Tara @ vadiko ny mpanampiko ao an-trano
1. sakio
(
31/01/2011 16:31)
Salut daholo
Hitako fa mandinika foana ny vadiko ilay mpanampinay (telo volana izay izy no niasa tao).Ary afa voamariko izany nandritra ny andro maromaro. Efa nolazaiko ny vadiko io ary nilaza izy fa inona hono no hirahirahiko an'izany , avelao izy hijery any nefa tena mandreraka be ahy ny mijery azy mandinika andritra ny andro ny vadiko. Tokony tonga de asoriko any ve izy sa avela handinika eo refa tsy miraharaha ny vadiko. Saika ho teneniko izy nefa hoy moa ny vadiko hoe inona koa ny hifamalianao azy amin'izany!!!Toroy hevitra. Misaotra mialoha

novalian'i avylavitra ny 19/08/2011 18:56
2. locl
(
01/02/2011 11:33)
Aza roasina izy fa mba asaivo manao pneu de secour rehefa reraky ny asa hianao ka mila anao ny vadinao
3. vale
(
01/02/2011 11:56)
bjr!
raha za ianao dia roasina avy hatrany izany olona izany, satria ny lehilahy anie, fièr rehefa misy mijery e, aiza ny hahalalànao izay fakampanahy ataon'ilay vhv aminy ao?! tsy hoe olana tsy azo vahana izany akory, na hoe hanimba fihavanana , fa mitadiava motif handehanany fotsiny, raha tsy manaiky ny vadinao dia anaovy chantage oe: na za no mande na izy tazomy eo, hihihihi , mahereza! :-)

4. mirananirina
(
01/02/2011 12:49)
Mitovy hevitra @ Vale aho raha mampisalasala ny aminy.
Fa angaha ry tony dia manjamanja ilay mpanampinareo no mety ahasarika ny vadinao a!Fa tena misy tokoa ny manao izany fa io arakaraky ny lehilahy.Nisy mpiasan'ny zandriko izay,izy tsara kely ,dia tara tamin'ilay zaodahiko.Tsy teo ary ny zandriko fa lasa,inona ozy nareo ny nataony,ilay zaodahiko eo atokotany mitsilailay dia izy eo andavarangana manao shorty kely sy amboniny sexy..,lokomena ,manjamaso ,dia ny loza manitra be.Hay izy ireto ka zavatra ny zandriko daholo no nanaovany..hihihi avy dia voaroaka eo no eo(ny tanjony zany @ io haka ilay zaodahiko)

6. mirananirina
(
01/02/2011 13:02)
Vale...saika nahazo tehamaina t@ ilay zaodahiko,ndry hoa tsy mendrika ny miasa andrano fa andana mandeha miasa manao femme de menage any @ hotel!
Dia tantara 1 koa,fa cousin-ko indray,ry zareo moa ao ambony izahay tao ambany(tany Dago io).Tsy haiko izay fiainandry zareo tao!Fa hoy aho t@ ilay zaobaviko,jereo kely hoa fa bevohoka io piasandry io,sssssss aiza koa iza aza tsy manao sipa no tsy mivoaka ny trano!Fantatra foana ny endrika olona bevoka hoa!Inona tokoa fa bevohoka kala!!!de racousin no rainjanany..de hainareo ihany ny tohiny

7. sakio
(
01/02/2011 13:15)
Bonjour
Misaotra betsaka namaly
Efa nasoriko t@ maraina izy satria dia tsy menatra akory izy mi charme ny vadiko devant moi ary dia nolazaiko azy ankitsirano ny antony analako azy. Mba fidifidio zareo ny olona alaina hiasa fa raha ireny jejo2 ireny dia aleo tsy mirisika!!!!

