nankaiza bazily mpampiresaka pokna tato ?

1. cyril ( 03/02/2011 12:42)
voasambotra tamin'ny faran'ny herinandro iry hono i bazily fa nandroba Magro nisy ambinambim-bary amin'ny gony teny tanjombato , voasambotra any lery zao , ary zay no tsy ahenoana azy eto tsony fa de ampita ny vaovao mba ho retsika mpisera eto fa namana i bazily ary mpiara-mihinana ny manta sy ny mansaka eto iany !
toa hoe mbola tsy nahazo na voambary iray aza hono lery de kobon'ny prĂ  de dosika any ! ..


mapalaelo bazily !

mahereza bazily

novalian'i swann ny 03/02/2011 19:58
2. swann ( 03/02/2011 19:58)
efa tafavoaka ao le akamanao ra siry a ! io mimenomenona b ao ambony ao io ndray izy fa mba jereo kely ao ze famaizana mafimafy hanaovana an'io !

efa lazaina lery fa hoe " vitantsika io " ndray zao no malaza fa efa train tapaka direction de mbola tsy manaiky ihany lery fa d lamasinina ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5768