Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
RUZ9 ( 18/01/2011 11:35)
NY FAT SY NY FILOHANY NO MELOKA VOALOHANY
Hitsingerina tsy ho ela ity ny faharoa taonan'ny doro trano sy fandrobana goavana nataon' ny sasany t@ 26-012009, tsy hiantso mpanakanto vahiny angaha ry FAT hankalazana an'ireny a, ireny fampihorohor... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 24/01/2011 09:24
mickaelerivk ( 17/01/2011 14:46)
www.madasport.net ho fampandrosoana ny sport malagasy
efa misokatra izao ny http://www.madasport.net hanome an'ireovaovao arapanantanjahantena misongadina rehetra eto Madagasikara sy avy any ampita,eo koa ny vidéos-actu,ny sondage zone sy ny maro hafa ,... tohiny
gasyihany ( 17/01/2011 07:05)
Mandalo ny fitondràna faty tarihin'i andry devoly (vata-paty io) dia mody lazaina hoe sambo, efa ho rendrika mantsy, koa izay te hamono tena miaraka aminy dia midira.
Tenin-jiolahim-boto, izany no azo hilazana azy. ... tohiny
novalian'i laza5700 ny 20/01/2011 00:38
Aynah ( 16/01/2011 00:07)
Fa maninona ny sipa jejobe no mampijaly?
Fa maninona kay ny sipa jejobe no mampijaly be? Manao sexy be izy, dia tiany ho attirer-na any aminy daholo ny mason-drizalahy, dia nefa izy tsy azo tenenina! Sady koa otrin'ny matérialiste be izy fa... tohiny
novalian'i Aynah ny 23/02/2011 12:48
Aynah ( 15/01/2011 23:55)
Mba ampio kely aloha fa fanina e
Misaotra mialoha amin'ireo mamaly sy manampy hevitra!Tratrin'ny taona aloha e! Izao ny olako ry zareoa! Mba tratra ihany aho na dia niseho ho mafy saina aza! Nisy olona niaraka tamiko efa tamin'ny 200... tohiny
novalian'i vale ny 12/02/2011 00:44
bazylou ( 15/01/2011 22:32)
mazava tsara izao
fa tsy mila izao ranondranony any ivelany izao ny gasy vao mhita azavatra. Ary nasehon'ny tgv anio , tamin'ny fanodrotanay ny karaman panjakana ho 10% be izao ary 25% nho an'izay mpiasa mandray karam ... tohiny
novalian'i kakafotra ny 31/01/2011 06:15
vatofototra ( 15/01/2011 08:18)
TELECHARGER "Communication verbale" - Holding HAT - Société chinoise
TELECHARGER "Communication verbale" - Holding HAT - Société chinoise - TELECHARGER lettre dénommée "Communication verbale" entre le Ministre HAT des Finances et du Budget au Responsables du p... tohiny
sjef ( 14/01/2011 23:26)
connection sans fil.
manao ahoana daholo. Ny ordi-ko manana problem: 1-ny connexion sans fil tsy mety mandeha. 2-rehefa en connecte zah de miadana be, ela vao mipoitra ny zavatr tadiavina. manahy zah sao de virus no mahaz... tohiny
novalian'i joax20 ny 25/01/2011 06:42
sjef ( 14/01/2011 22:52)
Aiza misy billet mora Hamburg-paris?
Mitady fanampiana @ zay mahalala. Inona kay no compagnie mora indrindra raha avy eo Hamburg hakany Paris¨? Misaotr mialoha e.... tohiny
novalian'i dadamary ny 05/04/2011 08:52
bonne ( 14/01/2011 21:08)
Fa nahoana ny mpifankatia @zao fotoana izao norehefa misy fifamaliana dia matetika ny iray tsy mba manaiky ny fahadisoany na dia izy zao aza no diso?
