REGARDER VIDEO Flash info - Egypte: Hosni Moubarak a quitté Le Caire

1. vatofototra ( 11/02/2011 16:07)
REGARDER VIDEO Flash info - Egypte: Hosni Moubarak a quitté Le Caire

- Flash info - Egypte: Hosni Moubarak a quitté Le Caire

http://www.vatofototra.com
2. Noue ( 11/02/2011 17:13)
bonjour Vatofototra

merci mampita vaovao hatrany eee

Miarahaba tratry ny taona ko na dia taraiky aza

Enganie ka ny fialan'i radom no vidéo flash manaraka eee

Ohatran'hitako ery eto misy vidéo milaza oe radom a quitté Madagascar !!! enganié ! mbola ho avy io eeee :)
3. bazylou ( 11/02/2011 17:34)

on s'en fiche ry vato midofotra a,

zavatra hafa lazaina fa tssss

beuuurrrk
4. vatofototra ( 11/02/2011 18:03)
Mankasitraka Noue ary mirary soa ho antsika rehetra ihany koa.

5. vatofototra ( 11/02/2011 18:06)
bazylou-->Io ilay hoe géopolitique ranamana a.
Diniho tsara daholo ny fandehanjavatra, Tunisie, Egypte...Iza no manaraka jereo fa andeha indray Algerie, ary mianatsimo foana izy izany, ary toa ny bekintana sy ny manga fotsy mena no mifanojo matetika eo
6. Noue ( 11/02/2011 18:37)
Vatofototra aa ! tsy ilaina ny mamaly an'io bazylozotra io fa tsisy zavatra takatry ny sainy akory ! atao ahoana rehefa foza sans qualité eee !

:rire: :rire2:
7. AndriambyII ( 12/02/2011 13:34)
Araky ny filazan' ny mpanadro dia misy firenena efa ho 40 no mety hiharan' ireo fihetsiketsehana ireo tsy ho ela eran' izao tontolo izao . Dia eritrerete kely anie é !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.043