INONA NO OLAN 'NY MPANAO POLITIKA GASY ? ...

1. cyril ( 01/02/2011 12:31)
Tsy sahy tena mandray andraikitra ho an'ny firenena fa rehefa tsisy tombotsoa manokana ho an'ny tena aloha de mialangalana sy tsy miditra lalina na de "mpitarika" aza !..

inona no vokany ? izao no vokany ...tsisy politika fanoherana vanona fa de samy miandriandry "zavatra hipoaka sy hianjera eo ambony loha izao !"

tokony izao mialoha izao anefa defa mihetsika tsisy tombotsoa raisina na miandry tombotsoa aloha fa tonga de miara-mirona ry kala alika ,,,,,,raha misy toetsina otrizay a resy io TGV vaky pné an'i bazily io !!!...

ohatra akaiky ?? jereo ny firaisankinan'ny Egyptiana amin'izao ! tsy mihemotra mihitsy amin'ny fitakiany

otrizay koa no ilàna amin'ny malagasy fa tsy hoe efa misy hena na sosy vao iny ry takàkà fa mipôitra sy miseho milay ho lohany etsy sy eroa alou ! ...fa vao lany iy de i Ndafy irery no mba mikiakiaka kely etsy !....
novalian'i cyril ny 02/02/2011 09:22
2. cyril ( 02/02/2011 09:22)
zao anarany fotsiny sisa le GTT paris fa mamotoka any aby ry zalah tsary misy kifivorivoriana koa efa firy volana zay !! nefa ny oul ao M/car mijaly aziny tsary mety hiala tao le raikalahy lavanify ! ny TIM ny GTT ny mpanohana an'i dada rehetra miraviravy tanana daholo !! tsssshhh tsisy ilàna azy ozy rabazily zay fa bbbeeuuuurkk daholo !!!

rehefa tsy hanao tsony de aleo tohanatsika sy hiarahana manao tanana miara mitondra ity '"VITANTSIKA io " an'i Vatofototra ity fa toa efa manimanitra any DAGO izy ty ankehitriny ary efa mihorohoro ry baziuly sy ny bitrony ankotrio fa toa ho ilay Mesia nandrasana ity "VITANTSIKA" ity raha ny feo mande be ao am tanana ao !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6774