Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bazylou , milahatra araka ny daty
bazylou ( 17/10/2015 22:26)
Musée de l'homme
Nataon'ny frantsay aiza oa ireo zavatra rehetra momba ny gasy sy madagasikara tao amin'io musée io ?????... tohiny
bazylou ( 22/08/2015 17:09)
22 aogositra 1895
saina kely sy fahatsiarovana ireo malagasy rehetra niady tao andriba mba tsy hozanahan'ny frantsay i madagasikara. Na dia tsy nampian'ny anglisy intsony ary na dia efa azon'ny vazaha aza ny tanana mar... tohiny
novalian'i bazylou ny 17/10/2015 22:30
bazylou ( 31/07/2015 18:24)
kalalao no mitarika eto antananarivo
amin'izao ora anoratan'ny tenanay izao. Ilay akohovavy maneno iry no faharoa..... Hamerina ny volan'i Ravalomanana daholo izany izao ny mponin'antananarivo rehetra ......... beurrrk... tohiny
novalian'i bazylou ny 31/07/2015 18:28
bazylou ( 09/06/2015 04:33)
vaovao omaly alina
Nosamborin'ny polisy ny solom bavam bahoaka " lanto rakotomanga" mapar satria nahiahiana ho manana afera hoe. noterena amin'ny basy sy miaramila spesialy mihitsy ary nambanana basy izy. Nahitana v... tohiny
bazylou ( 08/06/2015 17:57)
nampiditra mpamosavy i rajao !!
vao tafiditra 3 sa 4 bolana fotsiny ry le8 dia io fa nihozongozona sahady ny sezan-drajao. Dia amin'izao ora anoratana eto izao koa dia hidina ny radi sy ny tv viva. efa miala any koa ny fitsipaham p... tohiny
bazylou ( 16/05/2015 18:40)
ben'ny tanana antananarivo
vehivavy 5- lehilahy 5 Lalao ravalomanana harilala ramanantsoa lalatiana rakotondrazafy - free fm lalatiana ravololomanana veronique nicole rajerison Andry ranaivo dit andry concept hery rafalimanana... tohiny
bazylou ( 06/05/2015 18:07)
mazava tsara izao ny eto madagasikara
i rajao sy le8 izao no mtondra ny firenena. Indrisy ry biby manana loha roa...................... beurrrk... tohiny
bazylou ( 05/05/2015 18:27)
hoy ny basy vava androany
azo sary ny angatr'ilay zazakely maty........ Asa aloha ,,,???? beuurrk... tohiny
novalian'i Aloka24 ny 19/06/2019 10:25
bazylou ( 05/05/2015 18:25)
ekena fa
resaka bizna fotsiny ny politika eto an tanana eto. fa na dia izany aza dia hita mazava tsara hoe iza no miarak aamin'iza dia iza no te hambotry an iza. i rajao sy le8 izao efa miaraka dia i deba koa ... tohiny
bazylou ( 05/05/2015 18:16)
novahan'i rajao daholo hoe
ny fatoran'dravalomanana..... izay no nolazainy teny ivato.... dia aleo hohita eo fa nampiditra amboadia ao am bala i rajao kooo. beeuurrk... tohiny
bazylou ( 05/05/2015 17:59)
vita ny baolina oaaaaa
i colas, bouygues ary ADP ( aeroport de paris) no nahazo ny orinasa Adema sy ny aeroportn'ny ivato ary nosy be.......... Veloma ry saidomara fa vita ny tantara....... beuurrk... tohiny
bazylou ( 04/05/2015 17:30)
tsy namely ny fampihavanana teny ivato
satria lasa vavany fotsiny ry deba , le8 ary ry rajao. Fandravana fanjakana no teny fa tsy fampihavanana ary fizitin'i deba sy le8 no tao. Aiza ry baina no misy hoe hihavana nefa mandoa 200 000ar isan... tohiny
novalian'i bazylou ny 06/05/2015 18:00
bazylou ( 14/04/2015 10:39)
kotofetsy sy mahaka
efa raikitra izaony afindrafindrao an'drajao sy le8- mody avotsotra kely le8 dia ampidirina amponja indray- hehehhehehe. Mody nalefa kely tany ambositra sy tany Antsirabe, dia raha vao niteny tonga d... tohiny
bazylou ( 09/04/2015 05:09)
tena lasa izao mlarina leaza aaa
- afaka manafatra fiara kodia daholo ny malagasy rehetra ary tsy mandoa hetra rehefa miditra eto madagasikara raha toa ka fiara miady amin'ny andiam balala. Vao nivoaka anio io an, sady rajao no namoa... tohiny
bazylou ( 04/04/2015 17:30)
vita ny baolina ry zalahy
namidin drajao amin'ny mena sofina ny aeroport ivato sy nosybe ary ny toby famokarana herin'aratra ao mandroseza sy vohibe. beeeuurrk... tohiny
bazylou ( 28/03/2015 11:34)
rehefa tsy hiteny gasy
dia aza manoratra eto beuurk... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/04/2015 05:42
bazylou ( 14/03/2015 05:35)
vaovao faraparany
mitokona tsy hiasa ny domaine efa herinandro izao, hiasa indray ny greffier amin'ny alatsinainy izao ny inspektera de travay dia hitokona tsy hiasa amin'ny alatsinainy izao. Mitombo hatrany ny ran... tohiny
novalian'i endriny ny 14/03/2015 05:54
bazylou ( 27/02/2015 05:00)
rendrika i antananarivo
mananontanona indray rey olona ny najo an'i Antananarivo tamin'ny 1959 a. Besarety diboky ny rano andekaleka feno atsanga , miverina i delestazy tanjombato sy ny rn7 dibo drano, na ny tatezana aza t... tohiny
novalian'i bazylou ny 28/03/2015 11:37
bazylou ( 26/02/2015 17:26)
las,izao legona, vidin'ny frantsay ny fananan'nygasy izao
lasan'ny aeroport de Paris ny aeroportn'ny NOsybe sy ireo 12 hafa tantanan'ny Adema. Ny sinoa atsy sady mangorona volamena sy hypoccampes ny srilankais managona safira sy beryl ny amerikanina sy ny e... tohiny
novalian'i Strong3 ny 16/03/2015 08:49
bazylou ( 26/02/2015 11:24)
miady vola ny tresor sy rivo rakotovao
sy ny ekipany. Asa inoa loatra no tian'i lery atao amin'ity miliara anjatony tadiaviny avoakan'ny tresor. beuurkk... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0434