raha izaho ianareo

1. bazylou ( 31/12/2010 20:53)
mipirina fa mandany andro eto rehefa tsy haka an'ny tgv.
aiza ihany ilay fika e?

toa hevitra taingina fotsiny ilay izy.tssssss

Hevitrin'ny maty an drano e,

beuuurrrk
novalian'i andrywui ny 03/01/2011 09:55
2. diloo ( 31/12/2010 21:23)

bazylou:

mipirina fa mandany andro eto rehefa tsy haka an'ny tgv.
aiza ihany ilay fika e?

toa hevitra taingina fotsiny ilay izy.tssssss

Hevitrin'ny maty an drano e,

beuuurrrk

Izay nge letia no antony anomezana an'elahy sehetra eto e.
Ny fandraisan'elah anjara, dia hevitra pokaty. Koa aleo tsy mandany andro; dia eo elah milalao bibilava irery eo. Rehefa naona elah dia mandehana any @'ny FPVM aloha mitsentsitra ary bon appétit. Kozy e!
3. andrywui ( 01/01/2011 17:27)
hon hin hon hin fa ampitsetserinlah inn ndray letsy bazily io ry bain a ?

fanga lety tena FPVM iringiriny zany tokoa le bazily ty le ?


4. diloo ( 01/01/2011 18:49)
andrywui:

hon hin hon hin fa ampitsetserinlah inn ndray letsy bazily io ry bain a ?

fanga lety tena FPVM iringiriny zany tokoa le bazily ty le ?




Bonne année aloha elahy rawix.
Araka ny voalazan'ny Midi Mada androany dia toa voasambotra i rabazy Gérard kle.
Hoy ny Midi hoe: Il s’agit en fait d’un dénommé Gérard dit raBazy Karàna. C’est ce dernier qui aurait réalisé le montage de la fameuse vidéo, qui a suscité beaucoup de commentaire. Le mis en cause est actuellement en garde à vue dans les locaux de la gendarmerie à Mahajanga pour audition.
D’après nos informations, cet individu arrété dans la cité des fleurs hier matin, est un membre fervent d’une association politique soutenant le régime actuel.
la scène se déroule dans une église de la capitale, à la FPVM Antaninanandrano.

Monsieur Michel R., porte-parole de l’église a affirmé que « la scène se déroule effectivement dans l’église FPVM>>.
Tena beurk confirmé leitsy elahy rabazy. Kosy e! Tokony mamafa ny vavan'elah @'ny pq safosafo ary diovin'elahy @'ny dentifrice signal fa tena beurk mamofona tsentsitra tsy mifafa.
Navela najanka teto elahy rabazy dia ho avy @'izay ny corrections.lol.
5. bazylou ( 02/01/2011 00:29)
dia inona indray ny tohiny e??
Lazao daholo ry tsamy fa izahay eto ihany a,,,,

Lazaiko kozy ialahy isany, lohan'ny taona 2012 no atao ny fifidianana, ary hisy sirprizy be tsy hohain'ialahy isany eooo.
Mandra paha tongan'ny izay ialahy dia tgv fona e,

Beurrrrk
6. diloo ( 03/01/2011 08:56)

bazylou:

dia inona indray ny tohiny e??
Lazao daholo ry tsamy fa izahay eto ihany a,,,,

Lazaiko kozy ialahy isany, lohan'ny taona 2012 no atao ny fifidianana, ary hisy sirprizy be tsy hohain'ialahy isany eooo.
Mandra paha tongan'ny izay ialahy dia tgv fona e,

Beurrrrk

Aoka leitsy babazy an! Izany an! Buzzbazybeurk ndray an! lol
7. diloo ( 03/01/2011 09:00)

diloo:


bazylou:

dia inona indray ny tohiny e??
Lazao daholo ry tsamy fa izahay eto ihany a,,,,

Lazaiko kozy ialahy isany, lohan'ny taona 2012 no atao ny fifidianana, ary hisy sirprizy be tsy hohain'ialahy isany eooo.
Mandra paha tongan'ny izay ialahy dia tgv fona e,

Beurrrrk

Aoka leitsy babazy an! Izany an! Buzzbazybeurk ndray an! lol

TGV= Tena Gérard Voky bazy karàna mpinono FPVM.
lol
8. andrywui ( 03/01/2011 09:55)

TGV= Tena Gérard Voky bazy karàna mpinono FPVM.

aokanlah letsy bazily radiloo fa lery aza efa mba mazoto b mamaly sy mandefa dinika eto fona

raha tsisy an'i bazily kosa alo mamelona an'ity serasera politika ty defa ela ty no gly ee

merci bazily a !

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0804