izay masakisaky mahazera an'i tgv

1. bazylou ( 22/02/2011 08:33)
eo e.
Na ny vahoaka , na ny mpibizina

beuurrk
novalian'i bonne ny 22/02/2011 13:22
2. andrywui ( 22/02/2011 09:54)
toa film efa fantatra mialoha hampiesonana vahoaka ny an'i dada kle ! .. ireo kely salosana no t(onga nandany andro teny ivato ! ... nandany andro ozy ah satria to nomen'ny mpiondana (nisy fizarana sosy (teny magro ho anzay teho eny ivato sady hatao kaly !...)

---aleo oa miova olombaovao fa tsy masaka i dada , tsy masaka koa refa atao ny kajy le TGV
3. andrywui ( 22/02/2011 10:43)
ajanony any amzay letsy ty TGV nlah ry bazily fa aleo oul hafa mitsy no tadiavina a !.. tsy itanareo ve ry reto fa otran'ny zany fona !!! firy taona zay ! nafa tsisy ninonnn akory fa taimbava sy rehaka no atao be eto a !...
--raha misy olokafa de aleo mivily amin'olokafa isika !! be no manampahaizana ,manampahalalana sy tsara toetra fa tsy hoe ireo "mpivarotra ronono , sy DJvendrana " reo ihany akory no fikirina eto !

4. cyril ( 22/02/2011 11:28)
miakatsa lalanjà isa masil eto ko bazilika a ,mlamin iany oa f so ko ane k pepo tapoka eo ko tgv n toi bazilika vo dombo b eo njay toi makatsy makaro aleo iani tsy miova fitana oa
5. bonne ( 22/02/2011 13:22)
marina ny an'i Andrywui, tanala very sampy ry zareo a, ny manova no mety a, ny vahoaka fona no atao fahirano isaky ny mihetsika fa ry zareo miadana fotsiny any @ misy azy any, rah misy vao2 hilatsaka de zay tohanana fa aza mandany andro @reo tsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3493