tsy misy sahy hanala an'i tgv
1. bazylou
(
24/12/2010 23:06)
eo mihitsy na gasy iza na iza , fa hiady anjara sy lahatra no tadiaviny.
dia samia manompo azy ry gasy rehetra.
beuuurrkk
dia samia manompo azy ry gasy rehetra.
beuuurrkk
novalian'i bazylou ny 30/12/2010 19:43
2. 0uioui
(
25/12/2010 00:26)
elah ry bazylou no hiangavianay ny mpiandraikitra mba esorina tato ny PS nlah io fa io no hireharehanlah ato sy hanaovana antsojay ny mpisera ato ,mba mangataka zahay ry mpiandraikitra ra azo atao mba alao tato ny PS sy ny IP nle bazylou io fa mahakamo be
3. bazylou
(
25/12/2010 00:41)
ary maninona koa raha mba asorina ny ps la legona??
rehefa tsy mahatanty baina miala aaa
beuuurrrk
rehefa tsy mahatanty baina miala aaa
beuuurrrk
4. 3188
(
25/12/2010 13:32)
[quote=bazylou]
ary maninona koa raha mba asorina ny ps la legona??
rehefa tsy mahatanty baina miala aaa
beuuurrrk
fuck you nigga .
5. diloo
(
26/12/2010 16:47)
tsy misy sahy hanala an'i tgv
Tsy dia izay loatra ny olana ra-bazy.
Olon'ny fo ny Malagasy @'ny ankapobeny. Tsy tia erisetra.
Ary io indrindra no herin'i rabelety: Fanararaotana ny fahendren'ny vahaoka maro an'isa. Ary ny fanindrina azy indrindra no tetika hitazomana ny fitondrana.
Ny sary azo hamintinana ny tetik'adiny, dia iny izy nampibata seza filanjana nasainy lanjain'ny andevony iny, ary koa ireo fampiseony ireo andevony nitondra lefona sy fanamina t@'ny andron'i Radama. Ny vadiny dia nanao fitafin'i Ranavalona.
Maniry ho Radama lery mba ho andevony daholo izay mpomba azy.
Ela izany ry ra-bazy no manokatra bal ho andevony en tant que fou du prince lapinou an'ela irery ihany io eto. Beurk be izany ela miankoaka eo anatrehany.
Manaraka izany, manontany tena aho hoe: ahoana no maha tonga ny HAT manana toe-tsaina manary ny fomba amam-pahendrena malagasy: Izany hoe,tsy tia fihavanana, tsy tia fanajana ny zon'olombelona, tia mampatahotra ny vahoaka @'ny alalan'ny basy sns ry zareo.
Izay no choix an-dreo nifidy anarana HAT fampiseona fa ny HATE:Haine no fotototra hitazomana fitondrana sandoka.
Ahoana no mety afahan'ny HAT manao izany ara-panabeazana sy ara-pinoana ankehintriny sy nandritra ny 2 taona izay?
Misy dinika itako tatsy @'ny lohahevitra Fivahana, finoana.
Rehefa nandalo tao aho, dia toa ny herin'ny devoly no mahatonga ny HAT manjaka @'izao fotoana.
Tsy dia mahagaga fa ny finoana nametraka ny HAT dia avy ao @'ny FPVM.
Koa samy mandinika ny vaovao mamoam-pady etsy ambany fa tena kirioko be aho.
Fa inona lety ra-bazy io fomba nataona'ela ao fa tena beurk be. kozy e!
Mba menatra ela fa ity visa A an'ela ity tena mamaom-pady.
http://collectif-gtt.org/content/21122010-fpvm-antaninanandrano-fanalana-devoly-miendrika-visa-vid-os
6. 0uioui
(
27/12/2010 10:52)
fa inn marina ary ty visa A ataon'i bazily ty le ?
fa i bazily ve lasa adala sa voan'inona no nanao zavatra tahaka izao ! ?
de nataon'i bazily ahoana zao reo pansavy reo sefa hatreo ? sao de nanaovan'i bazily fihetsika mamoafady direct refa takotakon'i pastera ?
fa iza amin'ireo tokoa mo i bazily zany e ?
le bandy miakanjo manga ve sa le bebe kibo ? fa bazily alo sur fa tao e ! satria lery miaro be an'io afera io hoe tsy misy an'io zany hono fa fopla io

7. 0uioui
(
27/12/2010 10:53)
http://collectif-gtt.org/content/21122010-fpvm-antaninanandrano-fanalana-devoly-miendrika-visa-vid-os
8. diloo
(
27/12/2010 13:26)
0uioui:
http://collectif-gtt.org/content/21122010-fpvm-antaninanandrano-fanalana-devoly-miendrika-visa-vid-os
Ilay tary manao manga ra-Bazy, dia toa raxix ilay bandy be kibo.Hi Hi Hi! lol
9. 0uioui
(
27/12/2010 13:53)
Ilay tary manao manga ra-Bazy, dia toa raxix ilay bandy be kibo.Hi Hi Hi! lol
omeo anle mdp pikatti any less a hamelezana anle bazy ty fa miseho mafy ts laitra ato loatra nedala io
10. bazylou
(
28/12/2010 12:01)
izay indrindra no mahavendrana ny gasy kooo; resa be fotsiny , ary lany andro mamisavisa eo.
Tsy maintsy misy maty sy hery setra io vao vita e;
ny ankoatr'izay tsy misy , fa raha ry ouioui sy ny ekipany , di alany daty eo
beuuuurrrk
Tsy maintsy misy maty sy hery setra io vao vita e;
ny ankoatr'izay tsy misy , fa raha ry ouioui sy ny ekipany , di alany daty eo
beuuuurrrk
11. LazaDaddy
(
29/12/2010 08:06)
tsy misy sahy hanala an'i tgvFa esorina atao inona? ... Ko raha tsy misy atao aho ko andeha andany andro hanala an'iny! :)
dia samia manompo azy ry gasy rehetraIanao no manompoa azy raha izay no hitanao fa mety fa ny ahy dia i Jesosy irery ihany :)
12. 0uioui
(
30/12/2010 10:16)
ninanngeninnn rabazily zay fa notenenin'i lazadaddy mafy !!!!
raha tsisy olokendry miteny mafy otrizay ko ela ry bazily tsy hendry a
zao ela tsakotsakoin'ny nenina tsara aminio tenin'i lazadaddy io !! angah adala matanjaka otranla daholo ny olona hin hin hin
raha tsisy olokendry miteny mafy otrizay ko ela ry bazily tsy hendry a
zao ela tsakotsakoin'ny nenina tsara aminio tenin'i lazadaddy io !! angah adala matanjaka otranla daholo ny olona hin hin hin
14. bazylou
(
30/12/2010 19:43)
koa maninona ialahy no mimenomenona nefa tgv no eo, ????
Milaza manakatao ialahy nefa mitaraina mafy ,
beuuurrrk
Milaza manakatao ialahy nefa mitaraina mafy ,
beuuurrrk