oh la la !

1. soanja ( 01/03/2011 23:11)
Dia lasa nahafitafy be ilay fiara. Ahoana indray ary izao ny mba hevitr'ireo hippie namana. Soa sy kanto lahy ilay zavabita!
2. soanja ( 01/03/2011 23:11)
tsy tafiditra ilay link. hihihi

http://news.yahoo.com/s/ap/eu_geneva_auto_show_vw_bus

3. Herimiafina ( 24/04/2011 11:28)
Lasa mahafatifaty hatramin'ny hippie koa kah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0392