Andrew of Bizarre foods tany Mada- didim-poatra

1. jekanefara ( 09/02/2011 16:08)
Article nosoratan'ny mpitady sakafo bizarre eran'izao tontolo izao sy ny reaction'ny olona nahita ilay izy @ ilay fihinanana ny vao avy notapahina. Azafady @ teny Anglais ilay article. Efa namaly aho (sous user name Nirina) fa izay mbola hanampy mazotoa.

http://www.huffingtonpost.com/andrew-zimmern/snip-snip-yum_b_819133.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2589