Ny tetezana angaha azo hanina

1. cyril ( 09/12/2011 18:38)
novalian'i cyril ny 12/12/2011 21:37
2. cyril ( 09/12/2011 18:40)
3. cyril ( 09/12/2011 18:43)
tena tsy zakany io papa a .mila mivovo kely mitsy lo bain . huhuhu
4. cyril ( 09/12/2011 18:52)
5. cyril ( 09/12/2011 18:52)
6. cyril ( 09/12/2011 18:54)
7. cyril ( 09/12/2011 18:55)
rodany rodany
fa ze mamboatra
ataovy sesitany
8. saho ( 09/12/2011 20:06)
izany daholo no vitan ny ratsiraka teo fitondrana, manimbazimba razambe i Merina sy manapoaka tetezana.
Fa maninn ary le bain b, no tafatsofoka fotsy tsy misy tasy, ohatrany niditra ampiangonana izy niditra Gasikara.
Tena tsy milay le fomba fiasan ny justice ao mada ao, ny tohin ny fahafatesan Itompokolahy Ratsimandrava sy le miaramila Simon Guy sns...tsy ary voatanisa
Tsy mendrika le bain Ratsiraka fa tokony tany sesitany tany foana, tsy mila anao Gasikara.
Anjaran ny tsirairay no mitsara refa tsy misy ihany ny tena mpitsara ao Gasikara.
Tadidio fa ny nataonao no miverina aminay
ciao
9. andrywui ( 11/12/2011 00:50)
tsisy mifandray amle titre oe tetezana v azo hanina ko ny kisarisary alefanlah ry bainn a ... !! elah anie lty rapika ndraindray tena mipika marina tokoa e !! raha tsy azo hanina ary ny tetezana de ny lalana kou ve azo hanina ?? sa refa nareo no nanao ny lalana de voromanga azo haninana fa refa ny sasany de vorondolo tsy azo hanina
10. andrywui ( 11/12/2011 00:50)

11. cyril ( 12/12/2011 21:37)
tsy arak'ela akory oe iza no namboatra an'le tetezana .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1716