Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 03/02/2011 19:25)
hanano manif indray hono ny gtt
ny asabotsy izao dia mitady kil mafy. beuuurrrkkk Izahay tsy ho any bastille ry gtt lany bala a beuuurrrk... tohiny
novalian'i swann ny 03/02/2011 19:55
bazylou ( 03/02/2011 19:24)
mbola resakovy ny andry vatomidofotra
periph, e; autoroute e, shhh lany andro mandrevy fotsiny. dai mihevitra ve ianareo ry vatomidofotra fa atao laza masaka fotsinyizy ty dia hoe poinsa. ouunnntsss. beuurrrk... tohiny
novalian'i swann ny 07/02/2011 10:30
virginia_Fy ( 03/02/2011 17:53)
TARIKA ROCCO
hivoaka atsy ho atsy ny album ROCCO voalohany misaotra azy ary mankasitraka ireo izay efa naheno ny hirany taloha dia ity misy lien iray fanombohana hono e anaka : http://www.youtube.com/watch?v=btUp... tohiny
novalian'i Rhasinats ny 13/12/2011 16:16
cyril ( 03/02/2011 12:42)
nankaiza bazily mpampiresaka pokna tato ?
voasambotra tamin'ny faran'ny herinandro iry hono i bazily fa nandroba Magro nisy ambinambim-bary amin'ny gony teny tanjombato , voasambotra any lery zao , ary zay no tsy ahenoana azy eto tsony fa de ... tohiny
novalian'i swann ny 03/02/2011 19:58
lagoon ( 02/02/2011 21:38)
Jiosy i Pape Benoit 16,ary mbola betsaka ny ho voafitaka!!!
http://resistance-catholique.org/videos_html/2010_VS-B16.html http://le-projet-juif.com/?p=3504... tohiny
novalian'i majesty ny 26/02/2011 08:09
laza5700 ( 02/02/2011 02:14)
RESAKA MAHALIANA HAFA ANKOATRA NY HOE RAVALO SA TGV
Indro ampitsiahiviko farany ny fangatahako teto tamin'ny herinandro lasa. Angatahiko an-tanan-droa izay mba manana vidéos na lahatsoratra hafa momba izay loha-hevitra sy famakafakàna nataon'io olona... tohiny
laza5700 ( 02/02/2011 02:13)
RESAKA HAFA MAHALIANA NOHO NY HOE RAVALO SA TGV
Indro ampitsiahiviko farany ny fangatahako teto tamin'ny herinandro lasa. Angatahiko an-tanan-droa izay mba manana vidéos na lahatsoratra hafa momba izay loha-hevitra sy famakafakàna nataon'io olona... tohiny
laza5700 ( 02/02/2011 01:56)
LIENS MOMBA INTERVENTIONS REHETRA NATAON'Atoa RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY (RAPPEL)
Indro ampitsiahiviko farany ny fangatahako teto tamin'ny herinandro lasa. Angatahiko an-tanan-droa izay mba manana vidéos na lahatsoratra hafa momba izay loha-hevitra sy famakafakàna nataon'io olona... tohiny
bunny ( 01/02/2011 16:11)
TASY AM TAREHY
mety efa niseho teto ngambany ity resaka ity fa haveriko ihany, inona no fanafody na menaka fanasorana tasy am tarehy sy tanana, mba nampiasa mpadio sy mpandalao fa toa tsisy fekaitrany e dia mitady ... tohiny
novalian'i Brune ny 11/09/2011 15:23
bunny ( 01/02/2011 15:51)
mitady mozika mora henaran'ny vahiny
mba miangavy izay mahalala, hira malagasy mora henarandry zareo vahiny, tsy lava fa foy miaraka @ noty e! misaotra bdb... tohiny
vatofototra ( 01/02/2011 12:46)
TELECHARGER Feuille de route Communauté Internationale 20 janvier 2011
TELECHARGER Feuille de route Communauté Internationale 20 janvier 2011 - TELECHARGER Feuille de route sortie de crise proposée par la Communauté Internationale 20 janvier 2011 http://www.vatofo... tohiny
novalian'i sitlo ny 03/02/2011 20:03
cyril ( 01/02/2011 12:31)
INONA NO OLAN 'NY MPANAO POLITIKA GASY ? ...
Tsy sahy tena mandray andraikitra ho an'ny firenena fa rehefa tsisy tombotsoa manokana ho an'ny tena aloha de mialangalana sy tsy miditra lalina na de "mpitarika" aza !.. inona no vokany ? izao no vo... tohiny
novalian'i cyril ny 02/02/2011 09:22
soanja ( 01/02/2011 01:42)
Fitadiavana volamena manimba ny zaza malagasy
Tena dia malahelo dia malahelo tokoa ny tenako milaza aminareo fa dia vitsy ny zaza na ankizy miakatra any an-dakilasy any ambanivohitra any amin'izao fa dia variana mihady na mitaty volamena eny amor... tohiny
novalian'i vonynive ny 07/03/2011 07:39
sakio ( 31/01/2011 16:31)
Tara @ vadiko ny mpanampiko ao an-trano
Salut daholo Hitako fa mandinika foana ny vadiko ilay mpanampinay (telo volana izay izy no niasa tao).Ary afa voamariko izany nandritra ny andro maromaro. Efa nolazaiko ny vadiko io ary nilaza izy fa ... tohiny
bazylou ( 29/01/2011 19:11)
efa tara be ry gtt a
Tsy efa tara loatra ve?Inona no antony tsy nanaovana izany vao nitsangana ny fitondrana hat?Naninona ireo gtt be diplaoma sy milaza fa mahay no tsy nametraka fitoriana tany amin'ny tpi vao nanomboka n... tohiny
novalian'i cyril ny 01/02/2011 14:07
bazylou ( 29/01/2011 19:09)
filma
Vola mitentina 1 milliard 400 millions FMG no azon’ny HCC noho ny Fanonganam-panjakana 2009 ! Tamin’ny 17 marsa 2009 dia nisy niantso tao amin’ny HCC fa hisy haka an-keriny ao amin’ny lapanâ... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/02/2011 19:27
bazylou ( 29/01/2011 19:00)
he, he,he
tonga dia lasa izany zao an, efa mirotsaka ho prezda ny anay ao e, dia tongava izay mahery hifanandrina aminy tgv ihany no ady eo vive tgv... tohiny
novalian'i 3188 ny 04/02/2011 15:10
diloo ( 29/01/2011 10:20)
[quote] [u]Les dépenses d'investissements de la Présidence ont fortement baissé[/u] entre 2010 et 2011. [u]D'environ 240 milliards ariary [/u] en 2010, ces [u]dépenses de fonctionnement [/u]sont [... tohiny
diloo ( 29/01/2011 10:07)
Izao indray dia mitetika ny hivarotra ny orinasam-panjakana ny FAT
[quote] *La privatisation de la Kraomita Malagasy (Kraoma) n'est pas encore envisagée. La précision est d'un haut responsable du ministère de l'Energie et des Mines, questionné sur les rumeurs s... tohiny
diloo ( 29/01/2011 09:59)
Andry be zesta et son show: les crabes pincent leurs yeux.
[quote] *[u]Le projet de construction de la plus grande cimenterie de l'Océan Indien ne démarre toujours pas[/u]. Et pourtant, [b]le PHAT Andry Rajoelina avait annoncé lors de son show politique ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6024