Avy niala tsiny tamin-dRa8 Ralavanify dia AV7 ndray

1. cyril ( 04/02/2015 09:39)
Maro ny fihetsehampon'ny malagasy tamin'ny herinandro nahare fa niala tsiny tamin-dRa8 hono Ralavanify. Tao ny tsy nino, tao ny faly, tezitra, sorena... Dia zavatra ohatra an'izany ve dia niandrasana hanimbana an'ilay firenena? Ny sasany milaza fa fika fotsiny iny ahazoana vato bebe kokoa am 2018...

Ny AV7 izay ninina taloha fa gadra an-terivozona mandra-pahafaty izay navoakan'ny fitsarana tamin'ny tetezamita no miandry an-dRa8. Dia tsy hay tsy hay eo dia hoe "Nous n’avons plus aucun ressentiment contre Marc Ravalomanana"
novalian'i sitlo ny 06/02/2015 17:42
2. endriny ( 04/02/2015 15:32)
Io zareo politika daholo io a... raha te hamingana olona goavana iray ianao dia tsy ahafingana azy raha tsy miaraka mamindra aminy...
3. nilex ( 05/02/2015 07:36)
Lojika be nge izany e.Aza adino fa Ra8 sy Rajoelina ihany no mahalala ny secret ny raharaha 7 fevrier.Mbola tsy voaporofo nge hatreto fa tena ny miaramila tao ambohitsirohitra marina no nitifitra tamin'ireny.Aza adino fa ny fitsarana nitsara an'i Ra8 dia ny fitondrana tetezamita sy ny fitsarana voabaikon'ny tetezamita.Tsy voatery hitombona izany io didim-pitsarana io fa fitsarana voabaiko fotsiny.Andriamatoa Andry Rajoelina ihany no tena mahalala ny miafina ao ambadik'izay.Andriamanitra mahalala ny miafina rehetra ihany koa.Araka izany izay nanao ratsy teo tsy maintsy henjehin'ny heritreriny foana na inona na inoan lazaina.Asa izay ho tohin'ny tantara eto fa tsy maintsy ho hita eo foana nge ny marina e.
4. rhaj0 ( 05/02/2015 21:35)
raha tsy hoe izaho no indrakindrafana, fa nahita sary aho, toa t@ gazety sa interinety, dia t@ sary dia namboarina ny portail (ilay rindrim-bato pilier-n'ny vavahady iny) satria ... dia nisy diam-bala avy t@ portail-n'Ambotsorohitra, ary avy aty @ mpirotaka ny diam-bala.

Sa manao demi-tour ny bala avy ao an-dapa fa matahotsa mpirotaka ?
5. endriny ( 06/02/2015 13:26)

rhaj0:

raha tsy hoe izaho no indrakindrafana, fa nahita sary aho, toa t@ gazety sa interinety, dia t@ sary dia namboarina ny portail (ilay rindrim-bato pilier-n'ny vavahady iny) satria ... dia nisy diam-bala avy t@ portail-n'Ambotsorohitra, ary avy aty @ mpirotaka ny diam-bala.

Sa manao demi-tour ny bala avy ao an-dapa fa matahotsa mpirotaka ?


An an.. nisy ody mahery hono tao ambanin'ilay andrim-bavahady e...
6. sitlo ( 06/02/2015 17:42)
Aleo mba asiana P'tit Luc kely


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4422