IPAD 2
1. bazylou
(
03/03/2011 19:52)
Mety tsar akosa ilay izy an , sady mailaka be noho ilay voalohany.
Toa hoe efa hivoka amin'ny faran'ny taona indray ny ipad3 fa leo mpifaninana hono ry lerony.
Toa hoe efa hivoka amin'ny faran'ny taona indray ny ipad3 fa leo mpifaninana hono ry lerony.
répondu par vale le 08/03/2011 16:10
3. hery
(
06/03/2011 06:10)
Tokony tsy mividy an'io ipad2 io zany satria efa hivoaka amin'ny herintaona indray ny ipad3 lol
4. bazylou
(
06/03/2011 14:55)
tsy aùminn'y herin taona fa faran'nytaona 2011.
Samy manao izay tiany io koo, varotra anie io e
Samy manao izay tiany io koo, varotra anie io e
5. vale
(
08/03/2011 16:10)
ok, mety model ftsn zany le itako nampiseoany tam télé teo e, ipad4; *_*
