Mon petit souvenir d' Afghanistan .

1. AndriambyII ( 07/02/2011 11:15)
Misy lalànany ve ny ady ? Ho an' ny mpiady hevitra tsy tapak'andro eto @ serasera ,anisan' ny ohatra tsara raisina ve ny nataon' i Massoud ? Fitsentsefana tsy misy famehezana ny hatsembohan' ny vahoaka Afghan t@ fambolena pavots . Ohatra tsara ho raisin' ny politisiana malagasy tsara ny miseho any @ izao fotoana izao . Raha ahitana olana ny fisian' ny akoram-bokatra misy ao Mada , avelao fotsiny dia hiravina ny olana hoy aho injainjay any !
Inona no olantsika Malagasy ? Ny tsy fahampian' ny harinkarena ve ? Ny fahantrana ? Ny hambom-po diso tafahoatra ? Ny adilahy politika hitadiavana seza ? ...
Samy afaka ny mandefa ny arguments ananany ny tsi 11 manoloana ny zava-mianjady , ary samy te hanana ny fahamarinana ! Na dia tsy tonga lafatra aza .
Ny fahitako azy dia eo @ kihon- dàlana iray tsy maintsy handraisana fanapahankevitra lehibe ohatra ny nianjady t@ ity Rangahy n' interview- veko ity ireo milaza azy ho politisianna Malagasy .
http://ahmadshahmassoud.free.fr/massoud/html/leproblemeafghan.htm


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4557