ray aman-dreny mijoro efa vizana ireny ry dadatoa a ! Zany Ndremanjato zany efa tena vilam-bava mahatsiravina, ry Ramakavelo zany toy ny mijery babakoto no mahita azy, ry pastera manala-baraka ny FJKM ireto tokony esorina tsy ho Mpandray ny fanasan'ny tompo intsony. Maninona moa raha ampiarahina amin'i Portos sy Rakotomavo ireo ray aman-dreny fĂ´pla ireo ry dadatoa a !