Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna ( 29/01/2011 05:07)
Ny trano nahavokisana .....
Misy ohabola iray izay toa ohatran'ny diso ny fitenin'ny olona azy ka dia mba ampio kely hoe azafady Rehefa manasa olona isika dia miteny ny vahiny hoe andao amin'izay andeha ry zareo fa ny trano nah... tohiny
novalian'i niryna ny 06/02/2011 00:04
cartina ( 28/01/2011 20:25)
mahagaga
salama dahory ry namana eto @ serasera ? zao mba naika misy zavatra tiako anotaniako fa mahagaga zao raha ty . inona antony matonga lehilahy tia manao jombilo na jaloko ? satria efa maro lehilahy tsi... tohiny
novalian'i vale ny 09/02/2011 16:13
Ydifas ( 28/01/2011 08:28)
ADY
Ho amintsika anie ny fiadanan'i Kristy Tohizantsika ny hafatra tamin'ny farany (Mitsangàna: [b]http://forum.serasera.org/forum/message/m4d3a9fe38c4b1[/b]). Rehefa nasaina nitsangana isika dia vonona ... tohiny
novalian'i niryna ny 06/02/2011 00:55
bazylou ( 27/01/2011 21:37)
tsy ho zato sy donga indray ve
io ry cnaps a, sady hitaingina avion fotsiny no ady eo. Kobo be ry lerony hoe resy vrala be fa tsy hahavita inona akory. baolina etsy an tanim bary mahamasian aza mbola resy ihany fa maika fany ao zi... tohiny
novalian'i joax20 ny 18/02/2011 15:13
bazylou ( 27/01/2011 21:34)
tsy zakan'ny sadc, e, meditera
mihitsy i deba satria mahay loatra an'i Madagasikara. Izy koa moa no namolavola ny aty dohan'ireo mpanao polifika rehetra ka tsy omen atsiny e. Mbola mahita lavitra noho ny vazaha sy ny maizina i deba... tohiny
novalian'i cyril ny 31/01/2011 14:33
bazylou ( 27/01/2011 21:12)
tsy excuse valable
ilay resaka hoe fampihavanam pirenena. Satria, tsy nisy gasy niady an trano anie teo e, sady tsy nisy foko nifamely koa fa provocation sy ady seza daholo no teo. fandaniana andro fotsiny io fa tsy ho... tohiny
bazylou ( 27/01/2011 08:53)
kokoazik.com
hira gasy mp3 malalaka... tohiny
novalian'i bunny ny 04/02/2011 19:30
bazylou ( 27/01/2011 08:49)
komity olympika malagasy
mety tsara kosa ny isan'dry zareo syny toeran tsirairay an. dia aleo anaovan'i Dally azy fa efa ela izy no tsy nahazo valim pitia tamin'ny taranja tennis e, sady izy tanora su bokonytsra... tohiny
bazylou ( 27/01/2011 01:44)
mijereva matv.mg
ry zareo fa tsy vatofototra efa miaro firehana polifika no jerena. lasa mitanila ilay vaovao avy eo mantsy. ry basyvava.com koa metytsara.... tohiny
novalian'i cyril ny 31/01/2011 14:33
niryna ( 26/01/2011 06:36)
Andriamanitra saro-piaro inona no hevin'izany? mitovy ny olona saro-piaro ve?
Ny teny ao amin'ny Eksodosy 20 :3-6 dia manambara amintsika ny Didy folo fa tsy tokony hanana Andriamani-kafa isika fa Izy Irery ihany ary dia mbola mitohy ihany koa ao fa Andriamanitra saro-piaro Iz... tohiny
novalian'i niryna ny 27/02/2011 06:33
bazylou ( 25/01/2011 22:28)
ny gasy tsy velona
raha tsy misy vazaha. Na ara toe karena, fisainana, hanina, sosialy, vidin'entana, politika, fanatan jahan tena,....... tsy velona raha tsy eo fona le mena sofina satria tsy manana hazon damosina tson... tohiny
novalian'i cyril ny 26/01/2011 09:03
soanja ( 25/01/2011 17:33)
Ety an-danitra ety
Lasa indray ny fisainako fa ambony dia ambony tokoa ny misy ahy raha oharina amin'ny tany. Tazako ery lavitra ambany ery ny rahona. Foana ny manodidina. Feo mireondrehona no heno. Tony dia tony avokoa... tohiny
novalian'i ledala ny 05/03/2011 22:48
gris ( 25/01/2011 12:43)
Relooking kianjan'Ambohijatovo
hanatsara ny kianjan'Ambohijatovo ono ny CUA,tsy mitsahatra amin'ny fandaminana sy ny fanatsarana ny tanàna kosa rzareo tato ato a,aôna ny hevitrareo?... tohiny
bor2lais ( 25/01/2011 11:13)
Ekiomenisma : mahasoa ve ?
Ho an'ny mpino kristiana maro dia ao anatin'ny herinandro antsoina hoe "semaine de prière pour l'unité des chrétiens" isika izao. Eo amin'io teny "unité" io indrindra no tiako hitondrana ny dini... tohiny
novalian'i vonynive ny 09/02/2011 08:40
bazylou ( 25/01/2011 08:55)
ravalomanana ben ali
tsy maintsy tonga ohatran'ny tunisie sy ben ali i madagasikara raha i le8 ihany no teo. beurrrk... tohiny
bazylou ( 24/01/2011 23:35)
tsy manana saina
hahita lavitra ny gasy ao mada fa ny ahitan avary hohaninaanio ihnany no mahamaika azy. Hany ka lasa feno ny mpanararaotra sy mpilaiso etsy sy eroa. Sady tsy hihetsika mihitsy ny gasy fa mbola hanao f... tohiny
vatofototra ( 24/01/2011 18:24)
Ame Sensible s’abstenir, Une élection libre et transparente résoudra-t-elle le problème de Madagascar
Ame Sensible s’abstenir, Une élection libre et transparente résoudra-t-elle le problème de Madagascar Madagascar n'a jamais fait face à son histoire, tous les problèmes historiques n'ont jamai... tohiny
novalian'i diloo ny 30/01/2011 02:46
3188 ( 24/01/2011 15:46)
urgence
aiza kay no tokony ho aleha ra hanavao PASPORT.simba lay izy fa tsy very an!eto americ zah no mipetraka .tokony hanantona ny ambassade et ve sa aona ?misaotra anareo miaoha ... tohiny
novalian'i soanja ny 01/02/2011 01:44
Lejoba ( 24/01/2011 14:35)
mandefa fiara any Canada
Tratry ny taona daholo ny namana Sao misy efa nandefa fiara avy eto France, na Europe mankany Canada? Ahoana ilay fepetra momba ny fiara miditra any? Ohatrinona ny sarany alain'ny transitaire raha voi... tohiny
Lejoba ( 24/01/2011 14:34)
transitaire France-Canada
Tratry ny taona daholo ny namana Sao misy efa nandefa fiara avy eto France, na Europe mankany Canada? Ohatrinona ny sarany raha voiture break (7 places), raha miampy zavatra hafa? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Lejoba ny 14/02/2011 11:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9534