Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
0uioui
(
23/12/2010 10:27)
zama91 sy ny a misy antso maika
tena resaka marina ity bain a vao naheno a fa ny groupe "vitantsika io" paris ony toa misy hetsika key ataon'ny mpikambana "vitantsika io" ,ka tsara mifanantona ihany isika efa mifankahalala d dinihi...
tohiny
novalian'i andrywui ny 03/01/2011 12:09
bazylou
(
21/12/2010 22:42)
iza hoa ho no sahy
hanongana an'i tgv eo ??? iza??
toa tsy misy sahy fa mimenomenona miaritra eo fotsiny hany ka rehefa ataony vao mijafajafa eo.
Tsy misy vaha olana rehefa tsy tonga izay.
Beuuurrrk...
tohiny
novalian'i 0uioui ny 30/12/2010 10:27
bazylou
(
21/12/2010 22:40)
darola kely,
na i roland ratsiraka dia tena hita fa dia ny fikan'ny deba sy ny systemen'ny deba ihany no aodikodin'ny tazy anodinana saim bahoaka.
beuuurrrk
Efa misy mpanolo vita i deba ry zalahy...
tohiny
novalian'i bazylou ny 30/12/2010 19:44
lagoon
(
21/12/2010 17:20)
Izao no antony tsy hitiavako ny fivavahana.Mamao-fady ny FPVM.Ny ankizy akoa tsy hijery!!!
Izao koa no antony nanidin'i Ravalomanana io FPVM io.
Fa dia lasa mpanongam-panjakana daholo ry leirony !!!
http://collectif-gtt.org/content/21122010-fpvm-antaninanandrano-fanalana-devoly-miendrika-...
tohiny
novalian'i ainania19 ny 04/02/2018 16:26
vava
(
21/12/2010 14:46)
mitady ny tonkira
mba mitady ny tonokirany ny holatrao ny feo mamantonalinaaho raha mba misy mahay...
tohiny
Rabaradaka
(
21/12/2010 14:12)
Esory Rajoelina dia hilamina ny tany
Ny vahaolana amin'ity crise ty ry dadatoa dia ny fanesorana an-dRajoelina amin'ny fomba rehetra. Raha mbola dadatoa rajoelina no eo dia tsy hangina mihitsy i Zafy, Rakotovahiny Emmanuel sy ny forongon...
tohiny
novalian'i 0uioui ny 22/12/2010 10:07
cyril
(
21/12/2010 10:51)
i Cyril GTT ity miteny ity :
-Hitantsika angamba tato ho ato ,fa de tsy takona afenina tahaka ny lamban-drazanany mihahy eo andrefa-tanana ,fa
-Lasa mahazo vahana ato amin'i politika ato i bazylou tgv rey oul , ka raha mivenave...
tohiny
novalian'i bazylou ny 25/12/2010 00:43
gasyihany
(
21/12/2010 08:13)
Samy milaza ny fisian'ny olana misy eto M/kara na i andry rajoelina, na ny vahoaka sy ireo mpanao politika, nanomboka ny volana martsa 2009, fotoana mari-pototra io.
Ny mahagaga dia mody fanina ireto mpangalatra zom-bahoaka an-keriny ka naka fitondràna tamin-kerisetra, ka nanangana fanjakana sandoka, ohatran'ny hoe tongatonga ho azy izany krizy izany, ary dia eza...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 21/12/2010 19:15
cyril
(
20/12/2010 17:01)
PIKATTI / fanambarà na lehibe
izaho : [b]dilouioui Pikatti dit foudre[/b] dia manao fanambaràna lehibe ho atsika mpisera fa :
TSY HIDITRA ATO AMIN'NY SERASERA INTSONY AHO RAHA TSY :
miala tato sady tsy miserasera ato intsony ir...
tohiny
novalian'i BozyCaline ny 10/09/2011 22:01
cyril
(
20/12/2010 16:48)
Mba mihetsiketseha isika ry serasera point org a..
Lasa mahazo vahana atsy amin'i politika atsy anie i bazylou rey oul raha mivenavena eo tsy mamaly azy eo isika e
ao lery ao zao tena otran'ny pansavy mihome alina mihitsy fa mandihindihy erak'izao f...
tohiny
novalian'i 0uioui ny 23/12/2010 15:52
vatofototra
(
20/12/2010 10:41)
REGARDER VIDEO Edition spéciale France Afrique - Reportage france2
REGARDER VIDEO Edition spéciale France Afrique - Reportage france2
- La raison d'Etat
- L'argent roi
- Journal Situation Côte d'Ivoire
- Journal Gabon - Manifestation contre l'incursion de la ...
tohiny
novalian'i laza5700 ny 20/01/2011 00:31
bazylou
(
19/12/2010 16:01)
fandevenana
vahoaka maro be tsy hita isa no nandevina an'Atoa Portos omaly, hoy ny hiran'ny olona hoe " ZAHAY TSY MIALA @ AREMA"
beurrk...
tohiny
novalian'i cyril ny 20/12/2010 08:58
bazylou
(
19/12/2010 15:52)
portos, rakotomavo,...
ry rabesahala, ....... ireny hono no atao hoe ray aman dreny mijoro.
atsy ho atsy koa izao i le8 dia lasa ray aman dreny mijoro, .......
Beuuurrrk...
tohiny
novalian'i Rabaradaka ny 21/12/2010 14:21
soanja
(
19/12/2010 14:27)
Noelin Antananarivo
Niakatra antanan-dehibe indray aloha mba hijery izay mamiratra eto an-drenivohitra. Nitsidika ny Braderie teo Mahamasina aho satria nanantena mafy sao mba ahita ny miraitra ho amin ilay fiainana MahaG...
tohiny
novalian'i ledala ny 06/01/2011 21:25
stysane
(
19/12/2010 13:21)
MBOLA TADIDINAO VE AHO
Mbola tadidinao ve aho ! ra mifanena indray isika? Mbola voatahirinao ve lay fitiavako masiaka ? ...
tohiny
novalian'i fanomezantsoa15 ny 07/06/2015 09:13
AndriambyII
(
19/12/2010 08:48)
Mbola ny mode Francà fric sy ny forongony ihany no olana .
Ireo tsy maty voalavo ankibo mpiandany @ mafiosi internationale , sy ireo malagasy mpiondana @ systeme toy ny franceafric europeafric , espagnelatinoamerique , chinafrique , ....,rehetra dia hovontsir...
tohiny
bazylou
(
18/12/2010 22:58)
ianareo ireo ve mihevitra fa
raha misy ny hevitra tsara entina sy atao hoe anafainganana ny fandrosoana ao mada dia hisy hiaino na hanatanteraka izany ?
Tsy maintsy ny mahery sy be poleta ihnay no hany hanana ny fanala hidy rehet...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/12/2010 08:45
Miharena
(
17/12/2010 14:39)
Ny fahalalà na tsotra hiainana mahitsy
Efa maro ireo fanadihadiana sy fandalinam-pinoana nataon'ny olombelona. Niteraka antokom-pisainana maro samihafa izany. Misy ireo izay mifikitra amin'izany antokom-pisainana izany ary mety maro no vao...
tohiny
Rabaradaka
(
17/12/2010 10:35)
Kolotsaina ve ny fampirafesana sa fahazaran-dratsy ?
Ny vahoaka tatsinanana rehetra dia mampirafy avokoa, hoy ity mpandinika iray ity. Dia gaga aho dadatoa fa ireo vazaha ireo no tena mampirafy sady tsy vitan'izay fa mbola manam-bady biby koa...
tohiny
novalian'i 201007jacky ny 03/07/2012 13:56
