Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sitlo
(
14/12/2010 12:15)
Alika maty
Nisy alika efa 10 taona izany. Efa zokinjokiny ihany raha samy alika. Dia nifanena tamin'ny bibilava misy poizina ilay izy. Dia maty, fa mba matiny kosa ilay bibilava talohan'ny nahafatesany.
Dia nala...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 18/01/2011 18:55
bazylou
(
13/12/2010 19:37)
halo oaina ny anaran'la
fa tsy haloween zany , hay tokoa moa ialahyh le loham boatavo koooooooo.
loooooool
vita teo wa ny gtt sy le8 laa.
Le8 aza izao efa hanompo tgv ry baina fa tsy misy saosy tsony sady ny aretina mikiky ...
tohiny
novalian'i cyril ny 17/12/2010 13:18
halloween
(
13/12/2010 16:36)
tena handihizanle adala be ity ny serasera marina
Loza fa niakatra antanety le gaigy lahy adala be bazily , bazily paty de miteniteny foana sy manaonao foana ato ,
mangataka an'i hery izahay GTT mba hanala ny IP n'io bazily paty io ndraindray izy m...
tohiny
novalian'i andrywui ny 16/12/2010 18:19
gasikarakely
(
12/12/2010 16:54)
radio feon'imerina
ary toa misy online kay ny radio feon'imerina ato amin'ny [url=http://]radio.feonimerina.com[/url] sady mazava be le izy no misy hira kalon ny fahiny betsaka sy fandaharana koa. fa toa vao manomboka...
tohiny
novalian'i gasikarakely ny 12/12/2010 17:22
muhandas
(
12/12/2010 16:39)
COurs MIT
Manao ahoana daholo ny namana rehetra,
Efa ela ihany iTY no fantatro mba tiako zaraina amintsika rehetra. Misy partie cours MIT massachussets institute of technology en accès libre.http://www.infos-d...
tohiny
bazylou
(
12/12/2010 15:16)
malagasy mipetraha fa tsss
Les Malgaches ne seront jamais classés parmi les peuples les plus intelligents. Autant les dirigeants que les peuples n'ont jamais été visionnaires.
Rien qu'avec l'absence de plan d'urbanisme, on ...
tohiny
novalian'i milamm ny 20/12/2010 02:53
RUZ9
(
12/12/2010 14:17)
IZAO NO ATAO HOE FANJAKAN'NY BAROA
Resy lahatra ny FAT fa tsy nahavita na inona na inona ka mihazakazaka mitokana zavatra tokony hotokanana ben'ny tanàna.
Mirehaka hatrany mantsy izy ireo fa nahavita zavatra betsaka noho ireo mpiton...
tohiny
novalian'i andrywui ny 16/12/2010 18:10
RUZ9
(
12/12/2010 14:16)
Resy lahatra ny FAT fa tsy nahavita na inona na inona ka mihazakazaka mitokana zavatra tokony hotokanana ben'ny tanàna.
Mirehaka hatrany mantsy izy ireo fa nahavita zavatra betsaka noho ireo mpiton...
tohiny
bazylou
(
12/12/2010 13:19)
nitomany tena ny gtt leaza,
tsoin, tsoin, ...................beuuuurrrk...
tohiny
ydifas
(
11/12/2010 17:48)
MANKATELINA
Ny fahasoavan'i Kristy anie ho amintsika ary hanjaka ao am-potsika anie ny fiadanany.
Nanao ahoana ny fijerintsika ity taona ity? Tao ny fahombiazana, tao ihany koa ny fatiantoka, tao ny fahakiviana,...
tohiny
bazylou
(
11/12/2010 09:45)
aiza daholo le gtt vendrana kely
sy le hoe legalista lany liste e???
nangina hoazy wa fa resy teo
beuuuuurrrrk , ary naninna ary no tsy notohan'dry lerony ry tonadro saika ho any belgique?
gtt lany bala fotsiny fa tsy mahavita ino...
tohiny
novalian'i cyril ny 12/12/2010 10:07
cyril
(
10/12/2010 11:37)
Ary nilamindamina atsy amin'ny ...
Fivavahana sy Finoana atsy rehefa tsy nidiran-dry zalahy "mpanakorotana dinika" ireny !... iza mou fa tsy i Ika sy i ouioui sy i foudre iany ireo olona be loha manokorotana tao ireny e ...
tohiny
novalian'i 0uioui ny 22/12/2010 10:15
tslem
(
10/12/2010 09:27)
adiresy mail
Manahoana daholo,
Raha mba misy afaka manazava azafady!
Misy mail tonga ao @ boite-ko dia ny mahagaga ahy an! tsy misoratra eo ny adiresiko fa adiresin'ilay nandefa ihany no eo,somary hazavaiko kely...
tohiny
novalian'i tslem ny 13/12/2010 08:46
poki
(
10/12/2010 08:58)
Merci Edgard
Aterina ny fisaorana eram-po eran-tsaina ho an'ny PDS n'Antananarivo renivohitra Atoa Edgar Razafindravahy namaly ny hetahetanay mponina tety Ampefiloha tam fahavitan'ny "Boulodrôme", ny tokotanin'ny...
tohiny
poki
(
10/12/2010 08:57)
MILA SOSO-KEVITRA
Mba mila soso-kevitra avy any amintsika tsirairay amin'ny fomba entina hikojakojana ny tanàna mba hijanonany madio lalandava, inona no tokony hatao mba tsy hisian'ny fako etsy sy eroa intsony? eo iha...
tohiny
RAR.DAGO
(
10/12/2010 07:57)
wiki gasy ao @ académie malagasy
Ny Fombandrazana sy fivoarana izay sehatra fitrandrahana eo anivon'ny académie malgache dia mitetika ny hanokatra forum mba ahafahan'ny rehetra miheritreritra, mandalina ary manao soso-kevitra mikasi...
tohiny
bazylou
(
09/12/2010 18:56)
o ry zalahy ,
nangataka mafy ny hiaona am sarkozitra hono le8, dia nodin'ny sarkozatra fanina.
Lolololol, aza manody ny goavy manta anti frantsay marina.hihihihihih
beuuurrrk
Ry dolin sy ry toandro koa aza izao ...
tohiny
novalian'i cyril ny 12/12/2010 10:09
sitlo
(
09/12/2010 09:16)
Mitady an'ity rap gasy ity
Foko sôlô
Mpihira: Raslam + Tongue Nat
Taona: 2002 tany ho any no nivoahany tao amin'ny HH taranja
2004 tany ho any nisy version vaovao, niova kely ny fiv
Tonony: misy hoe
... ny fitiavako anao o...
tohiny
novalian'i andrywui ny 07/04/2011 11:37
muhandas
(
08/12/2010 22:12)
Dika teny malagasy
Manao ahoana daholo ny namana rehetra,
Misy ve fandikana teny malagasy ny teny ampiasaina @ informatika.
Ohatra hoe serveur , environnement , test (angamba azo adika hoe andrana)framework ,
integratio...
tohiny
novalian'i librepenseur ny 22/06/2011 11:49
bazylou
(
08/12/2010 17:33)
na i vatomidofotra aza efa lasa
cote d'ivoire indray izao fa tsy mdg tsony.
beuuurk...
tohiny
novalian'i cyril ny 12/12/2010 10:10