Tena marina zany, fa maro no efa hitako ohatr'zany, ary nday2 aza hitako mitsy ny niandohan'lay ady, fa tena lasa ady goavana lay izy avy eo kle, miafara @ famonoana mintsy, fa sartra be mantsy ny mid... tohiny
novalian'i labouche ny 26/01/2012 10:10
bazylou ( 14/01/2011 18:40)
tsy miala teo io wa
na voalohan'ny taona 2012 aza. jereo tsara anie eee, raha ny ankoatran'io aloha dia tsy poinsa ao mada e, na dia atao hoe anao heri tsandry ohatran'ny edgara sy n cua a aza beuurrk... tohiny
novalian'i xhavier ny 21/01/2011 08:44
vatofototra ( 14/01/2011 15:48)
TELECHARGER Journal Officiers Tsiafahy - Les militaires accusent Andry Rajoelina de Coup d'Etat et de torture pour l'affaire de BANI
TELECHARGER Journal Officiers Tsiafahy - Les militaires accusent Andry Rajoelina de Coup d'Etat et de torture pour l'affaire de BANI - TELECHARGER journal officiers tsiafahy 05 décembre 2010 - TE... tohiny
novalian'i laza5700 ny 21/01/2011 18:24
zetsarazony ( 14/01/2011 15:02)
Fantaro ny zava-drehetra hazòny mafy izay tsara
Miarahaba antsika, mila fantatra ny dikan-teny fampiasan-tsika rehefa mivavaka satria hay izy ireny hatrizay dia tsy mba nodinihina loatra,kanefa raha lazaina amin'ny fomba tsotra sy mivantana dia man... tohiny
mangabe ( 14/01/2011 12:50)
langue de boeuf
Manao ahoana daholo Soa dia midy mahay mahandro langue de boeuf "façon gasy" @ areo eto? Misoatra mialoha e!... tohiny
novalian'i mangabe ny 07/12/2011 13:34
gasyihany ( 14/01/2011 11:18)
Tsy ampy fitaovana hono i risara bomba rehefa hisambotra jiolahy, fa tamin'ny nanongam-panjakana tena tafahoatra loatra aza ireo fitaovana.
Fa natao aiza ireo fitaovana tsy tambo hisaina tamin'ny volana martsa 2009 ?... tohiny
novalian'i 3188 ny 14/01/2011 15:43
gasyihany ( 14/01/2011 08:10)
Handray fepetra entitra i jeneraly sandoka ravalomanana @n'ny asan-jiolahy. I andry izay lehiben'ny jiolahy mpanongam-panjakana tena hita maso samborina raha tena olo-marina.
Aza manao ronono an-tavy.... tohiny
gasyihany ( 14/01/2011 07:53)
Mirongatra ny jiolahy mitam-basy, heloka izany. Ary ny fanonganam-panjakana ? tena heloka ratsy indrindra na eto an-tany na any an-danitra, loza mahatsiravina mitataho ho an'ny vahoaka malagasy i andry sy ireo tafika ireo.
Ho ratsy ary tena ho ratsy fihafara ny taranaka malagasy raha toa ka tsy misy famaizana ho an'ireo olona izay nahavanon-doza tamin'ny vahoaka malagasy izay tarihin'ity andry ity.... tohiny
gasyihany ( 14/01/2011 06:51)
Ny zava marina nisy teto hatramin'izay dia izao, vitsy ireo malagasy ao @n'ny fitondràna, na sivily na miaramila, no tena tia fahamarinana, lainga sy fitaka no manavanana azy ireo, tsy hain-dRa8 izany, hany ka halan'ireo izy.
Raha ny filoham-pirenena hatrizay nitondra teto M/kara dia i Ravalomanana irery no tsy dia tia nandainga tamin'ny vahoaka, tsy fanindrahindrana io fa fijery tsy mitongilana, ny mampalahelo anefa dia a... tohiny
novalian'i xhavier ny 18/01/2011 06:15
Ratsimanaiky ( 14/01/2011 05:32)
Mpisoloky gaigy vavy
Mitandreme isika fa misy vehivavy iray atao hoe Lala izay milaza fa cousine an'Andriamatoa Andry Rajoelina ka misoloky @ olona fa mahavita ny zavatra rehetra na raharaha tribonaly io na seranan-tsambo... tohiny
novalian'i dadabe ny 13/02/2011 09:15
bazylou ( 12/01/2011 19:17)
esy e, ry sarah zorzety e
feno fananatenana ny vahoaka fa hihetsika i Saraha georgette aminy tsy fanekena ny fanondranana Bois de rose sy ireo hazo sarobidy maro , maro ny nieritreritra fa hitondra aina vao ho fiarovana ny ton... tohiny
novalian'i 3188 ny 14/01/2011 16:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0901