fandevenana
1. bazylou
(
19/12/2010 16:01)
vahoaka maro be tsy hita isa no nandevina an'Atoa Portos omaly, hoy ny hiran'ny olona hoe " ZAHAY TSY MIALA @ AREMA"
beurrk
beurrk
novalian'i cyril ny 20/12/2010 08:58
2. sitlo
(
20/12/2010 06:34)
Tsy hita isa hozy ilay tsy mahay manisa. :D
Nanao tsy ho tratry ny aloha ka tratry ny alok'akoho ...

4. cyril
(
20/12/2010 08:58)
ny tena problem-nlah ry bazily a ! de le elah mampijaly kely io !!!! mahita andry Lepika sy ry Ouioui efa miforitra sy miondika amlah elah de hitsahanlah iany ny hatoky ry zalah !!...
-ry lerony anie efa mitsotra fa mandohalika amlah mitsy e ! nefa de mbola jereo iany ny dinika atsanganlah fa de mamely andry zalah lava zao !!!!....
ny fo anie bazily rano mafana ka mety hitroatra iany ry zalah reo ndray andro any refa mahatsiaro maharary e !!
efa de tena miotry ny moha mihitsy mantsy ny fampijaliana ny kely ataon'i bazily ato !!
isa-maraina zao de efa mivonona hihaino ny taim-bavan'i bazily ny olona sy ny pokna ato amin'ny serasera.org !!! zany ve de mbo ho rariny ???
--i Piozila konikoa aza efa tsary sahy mamaly an'i bazily kou fa nomen'i bazily dakam-boriky tato zany oe izy hon hon hon hon