Liste des messages

Liste des messages, inserés par cyril , par ordre de date
cyril ( 04/02/2015 09:39)
Avy niala tsiny tamin-dRa8 Ralavanify dia AV7 ndray
Maro ny fihetsehampon'ny malagasy tamin'ny herinandro nahare fa niala tsiny tamin-dRa8 hono Ralavanify. Tao ny tsy nino, tao ny faly, tezitra, sorena... Dia zavatra ohatra an'izany ve dia niandrasana ... suite
répondu par sitlo le 06/02/2015 17:42
cyril ( 13/05/2014 09:45)
Mila hevitra fa lany ny barìka Tiko
Tena tsy mahita hevitra intsony ny mpanao borety ety am tanàna fa efa lany tanteraka izao ny barìka Tiko. Ny daba afaran'ny karàna nefa malemy kely tsy azo atao inona. Tena mitady fatina tomobil pe... suite
répondu par andrywui le 15/05/2014 14:51
cyril ( 10/12/2013 09:41)
Le président et futur président de Madagascar
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=eIQ3Saax3Bw[/youtube] ze lany eo reveko daholo... suite
répondu par cyril le 16/12/2013 05:03
cyril ( 23/09/2013 22:48)
Hain'i Anyah ve zany manao lalàna
Hirotsaka depute am atokon'i TGV zany zao Anyah e. Avy nanana maire DJ sy prezida DJ zany ny tandrenivohitra dia hanana depute mpihira koa a. Aleo ranga ts asiana mianatra tsony ny fiainana fa aleo mi... suite
répondu par mimijo le 26/11/2013 06:37
cyril ( 05/12/2012 19:10)
Ho an'izay eto France sy ny manodidina - mba ampio fa misy ankizy very
Indrindra Lille sy ny manodidina. [url=http://www.facebook.com/photo.php?fbid=10151289483613734&set=a.180889658733.125374.682578733&type=1]sary facebook[/url] Misy numero ao azo antsoina ao raha s... suite
répondu par andrywui le 28/02/2013 11:48
cyril ( 05/11/2012 16:13)
Niakatra indray frais bus fa miakatra ny vidin-dasantsy
Nefa vao notokana'ny HAT ny fitrandrahana solika iray lehibe. ... suite
répondu par andrywui le 16/11/2012 08:19
cyril ( 16/10/2012 04:42)
Manimanina ny fahiny e
[IMG]http://imageshack.us/a/img15/2213/sarkozyrajoelina.jpg[/IMG] Ahoana ny hevitrao?... suite
répondu par cyril le 05/11/2012 16:09
cyril ( 26/09/2012 01:56)
ary raha averina ny fahapanjaka?
Sarotra be le resaka presedent fa ra vao misy lany eo dia raikitra ndr1 ny coup d'Etat. Tena mila miverina misy mpanjaka otran'ny anglisy mitsy no mety. De merina iany no azo atao mpanjaka satria za... suite
répondu par cyril le 11/10/2012 01:02
cyril ( 26/09/2012 01:19)
jenjina richara
Ny tsy arak'i Richara nge dia rasil iany no akamandry Remenambila e Aiza no ananan'ny takapa kely eny ambanivolo kalaky raha tsy rasil no nanome azy. Kalaky 1 omby 1. Bizna dofisy tsara izany Ny mampi... suite
répondu par cyril le 11/10/2012 01:35
cyril ( 10/07/2012 23:23)
Mila fanamarinana
Izany hono ny filoha ajaina Andry Rajoelina dia miomana ny hanala bacc any La Reunion alohan'ny maha-40 ans azy?... suite
répondu par dadabe le 16/07/2012 17:40
cyril ( 28/06/2012 15:11)
Tapitra aloha izay ny fety.
Araka ny voalazan'ny ekperan'ny ONU dia amin'ny eritaona farafahaingany no anao fifidianana. Ho feno 39 taona ny filoha Andry TGV amin'izay. Miampy iray sisa dia legale tsara ho kandida araka ny lalam... suite
répondu par cyril le 05/07/2012 21:18
cyril ( 21/01/2012 22:24)
sary indray mipikatti
[img]http://img809.imageshack.us/img809/6969/40572933554001313408510.jpg[/img] [url=http://img809.imageshack.us/img809/6969/40572933554001313408510.jpg]jereo eto[/url]... suite
répondu par daomania le 22/01/2012 08:55
cyril ( 09/12/2011 18:38)
Ny tetezana angaha azo hanina
[img]http://img825.imageshack.us/img825/2859/tetezana.jpg[/img]... suite
répondu par cyril le 12/12/2011 21:37
cyril ( 27/03/2011 03:19)
Mila fatatrareo
Mis koz kely zany e . Lasa rasimao zany zao deban tanana .Ny kil zany zao defa an m lery doly no mitery ronono fa le 13 mai efa omaly be e... suite
cyril ( 22/03/2011 09:52)
hono oa ! noho ity tsunami sy loza marobe ! sao de tokony ...
hiverina hiankohoka amin'i Masina Maria amizay isika zanak'olombelona eratany fa mety izany no mahatezitra an'Andriamanitra de hanasaziny ny olombelona satria be loatra isika kristianina tsy mety mana... suite
répondu par bor2lais le 05/04/2011 11:54
cyril ( 07/03/2011 13:53)
nilamindamina ny serasera ,
indrindra ny atsy am politika atsy ! fa naninn tokoa ? niha hendry daholo ry zalah nalaza nisy fahavoazana tato ireny ,mangatsiaka koa le andro de nifitsaka daholo ny aretindratsindry zalah ,ny mit... suite
répondu par trondrogasy le 02/11/2011 21:08
cyril ( 01/03/2011 11:33)
i PIERA (petera) tokoa ve no vaha-olana ? ...
--- Misaotra anao RBNIR amin'ny fampitana hafatra etsy ambany amin'ilay resaka lalana ety fa tsy migodana no hizorana sy asainao izorana merci ! -------fa izao oa : tena i PETERA na i PIERA tokoa ... suite
répondu par nyhaingo le 11/03/2011 14:05
cyril ( 28/02/2011 16:12)
ttssssshhh ... fenoin'i lebazy teniteny foana ny pejy
hiala tsy ho elamihitsy io IP nlah io lebazy fa tezitra amlah daolo ny olona aiza ve letsy ka dinik'elah daholo ny roa ambinifolo misesy le ... suite
répondu par nyhaingo le 02/03/2011 11:21
cyril ( 03/02/2011 12:42)
nankaiza bazily mpampiresaka pokna tato ?
voasambotra tamin'ny faran'ny herinandro iry hono i bazily fa nandroba Magro nisy ambinambim-bary amin'ny gony teny tanjombato , voasambotra any lery zao , ary zay no tsy ahenoana azy eto tsony fa de ... suite
répondu par swann le 03/02/2011 19:58
cyril ( 01/02/2011 12:31)
INONA NO OLAN 'NY MPANAO POLITIKA GASY ? ...
Tsy sahy tena mandray andraikitra ho an'ny firenena fa rehefa tsisy tombotsoa manokana ho an'ny tena aloha de mialangalana sy tsy miditra lalina na de "mpitarika" aza !.. inona no vokany ? izao no vo... suite
répondu par cyril le 02/02/2011 09:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341