Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kotoarison
(
15/02/2011 06:58)
VARY AN-TANETY
Mba mila torohevitra nomba ny fambolena vary an-tanety e! Mba ahazoana rendement ve izy io, raha miohatra @ vary an-tanimbary? De impiry isan-taona no afaka mamboly vary an-tanety? Misaotra mialoha no...
tohiny
novalian'i milamm ny 02/03/2011 16:55
kotoarison
(
15/02/2011 06:55)
VARY AN-TANETY
Mba mila toro-heevitra momba ny fambolena vary an-tanety! Ahazoana ve izy io, dia impiry isan-taona no afaka mamboly vary antanety? Iza no ahazoana rendement kokoa ny vary an-tanety ve sa ny voly vary...
tohiny
Summer
(
15/02/2011 06:49)
Marary tenda lava
salama daholo,
Izaho dia olona tia mihira.Nampandihy mihitsy ary aho teo aloha fa nijanona t@ 2005.T@ mois de mai teo aho nifindra taty diego de nanomboka teo a lasa marary tenda lava asa maninona, di...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/03/2011 21:10
ydifas
(
14/02/2011 11:32)
AZO ANTOKA?
Faly manoratra aminao indray ny tenako. Ny fahasoavan'i Kristy anie hamonto antsika indray ao anatin'izao hafatra izao.
Mipetraka amintsika ny fanontaniana: Velona ho an'ny inona isika? velona ho an'...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 28/02/2011 08:23
fyfitia
(
14/02/2011 08:14)
VARY ANTANETY
Mila hevitra momba ny vary antanety! Fambolena azy, ahazoana tombotsoa ve,rha miohatrany vary antanimbary? Impiry isantaona no afaka maboly vary an-tanety? Misaotra mialoha @ tolokevitra e!...
tohiny
novalian'i soanja ny 15/02/2011 23:48
bazylou
(
12/02/2011 19:02)
rehefa tonga any ambanivohitra ianao
dia mampianara ny olona eo an tanan ahahay hanoratra sy hamaky teny, ...
tohiny
novalian'i soanja ny 17/02/2011 02:16
sjef
(
12/02/2011 13:28)
lovation de vacances
Mitady trano ahoafa+ voiture ao Fianaratsoa, pour 15j....
tohiny
novalian'i MIMA1 ny 24/02/2011 14:34
sjef
(
12/02/2011 13:27)
mitady location de vacances
Mitady trano misy ranomafana+ voiture ahoafa Fianaratsoa ville, pour 15j....
tohiny
novalian'i MIMA1 ny 24/02/2011 14:31
jekanefara
(
11/02/2011 20:44)
Aiza avy ny la'lana vita any Mada
Raha mba misy afaka manoro hoe aiza ny lalana tody fiara (taxi-brousse ihany no ady eo) any Mada mba hanomanana vakansy any Mada? Efa 5 taona no tsy tany ka henonay ihany hoe nisy lalana vita talohalo...
tohiny
novalian'i tsintso ny 19/02/2011 17:13
bazylou
(
11/02/2011 17:46)
hoy basyvava
Nampiesonin’ny Dr SIMAO ny « troïka » Ony RAMBELO Vao niainga teto ny Dr Simao dia efa nisy taratasy roa samy hafa (samihafa) teny aminy, ary naderaderany ny mpanao politika Gasy. Ny iray i...
tohiny
novalian'i milamm ny 14/02/2011 16:44
niryna
(
11/02/2011 16:43)
Homba anao mandrakariva Aho!
MIno fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao?
Isan'andro isan'andro Izy dia momba antsika foana
Na inona tranga amin'ny fiainana dia eo anilantsika foana Izy.
Tsy nilaza anefa izy fa ra...
tohiny
novalian'i majesty ny 26/02/2011 07:50
vatofototra
(
11/02/2011 16:07)
REGARDER VIDEO Flash info - Egypte: Hosni Moubarak a quitté Le Caire
REGARDER VIDEO Flash info - Egypte: Hosni Moubarak a quitté Le Caire
- Flash info - Egypte: Hosni Moubarak a quitté Le Caire
http://www.vatofototra.com...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 12/02/2011 13:34
jekanefara
(
09/02/2011 16:08)
Andrew of Bizarre foods tany Mada- didim-poatra
Article nosoratan'ny mpitady sakafo bizarre eran'izao tontolo izao sy ny reaction'ny olona nahita ilay izy @ ilay fihinanana ny vao avy notapahina. Azafady @ teny Anglais ilay article. Efa namaly aho ...
tohiny
bazylou
(
09/02/2011 13:20)
iza ary le gasy sahy
hitondra sy ampandroso ny gasy e??
iza?
Ireto milaza za ho manna afahaiozana sy diplaoma tsy mivaky aloha ity g asy akory ;
le dondrona sy mpitary posy isany saosy ihany no ady eo dia maneno indra...
tohiny
novalian'i xhavier ny 11/02/2011 05:53
simplicite
(
09/02/2011 11:46)
prét en ligne sur internet
Tena manome prét marina ve ireny olona manao annonce sur internet hoe manao prét entre particulier ireny sa misoloky sy mampiresaka fotsiny? saika mba hanao mantsy za de izay no anontaniako aloha.
E...
tohiny
novalian'i mimino ny 27/05/2011 15:44
catalyn
(
09/02/2011 10:44)
renseignement sur ASSEDIC
Salama tompoko !
Mba mangataka fanampiana ange azafady ho an'izay mahalala amin'ity cas-ko ity . Je suis allocataire ASSEDIC pour encore a peu près 7 mois eo ho eo, et actuellement je suis enceinte d...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 09/02/2011 11:46
rouvamiora
(
08/02/2011 19:52)
Tazo tokoa ve sa zavatra hafa
Miarahaba antsika rehetra.
Ny amin'ny zanako no mba hakako hevitra aminareo eto, matetika mandeha ran'orona nea mbola vao 3 taona monja. Ka nilaza ny dokotera fa noho ny tazo hono no mahatonga an'izan...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 19/01/2012 17:36
soanja
(
08/02/2011 19:52)
The Client list
Efa nisy nahita ve io sarimihetsika io? mba tsara ve? misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i soanja ny 10/02/2011 13:45
joax20
(
08/02/2011 15:00)
Premier league
Fernando torres sa louis Suarez...
tohiny
novalian'i Enry ny 02/01/2012 23:37
simplicite
(
08/02/2011 14:23)
prét en ligne sur internet
Tena manome prét marina ve ireny olona manao annonce sur internet hoe manao prét entre particulier ireny sa misoloky sy mampiresaka fotsiny? saika mba hanao mantsy za de izay no anontaniako aloha.
E...
tohiny
