Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui ( 24/02/2011 12:48)
Tena kozy vrai ty rabazy ! asio tsanga-tanana ...
Tena milatsaha elah rabazy ho FILOHA fa mety hanohana anlah ny pokna ato amin'ny serasera a ! --zah alou efa nampilaza fa "vitantsika io" no tohanako e ! ... kiiii atao aona no fiaina miaraka amlah r... tohiny
bazylou ( 23/02/2011 19:00)
mba hetsika hafa re atao ry gasin'andafy
fa io rns tsy misy farany io ihany no andanian aandro e. ny pokona ary efa kere 50 taona, ianao rns sy hizity bmw beuurrrk... tohiny
bazylou ( 23/02/2011 18:58)
efa 10 taona ny serasera
ary olona anarivony sy gasy analiny no ao anatiny ka tsy tokony hivondrona ve isika re olona hanao groupe de pression hanova ny lalan'ny tgv ? eny fa na dia mandra paha tonga ilay olona vaovao aza. i... tohiny
novalian'i bazylou ny 24/02/2011 19:37
bazylou ( 23/02/2011 18:54)
rehefa tsy haitsika ny manolotra
olona 1 azo antoka dia tsotra ihany ny fanafodiny. Manao pression an'i tgv hijery sy hanaraka izay tiantsika vahoaka atao. ankoatr'izay , tsy poinsa e... tohiny
novalian'i bazylou ny 23/02/2011 18:56
bazylou ( 23/02/2011 17:55)
mila azavaina amin'ny vahoaka
ny momba nyhoe fitondrana sy ireo andrim panjakana rehetra ao madagasikara. Atao amin'ny teny gasy io fanazvana io. Tokony hialana ny frantsay sy ny teny anglisy , sns satri amaka tahaka fotsiny ragas... tohiny
kamongo ( 23/02/2011 15:03)
marina ve fa hoe maha mal chance ny miaraka @ taranaka andevo?
Bjr daholo, tsy zany fa misy meilleure amieko manambady taranaka andevo vô veti2, d ts navelan ny RARneny izy fa oe maha mal chance hono. @ko aloha ts mitombina io principe io ! Inona ny hevitrareo??... tohiny
novalian'i avyany ny 21/05/2015 11:33
ydifas ( 23/02/2011 09:48)
ZARAO ILAY ANJARA
Faly mandroso eo amin'ny toerana amakianao izao hafatra izao ny tenako. Isaorana Ilay Ray Tsitoha nanome antsika izao fotoana izao. Teo am-pametrahana fanontaniana indrindra isika hoe: Anisan'ireo vo... tohiny
novalian'i majesty ny 03/03/2011 08:39
milamm ( 22/02/2011 21:53)
dia variana mintsiny nakafy ty fandaharana ty ka zaraina e
http://www.youtube.com/watch?v=bhLyXk5QgvU&playnext=1&list=PLC6C276EA78F2B190 mahafinaritra ny fampisehoan'ilay anglisy David Attenborough(bbc natural discovery) ireo harena voajanahary zavamaniry sy ... tohiny
novalian'i milamm ny 05/03/2011 01:38
lagoon ( 22/02/2011 21:44)
Mandriaka ny rà,aloan'ny hatongavan'ilay Antikristy sy ilay Nouvel Ordre Mondial!!
Lybie,Yemen,Barhein...teo Egypta,Tonisia...efa mananontanona i Iran,Rwanda,Cote d'Ivoire,Chine,Djibouti,Gabon,....manomboka misy fiantsoana hikomy koa any Etazonia... Madagasikara koa efa hipoaka ny s... tohiny
novalian'i varygasy ny 24/03/2011 19:10
bazylou ( 22/02/2011 18:35)
iza ary le olom baovao e
iza io?? Ary rah amanam pahaizana gasy dia nofy izany satria irenytsy hiditra any amin'ny tany mahantra tsy misy saosy. IZa e??... tohiny
novalian'i bazylou ny 27/02/2011 13:12
Lejoba ( 22/02/2011 13:51)
Vehivavy manao kajy
Vehivavy = - manala fahasahiranana antsika / mizara izay manavesatra antsika * mampitombo ny fahasambarantsika + manampy ny vola lanintsika :-(... tohiny
novalian'i jesuisla ny 19/01/2012 17:20
andrywui ( 22/02/2011 10:40)
Mankaleo be le DADA ra8 ee ,TGV andry rajoel ee ...
Andao ry ireto mba ovaina loko ndray ty resaka politika ato amin'ny serasera ty fa mankaleo be a ... resaka liona tsisy nifiny tsony sisa ireo fa minoa ahy nareo !... fa vao mahita olombaovao eo ny ga... tohiny
novalian'i bonne ny 22/02/2011 13:15
bazylou ( 22/02/2011 08:33)
izay masakisaky mahazera an'i tgv
eo e. Na ny vahoaka , na ny mpibizina beuurrk... tohiny
novalian'i bonne ny 22/02/2011 13:22
vatofototra ( 21/02/2011 21:23)
REGARDER VIDEO Arrivée de Simao, il a reconnu que la feuille de route est un document de l'équipe de la médiation et non pas encore de la SADC
REGARDER VIDEO Arrivée de Simao, il a reconnu que la feuille de route est un document de l'équipe de la médiation et non pas encore de la SADC - Arrivée de Simao, il a reconnu que la feuille de ... tohiny
arialy ( 21/02/2011 11:25)
aretin'aty
Ony hoaho iza izay mba mahalala fanafody aretin'aty mahomby, fa tena manana olana aho amin'izao é. misaotra mialoha an ... tohiny
novalian'i Zetibe ny 06/08/2016 14:30
ANARIM ( 21/02/2011 11:19)
rahoviana no hamboly hazo ny serasera dago???
sa ....???... tohiny
a256011 ( 21/02/2011 10:21)
AIZA IRENY BASY IRENY
Ireo basy ampiasain’ny Jiolahy ankehitriny. Avy aiza tokoa moa? [b]Sao dia[/b] ireny basy azon’ny vahoaka ( raha ohatra izany no ilazana azy) t@ ilay lundi noir izy ireny. Jereo kely ange : [img]... tohiny
novalian'i a256011 ny 24/02/2011 15:41
vatofototra ( 21/02/2011 09:16)
TELECHARGER Feuille de route Communauté Internationale 16 février 2011
TELECHARGER Feuille de route Communauté Internationale 16 février 2011 - TELECHARGER Feuille de route sortie de crise proposée par la Communauté Internationale 16 février 2011 http://www.vato... tohiny
novalian'i cyril ny 22/02/2011 11:28
jiolah ( 20/02/2011 13:03)
io ary le nokoziako
De tanteraka tokoa ity le faminaniana fopla fa tena mandihindihy mihitsy lebazy. Amin'ny manaraka ngamba tsy tokony hikozy intsony Ra8 fa tonga de migadona masika avy any.Izay nefa no tena risika satr... tohiny
novalian'i andrywui ny 22/02/2011 10:10
bazylou ( 20/02/2011 12:39)
tsy afaka ny hosaosoy any mada tsony
le8 na lanin'ny cox tao rsa aza ny dolaka le. tsoin, tsoin beuuurrk... tohiny
novalian'i andrywui ny 22/02/2011 10:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5987