Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ydifas
(
08/02/2011 11:36)
FIADIANA MAHERY VAIKA
Faly manoratra ho antsika indray ny tenako. Tononina amintsika sy ny ankohonantsika ny fahasoavan'i Kristy omban'ny fiadanany.
Efa nambarantsika fa tsy hiady aman'olona no niantsoana antsika ([i]"... ...
tohiny
novalian'i majesty ny 26/02/2011 08:01
niryna
(
07/02/2011 17:26)
Dia ahoana indray ity ry zareo?
Indraindray hoy aho izay raha tsy mitandrina dia mety hiteniteny foana an!
Ny amboa ve no fady manao lamba sa
Ny amboa sy ny lambo ve no tsy mety miaraka mihitsy
sa ny lamba tafiana no tsy azo a...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/02/2011 15:49
newyork2007
(
07/02/2011 14:02)
Tsy nahomby ny tetiky ny mpanaratsy ny FPVM
Raha ny fanaratsiana no nentin'ireo tsy mataho-tody mikasika ny raharaha FPVM , izay nataon'ireo mpanenjika ny Pasitera Randrianatoandro dia fantatry ny Malagasy fa fanaratsiana no tao ambadik'iny ...
tohiny
novalian'i vale ny 14/03/2011 14:49
nilex
(
07/02/2011 13:54)
bandy kanosa be
Misy bandy izay any efa 25 ans nedala dia nahabevoka sipa,tsy nety nanambady an'ilay sipa anefa izy fa tsy mbola vonona hono sady lery tsy miasa fa zanaka olona manana fotsiny.Nefa izy tsy mahafoy ila...
tohiny
novalian'i Aynah ny 04/03/2011 13:00
newyork2007
(
07/02/2011 13:50)
Nodimandry vao izao i Ravalo....
Nodimandry teo amin'ny fahavalopolo taonany i Ravalo na iRavalohery Ernest Mpiasan'ny kaominina misotro ronono, Mpanadio tsena teny analakely no nahafantaran'ny maro azy ary noho izy lava ranjanan...
tohiny
novalian'i cyril ny 10/02/2011 12:46
lagoon
(
07/02/2011 13:17)
Le 4ème cavalier de l'Apocalypse est apparu en Egypte
http://www.youtube.com/watch?v=G8U_ZQXGnX8&feature=player_embedded...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/03/2011 06:00
papala
(
07/02/2011 12:58)
O ry Malagasy o!!! fa aiza ianao
tena mampalahelo mihintsy ny Malagasy, fa efa olona ahoana marina ary ity Malagasy ity e !!!! efa izaho ve ny fiainana de mbola tsy misy taitra ihany? ny mpanana de miha manana ihany, de misy lay las...
tohiny
novalian'i papala ny 09/02/2011 09:57
AndriambyII
(
07/02/2011 11:15)
Mon petit souvenir d' Afghanistan .
Misy lalànany ve ny ady ? Ho an' ny mpiady hevitra tsy tapak'andro eto @ serasera ,anisan' ny ohatra tsara raisina ve ny nataon' i Massoud ? Fitsentsefana tsy misy famehezana ny hatsembohan' ny vaho...
tohiny
MimiSimply
(
07/02/2011 10:09)
Sipa gasy
Miarahaba antsika rehetra. Mandalo kely fotsiny ametraka adresse na blog perso:
http://sipa-gasy.blogg.org
Ny antony io blog io zany dia otriny somary variana sy mampalahelo le resaka any andafy sy e...
tohiny
novalian'i cs42571 ny 03/01/2017 18:57
Djhamhal
(
07/02/2011 10:05)
Ilay valiny
slt dôlo ! efa natsidiko tery @ antson'ny fo tery ambony ny antony tsy naha teto ahy ! fa mandalo kely aloha zao ! tadididnareo ve ilay lahatsoratra nosokafako we [b]vavy kely [/b] ??? dia inona hoy ...
tohiny
novalian'i 3188 ny 10/02/2011 17:35
Djhamhal
(
07/02/2011 09:56)
Efa ela ô!
