Niakatra indray frais bus fa miakatra ny vidin-dasantsy

1. cyril ( 05/11/2012 16:13)
Nefa vao notokana'ny HAT ny fitrandrahana solika iray lehibe.
novalian'i andrywui ny 16/11/2012 08:19
2. cyril ( 05/11/2012 16:17)
kay moa vazaha ny tompony fa adinoko, ny ahy koa rehefa hoe harena ankibo'ny tany ao Madagasikara dia an'ny malagasy izay...
kiii, aleo asaina taritin'ny sokatra zany ny minibus
3. cyril ( 05/11/2012 16:18)
kiiii, hay tokoa moa na ny sokatra aza efa aondrana antsokosoko any ami'ny vazaha

dia mandeha tongotra izany
4. cyril ( 05/11/2012 16:19)
otran'i wiwi... huhuhu
5. andrywui ( 07/11/2012 20:14)
cyril:

otran'i wiwi... huhuhu

marenn lah e ! elah bandy efa narin'ny pokna eto am serasera elah rapikati a
batista miandry anlah eo bagnolet eo foana fa hikozy ony lisany

6. andrywui ( 07/11/2012 20:16)

sokatra ee minibus ee solika ee tsssshhh

.
7. andrywui ( 07/11/2012 20:17)
solika minibus solika = tsisy ifandraisany
hon hon hon bandy manamaina !!!
8. andrywui ( 07/11/2012 20:24)

.... hay tokoa kay mou rangorivao tokoa ty !!!
9. andrywui ( 08/11/2012 20:30)

niverina kondrana ndray bainn sannn'a
10. locl ( 14/11/2012 10:53)
Le olana hatrizay dia kidoha le hoe miankindoha tanteraka aminy solika ny fiainan'dRamalagasy, fa raha mba misy manao recherche kely mety hahita vahaolana amin'io ihany isika
11. cyril ( 14/11/2012 23:51)
koboko mitsy rawiwi fa tonga de hivovo b...

TGV nge teny am 13 mai nikozy we ahena ny vidinjavatra fa mahantra ny vahoak é. Zao na ny tangalamena aza gadraina... huhuhu bien venue à la démocratie
La place de la démocratie ne sera plus appelée place de la démocratie jusqu'à noulvel ordre (de la HAT).
ny mahantra nigrevy tam 2009 zao lasa eny tsaralalàna mitanin'andro fa efa voky b. Mbo omeo kil izy rawiwi fa efa mba mora be kosa nge. Sady vao 14 sy 15 ans ny bobaka
12. cyril ( 14/11/2012 23:57)
efa nihena ny vidinjavatra
13. andrywui ( 16/11/2012 08:19)
N'y krizy less bainn nisy foana hatramzay à , otran dahalo nisy fona hattamzay ko io fa mety oe nisy fiakarany n'y % tamty angah , mbola zaza kely ah defa nahita andrabofy nilahabary amn 3h maraina zany talou , Sady lafobe no tsisy n'y sakafo , ppn ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1824