samy hanao omby mitrena izany

1. bazylou ( 03/03/2011 19:45)
izao ny ambiance ao mad ao re olona e.
I tgv hono saika hisy hitifitra ny fiarany anio hoy tv+ ( fa tsy plosy an,looooool)

Ry zefalibera anao transition bis hono fa tsy voany le merindahy kely io.

Ny antoko polifikak rehetra nivory teny ivato fa hatao misesy ny volana septambra daholo ny fifidianana solom bavam bahoaka sy filoham-pirenena.

Dia ahoana ?
Tairina ihany ny forcing sy amboletra ve ?? dia mbola hanaiky ihany ve??

beuurrk
novalian'i cyril ny 04/03/2011 20:19
2. milamm ( 04/03/2011 01:45)
voany aretiny fozaorana minomino fahatany zao sinema rehetra zao le bazy anjoany loool, fa nga mo tsy efa nisy otran'iny tany masay iny anjoany alakamisy 03/03/11 teo anelanelany 7.30-8.30 pm (fikasana amono ny lebany foza) ko ny 01/11/09 le tany Ambodimita-Ambohimanarina.
Efa ela no te hisambotra sy anagadra ol avy atrany manelingelina azy i lavanify, fotoanany zao de jerevo tsara oe ol mpanohitra na mpifaninana mivantana na ankolaka @ fitondrany fat tratrany MD toy reo teo aloha (fetison no farany teo)manembatsembana azy @ tondrozotran'i simao rajakombazaha an'i frantsa anelanelana ny fankatoavany CI. Tsy azo zany ra izao fandehany zao io e
3. cyril ( 04/03/2011 20:19)
houuu saika maty i prezida joelina fa nisy saika itifitra (tim ) kay tsa nahavoa fa ny vam no goka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.33