IPAD 2

1. bazylou ( 03/03/2011 19:52)
Mety tsar akosa ilay izy an , sady mailaka be noho ilay voalohany.

Toa hoe efa hivoka amin'ny faran'ny taona indray ny ipad3 fa leo mpifaninana hono ry lerony.
novalian'i vale ny 08/03/2011 16:10
2. vale ( 03/03/2011 21:45)
efa itako tam M6 teo fa efa mivoaka ny ipad4, @_@
3. hery ( 06/03/2011 06:10)
Tokony tsy mividy an'io ipad2 io zany satria efa hivoaka amin'ny herintaona indray ny ipad3 lol
4. bazylou ( 06/03/2011 14:55)
tsy aùminn'y herin taona fa faran'nytaona 2011.
Samy manao izay tiany io koo, varotra anie io e
5. vale ( 08/03/2011 16:10)
ok, mety model ftsn zany le itako nampiseoany tam télé teo e, ipad4; *_*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1228