TARIKA ROCCO
1. virginia_Fy
(
03/02/2011 17:53)
hivoaka atsy ho atsy ny album ROCCO voalohany
misaotra azy ary mankasitraka
ireo izay efa naheno ny hirany taloha dia ity misy lien iray
fanombohana hono e
anaka :
http://www.youtube.com/watch?v=btUphcMHZM0
MERCI - ROCCO a
2. bazylou
(
25/02/2011 20:06)
dia misy tarika sifredy koa ve??
looooooool
3. hery
(
26/02/2011 07:36)
Asaivo manoratra any amin'ny coontact@radiovazogasy.com ny Tarika Rocco dia afaka atao interview sy avoaka ao amin'ny Radiovazogasy.com ny hira :-)
Misaotra
4. Rhasinats
(
13/12/2011 16:16)
Dia aiza no ahitana ilay album ROCCO. Tena mireny ROCCO mantsy ny tena é! Dia misaotra mialoha!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.9706