Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diloo
(
01/01/2011 06:54)
Tratrin'ny Taona 2011
Tratrin'ny Taona 2011 daholo na ny malagasy demokraty, na ny malagasy tsotra, na ny malagasy fianakam's
Na dia samy mitapo eto aza isika mpisera: Tsiky dia ampy.
Mandra-pitia indray e!...
tohiny
novalian'i ouioui ny 03/01/2011 11:17
diloo
(
01/01/2011 06:33)
Trarin'ny Taona 2011
Bonne Année 2011 daholo
diloo...
tohiny
novalian'i cyril ny 07/01/2011 09:54
diloo
(
01/01/2011 06:32)
Tratrin'ny Taona 2011
Bonne Année 2011 daholo.
Diloo...
tohiny
bazylou
(
31/12/2010 20:53)
raha izaho ianareo
mipirina fa mandany andro eto rehefa tsy haka an'ny tgv.
aiza ihany ilay fika e?
toa hevitra taingina fotsiny ilay izy.tssssss
Hevitrin'ny maty an drano e,
beuuurrrk...
tohiny
novalian'i andrywui ny 03/01/2011 09:55
ouioui
(
31/12/2010 07:35)
Tambatamabazana daholo ny mafy loha
Mafy ihany izany te mba ho fantatriny CI izany rabazy o,
Aiza le taim-bava be hoe tsy hiresaka @ olon-kafa afa tsy TGV e, tsy afrikana é, isika tsy mila ny hiny é,
Inona anefa no hitomanin'elah la...
tohiny
novalian'i ouioui ny 03/01/2011 11:22
ouioui
(
31/12/2010 07:03)
LEULEU LASA MIRONGATRA NDRAY NY HALATRA PS HON HON HON
Ahoana ndray rawix a, kay elah hoy ry zalahy no mangalatra Ouioui fopla ato , tohizana ve le gera sa ahoana e
Efa io moa le nahatezitra an-drà cousin Hery tato ,,hay ialahy no miteny irery @ izao kar...
tohiny
novalian'i cyril ny 05/02/2011 17:53
bazylou
(
30/12/2010 19:40)
alefaso daholo izay fika hitanareo
fa jereo tsara fa tgv ihazny no eo 2011 e.
Dia mitomaniza daholo ry be wawawaa isany.
Tgv no mitondra wa ary izy na be mpanakora aza tsy zakan'ny atidohan'la be resakak fotsiny io.
Ilay fika manaraka...
tohiny
novalian'i andrywui ny 03/01/2011 09:57
andrywui
(
30/12/2010 14:16)
TENA EFA HIFARANA IHANY TY NY TAONA ...
fa tena hanjakan'ity ngahy bazylou tanteraka 100% le serasera marina mafy !
fa inona letsy no tena "secret n'ny Herin'lah ry bazylou ?" mba hianarana letsy a
sur kosa alou fa tsy FPVM kah ! fa mba...
tohiny
novalian'i andrywui ny 01/01/2011 17:30
angotiko
(
29/12/2010 15:11)
FIARABANA TRATRY NY TAONA SY FIHAONANA AMIN'I HERY
miarahaba ny rehetra ô
hisy zany ny fiarabana tratry ny taonan'ny serasera dago sady fihaonana amin'ny sefo hery izay mandalo eto dago
ny fotoana zany dia ny alahady 09 janvier 2011! mbola daty io! i...
tohiny
novalian'i faly1974 ny 27/01/2011 15:09
fijo
(
28/12/2010 21:17)
sao diso ny kristianina????
raha jerena tsara ny fotokevitr'i ralavavolo,dia tsotra.
izy dia jiosy ,ary tsy nihevitra ny hiala tao anatin'io finona jiosy io.saingy niezaka kosa izy hanova ilay fomba finoana sy ny rafitra nisy ta...
tohiny
novalian'i Ilo ny 01/02/2011 11:42
bazylou
(
28/12/2010 12:02)
mitohy ihnay ny tgv
ho ela velona izy , ary ny ankoatr'izay tsy misy e,
beuuurrrk...
tohiny
novalian'i 0uioui ny 30/12/2010 10:07
diloo
(
26/12/2010 15:49)
Tratrin'ny Krismasy
Tratrin'ny Krismasy iaby. Nivangy tsindraidray teto aho, fa tsy manadino akory.
A+...
tohiny
novalian'i ouioui ny 31/12/2010 06:40
stysane
(
26/12/2010 15:46)
HO AHY SY OANAO
Ry lehilahy nako o! indro misy teny fohy nefa , aza atao mankarary fo anao e!
ra nijery ny resadehilahy ah za manoratra izao de! naita ny evitry ny vehivavy ...
tohiny
novalian'i lova26 ny 05/04/2012 06:17
diloo
(
26/12/2010 15:44)
Tratrin'ny Krimasy
Tratrin'ny Krismasy iaby.
Nivangy teto aho fa tsy nanadino akory. Mandalo miserana.
A+...
tohiny
novalian'i cyril ny 07/01/2011 09:54
EncoRama
(
25/12/2010 22:44)
Mangataka re fa ny firaisan-kina hono no hery
Sendra ni surf teto @ net aho no sendra inty rohy manaraka inty ka zaraiko eto raha sitrakareo ny hanao ny petition ho azy sy ny fianakaviany.
Marihiko etoana fa tsy olona fantatro izy fa mba anisan'...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 18/01/2011 10:14
bazylou
(
24/12/2010 23:06)
tsy misy sahy hanala an'i tgv
eo mihitsy na gasy iza na iza , fa hiady anjara sy lahatra no tadiaviny.
dia samia manompo azy ry gasy rehetra.
beuuurrkk...
tohiny
novalian'i bazylou ny 30/12/2010 19:43
vatofototra
(
24/12/2010 20:16)
Vatofototra - Joyeuses fétes et Bonne année 2011
Vatofototra - Joyeuses fétes et Bonne année 2011
L’équipe de Vatofototra et Vitatsika vous présente ses meilleurs vÅ“ux et vous souhaite des joyeuses fétes et Bonne année 2011.
Ny ekipanâ...
tohiny
novalian'i vatofototra ny 02/01/2011 18:53
stysane
(
24/12/2010 12:25)
TIKO MBA ZARAINA
o ry zalah a! mbo titsika lehilahy mitsy oa ty resaka manao ty e!
ndrindra mo refa tafaona ny samy bandy ,@ zao akaiky fety zao ; de tsy de misy resaka afa betsaka ; ...
tohiny
novalian'i raherigna ny 10/07/2014 13:20
0uioui
(
23/12/2010 16:01)
misy antso maika ho an'izay liana atsy amin resa-dehilahy atsy e
urgent !
http://forum.serasera.org/forum/topic/t3e96524c16e8e...
tohiny
novalian'i 0uioui ny 23/12/2010 16:01
0uioui
(
23/12/2010 15:57)
mitady tovovavy manja za
raha misy aminareo ato ry reto na misy mahafantatra tovovavy hafa ka mila tovolahy dia izaho zay zay ah ,ka raha misy liana aminizay di andefasako numero tel izy de mifanao fotoana ,omeko hatramin'ny ...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 15:52
