nampiditra mpamosavy i rajao !!

1. bazylou ( 08/06/2015 17:57)
vao tafiditra 3 sa 4 bolana fotsiny ry le8 dia io fa nihozongozona sahady ny sezan-drajao.
Dia amin'izao ora anoratana eto izao koa dia hidina ny radi sy ny tv viva.
efa miala any koa ny fitsipaham pitokisan'ny solom bavam bahoaka ny governemanta.

Ankoatr'izay, mitohy ihany ny baolina akamely sy ny tanana maimbo eto Madagasikara.

beuurrk
répondu par mpisotrtoaka le 17/06/2015 12:43
2. zama91 ( 09/06/2015 22:46)
aleo hisy ny ampamoaka HVM VS MAPAR ,izay vao mihavana daholo mba tsy hiverenan 'ireny,i ra8 mitady hidibingo hanelanelana an'ireo eo ,zavatra combat a mort io
3. mpisotrtoaka ( 17/06/2015 12:43)
Ny havanay aza ts hitanay aman-taonany ka ialahy no hihavananay ! Ntss !Mbay tany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2069