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona ! dia mirary fahombiazana sy fahasalamana ho antsika rehetra anie ity taona ity !
efa ela ihany ny tenako no tsy dia niditra teto ! tsy hoe nanadino akory san...
tohiny
novalian'i soanja ny 07/02/2011 21:08
bazylou
(
06/02/2011 21:23)
ady gasy, saina gasy
tsy maintsy ho emisy fanalikana sy adin'alika rehefa hoe gasy miady hevitra amin'ny gasy,
beuuurrk...
tohiny
novalian'i bazylou ny 09/02/2011 13:07
yazman
(
06/02/2011 10:17)
DEBUTANT pou Le système d'exploitation GNU-Linux
LOGIN:
Les systèmes compatibles Unix sont par définition multi-tâches et multi-utilisateurs, c'est à dire que plusieurs personnes peuvent travailler simultanément sur le méme système.
Chaqu...
tohiny
novalian'i joax20 ny 09/02/2011 15:59
hery
(
06/02/2011 09:59)
Sosokevitr'i simplex
Jereo ihany itony zavatra itony fa tahaka ny mety. Sur aloha nefa aho fa sarotra tanterahina ilay izy satria i tgv dia tsy hanaiky ny tsy hilatsaka, ravalo tsy hanaiky n y tsy hody ary ny ct sy ny cst...
tohiny
novalian'i milamm ny 12/02/2011 11:23
RUZ9
(
05/02/2011 11:44)
FEUILLE DE ROUTE IVOAHANA @ KRIZY? IZAO NO IZY
Mihamitatra hatrany ny fahasahiranan’ny firenena Malagasy ankehitriny, samy manao an’izay heveriny ho mety avokoa ny tsirairay eo anatrehan’izany. Misy ny miezaka hamaha ny olana, misy miezaka h...
tohiny
novalian'i RUZ9 ny 09/02/2011 08:53
RUZ9
(
05/02/2011 11:43)
FEUILLE DE ROUTE IVOAHANA @ KRIZY? ITY IZAO NO IZY
Mihamitatra hatrany ny fahasahiranan’ny firenena Malagasy ankehitriny, samy manao an’izay heveriny ho mety avokoa ny tsirairay eo anatrehan’izany. Misy ny miezaka hamaha ny olana, misy miezaka h...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 05/02/2011 23:33
RUZ9
(
05/02/2011 11:43)
FEUILLE DE ROUTE IVOAHANA @ KRIZY? ITY IHANY IZY
Mihamitatra hatrany ny fahasahiranan’ny firenena Malagasy ankehitriny, samy manao an’izay heveriny ho mety avokoa ny tsirairay eo anatrehan’izany. Misy ny miezaka hamaha ny olana, misy miezaka h...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 05/02/2011 23:30
toky8
(
04/02/2011 20:28)
Marina ve ange ity mails "Green card lottery" azoko ity azafady ?
Manaona daholo ô!
Mba te hanontany hevitra mafy aminareo ange aho azafady indrindra.
Nahazo mail 2 aho nilaza fa voaray tamin'ny "[b]green card lotery[/b]" izay ahafahana mipetraka any USA. Toy izao...
tohiny
novalian'i rurik ny 04/05/2011 20:48
locl
(
04/02/2011 20:11)
Tsy raikitra indray le feuille de route an'i simao fa tsy nahazo validation ny UA sy ny SADC, inona indray no fika manaraka eo, mbola tsy ho voavaha ny krizy e!
Na Rajoelina miala na izy manaiky ny hi...
tohiny
novalian'i locl ny 05/02/2011 18:01
bazylou
(
03/02/2011 19:29)
mody mifankatia kely
dia raikitra indray ny ady seza ary izay tsy mahazo eo mimenomenona.
beuuurrrk...
tohiny
novalian'i 3188 ny 04/02/2011 15:21
