iza hoa ho no sahy
1. bazylou
(
21/12/2010 22:42)
hanongana an'i tgv eo ??? iza??
toa tsy misy sahy fa mimenomenona miaritra eo fotsiny hany ka rehefa ataony vao mijafajafa eo.
Tsy misy vaha olana rehefa tsy tonga izay.
Beuuurrrk
toa tsy misy sahy fa mimenomenona miaritra eo fotsiny hany ka rehefa ataony vao mijafajafa eo.
Tsy misy vaha olana rehefa tsy tonga izay.
Beuuurrrk
novalian'i 0uioui ny 30/12/2010 10:27
5. bazylou
(
24/12/2010 23:05)
tairo ze tairina baina, tgv aza tsy tafalan'la le aza,
ialahy miandry valala eny an danitra asiana sira fotsiny.
tsss
beuuurrkk
ialahy miandry valala eny an danitra asiana sira fotsiny.
tsss
beuuurrkk
6. 0uioui
(
25/12/2010 00:29)
zahay no sahy ry bazylou a "izahay "vitantsika io" no handrodana anio jeriko kelin'ny tgv io fa miandrasa kely fa ho loza ny fianjeran'io tgv vendrana anlah io
tgvendrana
tgvatany
tgvoretra
tgvvongany
tgvita faty
tgvendrana
tgvatany
tgvoretra
tgvvongany
tgvita faty
7. 0uioui

9. 0uioui
(
30/12/2010 10:27)
rabazy ..isaina ambolana vitsy sisa mba tsy ataoko anherinandro vitsy sisa ny tgv sy ny fatinlah de hiongana tampoka teo ,, efa misy fika sy tetika , plan milay efa miainga any , ahita ny tgv vendranlah fa andraso