vaovao omaly alina

1. bazylou ( 09/06/2015 04:33)
Nosamborin'ny polisy ny solom bavam bahoaka " lanto rakotomanga" mapar satria nahiahiana ho manana afera hoe. noterena amin'ny basy sy miaramila spesialy mihitsy ary nambanana basy izy.

Nahitana vola 1 000 000 000 fmg tao anaty fiarany.

Tsy mahazo mandeha hafa tsy eto Antananarivo ihany ny viva. Rehefa nembesana sy nambanan basy ny mpiasa tao aminy .
I TGV aza tao ambodivona no nambanan'ny emmoreg basy koa.....

Hiverina amin'ny tgv2 sy viva2 indray izany ity.
NY mbs efa mandeha ny radio na dia tsy eke,'ny fanjakana aza.

Miandry mafy ny fanapaha kevitry ny hcc ny rehetra.

Aleo rangah dia tsorina fa tsy pro ny polisy , ny miaramila ary ny zandary gasy a.
Perquisition tsy misy mandat no natao an'i Lanto rakotomanga. Siosion-dresaka fotsiny dia lasa izao.........
Dia aiza izany ny fahamarinana, ny présomption d'innocence........

beeeeurrk
2. zama91 ( 09/06/2015 22:20)
raha mba nanaiky nosavaina mora2 iny izao mba efa nilamina ny afera,ary le vola saika atao inona ? misy mpamadika ao @ MAPAR ,vao mianga ny saosy dia efa kobo
3. mpisotrtoaka ( 17/06/2015 12:42)
Na hanaovana gouté aza mis raharahian'iza inona izany fa ny fampihomehezan'ny nataon'ny mpitandro ny filaminana no film ts laitra ! Misy tia d misy ts tia e ! Zahay ho mamo foana !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1089