsara
Mety ho any amin'ny resaka politika angamba no hilazako ity, nefa tsy ilay maha politika azy no handraisako azy fa ny ankapobeny, ka mamelaha ahy hilaza azy eto amin'ny tsetsatsetsa tsy aritra.Miala ... tohiny
vatofototra ( 05/03/2011 15:24)
TELECHARGER Observation-Proposition feuille de route Mouvance Ravalomanana
TELECHARGER Observation-Proposition feuille de route Mouvance Ravalomanana - TELECHARGER Observation-Proposition feuille de route Mouvance Ravalomanana - REGARDER VIDEO invité de Zoma feu Narisoa ... tohiny
novalian'i Noue ny 09/03/2011 21:19
NDINDY ( 05/03/2011 08:10)
ZAZA MIPIPY AMPANDRINA
INONA NO FANAFODY TENA MAHOMBY SY TSY LAFO LOATRA @ ZAZA MIPIPY AMPANDRIANA ?... tohiny
novalian'i guant ny 05/05/2011 13:30
RUZ9 ( 04/03/2011 14:18)
SARIMEHETSIKA VAOVAO NOVOKARIN-DRY FAT
May volon-tratra ny Fat ka namokatra film vaovao indray hanenjehana an'ireo mpitarika ny Ankolafy Telo. Efa mahalala sahady angaha ianareo fa ny tetezamita vaovao izay vao hatsangan'ny Ankolafy 3 no ... tohiny
novalian'i Noue ny 09/03/2011 21:20
bazylou ( 03/03/2011 19:52)
IPAD 2
Mety tsar akosa ilay izy an , sady mailaka be noho ilay voalohany. Toa hoe efa hivoka amin'ny faran'ny taona indray ny ipad3 fa leo mpifaninana hono ry lerony.... tohiny
novalian'i vale ny 08/03/2011 16:10
bazylou ( 03/03/2011 19:45)
samy hanao omby mitrena izany
izao ny ambiance ao mad ao re olona e. I tgv hono saika hisy hitifitra ny fiarany anio hoy tv+ ( fa tsy plosy an,looooool) Ry zefalibera anao transition bis hono fa tsy voany le merindahy kely io. ... tohiny
novalian'i cyril ny 04/03/2011 20:19
vale ( 03/03/2011 12:24)
pas toi..
Mba aingampanahy (izany ve moa izany?) tonga ato an-tsaina, ka alefako eto, satria tiko ny hizarana azy, azo fakafakaina sy iadian-kevitra koa, raha ilaina. Na mamindra, na mitoetra, dia izy ihany no ... tohiny
AndriambyII ( 03/03/2011 08:20)
Lery no tena matanjaka @ lalao baolinaa kitra é !!
Argentine: Un arbitre expulse 36 joueurs dans un méme match ! mar, 01 mars 21:00:04 2011 Au cours d'un match de quatrième division argentine, l'arbitre de la rencontre a adressé pas moins de 36... tohiny
ydifas ( 03/03/2011 08:20)
MPANANGANA NY RAVA
Faly mamangy antsika amin'ny Anaran'i Kristy amin'ny alalan'izao hafatra izao indray ny tenako. Iarahatsika mahita amin'izao vanim-potoana izao fa simba ny rafitra tsara rehetra misy, simba ny soatoa... tohiny
novalian'i Maranatha ny 01/06/2011 07:25
gris ( 03/03/2011 07:09)
NIHETSIKA NY TOMPON'ANDRAIKITRA
niroso am fanamboaran-dalana ny CUA izay tena mampimenomenona ny olona ny faharatsian' ny arabe eto am ville,mankasitraka e... tohiny
vatofototra ( 02/03/2011 20:57)
REGARDER VIDEO Déclaration Zafy Albert - Mise en place Transition
REGARDER VIDEO Déclaration Zafy Albert - Mise en place Transition - Déclaration Zafy Albert - Les trois mouvances vont mettre en place la Transition - Villa Elisabeth le 02 mars 2011 (discours ve... tohiny
jlhn ( 02/03/2011 20:37)
Fomba fiteny ve ny hoe ?
[quote] Mitovy tsisy sahala [/quote]... tohiny
Fiffi ( 02/03/2011 14:16)
Aloalo.....
Miarahaba ny rehetra indray.... Mba tiako fantarina io we "aloalo" io.... Rehefa nitady tato am net zah dé zao no hitako tao... LES ALOALO, POTEAUX FUNÉRAIRES DES MAHAFALY Les traditions malgach... tohiny
novalian'i Touki.ag ny 31/08/2022 06:40
vale ( 02/03/2011 11:40)
cheveux, soins etc..
Bjr dhl, mba zavatra voavakiko taty amin'ny net ity dia zaraiko eto sao mba mahaliana ny namana sasany e! _Raha tiana ho lava haingana hono ny volo, dia massé_na au moins 5minintra isan-kariva ny ho... tohiny
novalian'i Samilynah ny 03/02/2018 17:46
soanja ( 01/03/2011 23:11)
oh la la !
Dia lasa nahafitafy be ilay fiara. Ahoana indray ary izao ny mba hevitr'ireo hippie namana. Soa sy kanto lahy ilay zavabita!... tohiny
bazylou ( 01/03/2011 19:29)
ratsiraka mitapy
Milaza ilay rangahy iny fa hoe Mouvance Ratsiraka mbola ilaina ? Sady namono olona no nitondra an'i Madagasikara tany @ fahantrana lalina dia lalina nandritra ny 20 taona. Mila samborina iny fa iny... tohiny
novalian'i soanja ny 02/03/2011 23:22
bazylou ( 01/03/2011 19:07)
sain gasy, be fialonana,
hita mihitsy hoe ianareo ireo ry cyril and co no ten abe fialonana kay koo. Maninonano tsy mandefa ianareo raha mahay fa be fialonana amin'ny hafa fotsiny. Ry antsimbil izany aza moa dia mijay ny trai... tohiny
cyril ( 01/03/2011 11:33)
i PIERA (petera) tokoa ve no vaha-olana ? ...
--- Misaotra anao RBNIR amin'ny fampitana hafatra etsy ambany amin'ilay resaka lalana ety fa tsy migodana no hizorana sy asainao izorana merci ! -------fa izao oa : tena i PETERA na i PIERA tokoa ... tohiny
novalian'i nyhaingo ny 11/03/2011 14:05
RUZ9 ( 01/03/2011 09:46)
VAHAOLANA ARA-PANAHY NO HAMAHANA AN'IZAO FITONDRAN'NY MAIZINA IZAO
Mihamitatra hatrany ny fahasahiranan’ny firenena Malagasy ankehitriny, samy manao an’izay heveriny ho mety avokoa ny tsirairay eo anatrehan’izany. Misy ny miezaka hamaha ny olana, misy miezaka h... tohiny
novalian'i bazylou ny 01/03/2011 19:08
cyril ( 28/02/2011 16:12)
ttssssshhh ... fenoin'i lebazy teniteny foana ny pejy
hiala tsy ho elamihitsy io IP nlah io lebazy fa tezitra amlah daolo ny olona aiza ve letsy ka dinik'elah daholo ny roa ambinifolo misesy le ... tohiny
novalian'i nyhaingo ny 02/03/2011 11:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.8405