halo oaina ny anaran'la

1. bazylou ( 13/12/2010 19:37)
fa tsy haloween zany , hay tokoa moa ialahyh le loham boatavo koooooooo.
loooooool

vita teo wa ny gtt sy le8 laa.
Le8 aza izao efa hanompo tgv ry baina fa tsy misy saosy tsony sady ny aretina mikiky ihany.
Le cox be ao sudaf tsy araka tsony .

beeeeuuuuuurrrkk
novalian'i cyril ny 17/12/2010 13:18
2. andrywui ( 14/12/2010 11:16)
sali bazilou !..fa aona kou ny tena fandehan'io bandy "halo oaina" lohamboatavo io zany letsy a !

alao letsy bazily hanao foana ireo fa ataotsika mahita angano a !

atsika zao ny tanana bazily a ! hon hon hon
3. cyril ( 14/12/2010 11:22)
ialahy anie rabaziliou lohan'angidina fa reveko foana ialahy e ,isika sy ialahy sisa no mifampitady sy misary gaigy eto ny sisa efalasa ,i mirananirina aza lesy lasa nitsoaka nanaovako azy nefa izy tia ahy ,hon hon hon
4. andrywui ( 14/12/2010 13:06)
aoka bainn a ahatezitra oul eo ndray elah . elah ndray io rabatista a !..

alahy anie rabaziliou lohan'angidina fa reveko foana ialahy e ,isika sy ialahy sisa no mifampitady sy misary gaigy eto ny sisa efalasa ,i mirananirina aza lesy lasa nitsoaka nanaovako azy nefa izy tia ahy ,hon hon hon
5. bonne ( 14/12/2010 14:19)
Bjr daolo laisany e, zay vao mba miditra kely eto fa teo toa resak'alika fotsiny kle, de io ndray zao elah ry Andrywui Cyril fa mikatsika an'i Mirana ndray a, aiza koa izy tia anlah eo fa elah miambo eo fona, avelao letia izy fa efa vadin'oul a, elah toa tsy mahazaka raha tsy vadin'oul kle, hahahaha
6. bazylou ( 15/12/2010 10:43)

miala tsiny aho aloh afa izaho nanokatra ny sujet tsy misy an'izany miranatsyhaiko izany an.
Andana mankany aminy raha tsy ampy dose

beuuurrrk
7. andrywui ( 16/12/2010 10:05)

cyril 12/12/2010 12:42
ialahy anie rabaziliou lohan'angidina fa reveko foana ialahy e ,isika sy ialahy sisa no mifampitady sy misary gaigy eto ny sisa efalasa ,i mirananirina aza lesy lasa nitsoaka nanaovako azy nefa izy tia ahy ,hon hon hon

aona lty rabatista a !..elaela bainn a

bonne - 14/12/2010 15:19
Bjr daolo laisany e, zay vao mba miditra kely eto fa teo toa resak'alika fotsiny kle, de io ndray zao elah ry Andrywui Cyril fa mikatsika an'i Mirana ndray a, aiza koa izy tia anlah eo fa elah miambo eo fona, avelao letia izy fa efa vadin'oul a, elah toa tsy mahazaka raha tsy vadin'oul kle, hahahaha

aaaaahh ny akama bonne ! de aoana bainn klee !.. nanaona ny vacance tany Dago tany ? itanlah tany ve i Hery ?
-de aona lty ouioui a ! efa nilamina ve elah sy le vadinlah nisy blem teo zany kle ? ivavahana letsy mba ilamm a ! zah letsy tsy niantso olona teto zany fa i lery io manao oe tia an'i anona na ianona io a !...
8. nilex ( 16/12/2010 10:14)
slt,amiko dia izao ,tsy hoe fiatiavana na fankahalana an'iza na iza fa analyse logique ny zavatra nitranga rehetra sy zavatra misy ankehitriny dia izao no izy.
Ny olona manana tombotsoa mivantana ao @ io fitondrana io ihany sisa no tokony hanohana io satria misy tombotsoany ao mazava hoa azy,fa raha olona tsotra kosa aloha ka mbola sahy milaza fa mety io fitondrana io dia mandiniha tena fa tsy mba olona mahatakatra lavitra izany ianao ka vendrana,tsy hoe hamarina andra8 eo akoary ny olana fa ny tsy fahaizan'ity fitondrana ity miasa mihintsy no olona,ho rendrika tanteraka isika gasy raha izao no mitohy,ry zalahy mameno paosy daholo fa tsy rarahany na mandroso ny firenena na tsia.
Ny manao fety no hanadalany ny olona,io tokoa moa no diplaomany ko;fa ny tena fahaizana dia zero,ka ny olona bado no azony adalaina fa tsy ny vahoaka malagasy.
Tsy hoe tsy tia tgv aho fa raha toa ka nety ny nataony mety azo sainina ihany fa kosa ankehitriny dia voa maika ratsy noho ir ra8 indray ry zalahy,manampina vavan'olona ,mampigadra izay tsy mitovy hevitra @ tena ,....sns fa ny tena ratsy dia ny halatra mivantana atao.Mila mitady olona hanarina ny firenena isika raha toa ka te ho tafavoaka.
Rahoviana anefa izany?
9. andrywui ( 16/12/2010 17:56)



NILEX ___) marina dia marina = olo-kendry toi !!!
10. andrywui ( 16/12/2010 18:00)
Fa mba manokafa ry reto dinika vaovao fa de handihizanle bazily ty marina tokoa anie ny lohatsika mianakavy e

tsy laitra mihitsy nedala fa manao totoafo be de tsy hita ze anaovana azy !..
11. andrywui ( 17/12/2010 11:48)
tena voay niakatra antanety mihitsy bazily ity... tsy azo hanazavan-dresaka tsony nedala rehefa nahazo hery tany ho any fa de zay saimpantany sy izay reviny sisa ataony eto ,, mahita ny oul malaindaina maketo lery de manao ze danin'ny kibony sy mivanivany mahatsiravina ato lety !!

aok'izay ny vanivaninlah bazily fa ahatezitra oul eo ny farany aa
12. cyril ( 17/12/2010 13:18)
ory pikatti bonne foudre an ,,toizana ve le lalao sa okizay bain a tsarab ra toizana e aona vonona v ela e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0636