8. Lejoba
(
02/02/2011 15:07)
Ny anay tany Dago tadidiko ataon-drabôfy gena be foana ny solafa. Sady tsy mahazo manatonkatona ny lhl ao an-trano mihitsy.
Fa rehefa tsisy atao iny kosa aloha, misy solafa manao mini-jupe kely miondrikondrika manao raharaha eo akaikiy eo .......(aza mitondra anay @ fakam-panahy e)

9. vifahninau
(
02/02/2011 17:03)
Ha, ha,ha tena mbola tsy nahita ohatr'zany ndray aho aloha fa zvtr mety hiseho zany ka, ny lelahy koa alika ka refa manadala azy de ataony, nefa mba hisorohana an'zay aleo reny le ratsy sady tsy mahataitra reny no atao mpanampy, aleo misoroka toy izay mitsabo e
10. 3188
(
03/02/2011 21:12)
mety mbola tsy nilalao basy izy ka mba te hilalao .mba aleo izy mba hilalao kely fa i sakio kou o o o!
11. vale
(
04/02/2011 19:06)
[quote=mirananirina]
Vale...saika nahazo tehamaina t@ ilay zaodahiko,ndry hoa tsy mendrika ny miasa andrano fa andana mandeha miasa manao femme de menage any @ hotel!
Dia tantara 1 koa,fa cousin-ko indray,ry zareo moa ao ambony izahay tao ambany(tany Dago io).Tsy haiko izay fiainandry zareo tao!Fa hoy aho t@ ilay zaobaviko,jereo kely hoa fa bevohoka io piasandry io,sssssss aiza koa iza aza tsy manao sipa no tsy mivoaka ny trano!Fantatra foana ny endrika olona bevoka hoa!Inona tokoa fa bevohoka kala!!!de racousin no rainjanany..de hainareo ihany ny tohiny
---------------------------
Mirana> hihihihihihi..
12. diamondra27
(
18/02/2011 15:25)
ohatry ny mijery film izany aho mihaino ny resakareo akia.
fa any dago ve ilay olona sa aty andafy e!
Toa nisy fotoana tany dago mantsy hoe ireny solafa ireny lasa vadin'ny patron ...
lejoba: tsssss andray kosa, mampalahelo rabofy kty

13. Rapha
(
01/06/2011 09:16)
tonga dia roahina avy hatrany sao tara loatra ny ela maharay roa ka sao..
sakio:
Salut daholo
Hitako fa mandinika foana ny vadiko ilay mpanampinay (telo volana izay izy no niasa tao).Ary afa voamariko izany nandritra ny andro maromaro. Efa nolazaiko ny vadiko io ary nilaza izy fa inona hono no hirahirahiko an'izany , avelao izy hijery any nefa tena mandreraka be ahy ny mijery azy mandinika andritra ny andro ny vadiko. Tokony tonga de asoriko any ve izy sa avela handinika eo refa tsy miraharaha ny vadiko. Saika ho teneniko izy nefa hoy moa ny vadiko hoe inona koa ny hifamalianao azy amin'izany!!!Toroy hevitra. Misaotra mialoha
14. MitovyB
(
02/06/2011 18:20)
Salut !, io ry neny ny toetsaina no mitondra anio fa aza mba manao toy zany ny ol sahirana a!,ny mety ho adalan' ny vadinao v d hanimbanao ny sipa kely solafanao?,manin ra teneninao ny vadinao D izy ndray miteny anle solafa ny zvt sy ny fietsika tsy azony atao ato an-trano,refa nivoaka izay discipline zay nefa tsy tanterak' ilay solafanao D roahy avy atrany izy fa tsy hiasa no antondiany fa zvt hafa.D tadidio fa ny vevavy iany mazana no tratra ny toy izany, fa io araka ny voalaza etsy ambony fa ianareo refa haka mpanampy D ny ol manintona sy mafinaritra no alaina,ny antony D zao mazana D io ol mpanampy io no manao ny asa reetra ao an-trano, ohatra mikarakara :sakafo, ny zanakao, ny tranonao ary matetika aza izy ireny koa no mampirina ny fandriana avy natorianao fa ianao no mila mandray azy ho toy ny zanakao zany hoe ampafantarinao azy mialoa ny zvt,fietsika, fomba fiteny,fitafy azony sy tsy azony atao D mifampiteny koa ny mpivady fa vonona hananatra an' io ol @ zvt tsy tkn ataony, D tadidio fa tsy fidiny azy ireny no hanao mpanampinao.
15. Rapha
(
06/06/2011 07:05)
asakasak'izay io e
MitovyB:

16. avylavitra
(
19/08/2011 18:56)

marina