TENA EFA HIFARANA IHANY TY NY TAONA ...

1. andrywui ( 30/12/2010 14:16)
fa tena hanjakan'ity ngahy bazylou tanteraka 100% le serasera marina mafy !


fa inona letsy no tena "secret n'ny Herin'lah ry bazylou ?" mba hianarana letsy a

sur kosa alou fa tsy FPVM kah ! fa mba fanalandrapika anlah fotsiny kosa angamba iny o ?
novalian'i andrywui ny 01/01/2011 17:30
2. bazylou ( 30/12/2010 19:41)
izahya ry tsamy tsy fpvm; mivembena, fa bazy mijoro amin'ny heviny ary io ihany no tohananay.

Izay mahery mahatafal aan'i tgv dia tohanako indray e;

Beuuurrrk
3. andrywui ( 01/01/2011 17:30)
fa inona ndray ary ry bazy ny tena hery miafina lalaovinareo ao am fpvm ao ndray ary e ?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401