Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vonynive ( 30/11/2010 11:49)
NY FIAINANAY TETO MKARA RANKIZY
mazoto handrakitra ny fiainana niainako aho eto @ ity takelaka ity ka manasa anareo koa mba ho fantatry ny taranaka ka mba tsy ho ny vahiny no hilaza ho mahay ny zavatra iainana'ny Malagasy. tsy fiai... tohiny
novalian'i vonynive ny 15/12/2010 08:58
bazylou ( 30/11/2010 11:07)
mila ampidirina ao an tsain'ny gasy
fa tsy misy tsara ohatrany vitan'ny tena ihany, ary tokony mandoa hetra sy habantseranana 1000% ny entana rehetra miditra ao maada, na friperie aza, hiarovana ny zavtra vita malagasy sy ny tsena mala... tohiny
novalian'i vale ny 12/02/2011 01:25
bazylou ( 30/11/2010 10:44)
vita ary hotokanana
ihany ny mairie an'ny tana , misy olona manao zavatyrta ihany ao izany... tohiny
novalian'i cyril ny 02/12/2010 09:25
bazylou ( 30/11/2010 10:43)
4 000 000 ar na 20 000 000 fmg
no karaman'ny cst, ary efa nahazo karama daholo izy rehetra anio. Ahoana tohizana ve?? sa himenomenona fotsiny?? beuuurrrk... tohiny
novalian'i bazylou ny 01/12/2010 18:54
bazylou ( 30/11/2010 10:30)
alefaso hoaho le hetsika, alefaso
fa raha mbola hifampijery eto dia eo ihany no raisina ary tsy maintsy anaompo an'ny tgv ihany e. Dia lany amin'ny tsetsatsetra etsy sy eroa fotsiny dia tsy hahavitainona akory. VIta izao ny aferanda... tohiny
novalian'i cyril ny 30/11/2010 10:57
rahery08 ( 30/11/2010 09:31)
IZA RATSY FANAHY
Miarahaba ny namana rehetra! Araka ny lohateny dia hoe iza no ratsy fanahy? Fa hoy indrindra ny tenin'ny Tompo hoe: « Moa sitrako akory va ny fahafatesan'ny ratsy fanahy, hoy Jehovah Tompo, fa ts... tohiny
novalian'i Miharena ny 06/12/2010 06:44
totty ( 30/11/2010 07:16)
mitady namana nianatra tao amin ny college fitarikandro taona 1997-1998
mitady ireo mpianatra tao amin ny college fitarikandro andravoahangy,taom pianarana 1997-1998. ... tohiny
cyril ( 29/11/2010 11:27)
mafy be bazily e (bazylou) anazy ny tanana
asian'i bazylou atsy kà ! kakeriny eroa kà , volosany izatsy kàh ! ANAZY NY TANANA E tsisy mahavoaka hevitra firy intsony isika ry reto fa toa anjakan'ilety marina tokoa ny serasera a : zany ani... tohiny
novalian'i cyril ny 03/12/2010 11:50
hery ( 29/11/2010 10:14)
Tanteraka ny seraser'alina 2 misaotra antsika
Tanteraka soa amantsara iny ny seraser'alina 2 izay natao tao amin'ny Restaurant Au Gout de Madagascar tany Paris tamin'ny Zoma 26 Novambra alina. Nahafinaritra ny fiarahana ka isaorana daholo izay n... tohiny
novalian'i cyril ny 07/12/2010 12:44
nnn1 ( 29/11/2010 08:35)
mila sosokevitra avy @ nareo
izaho dia manana olon'tiana vao 2 volana monja zay no niarak.D t@ vô niark t@ aho d efa nanotany we sô d efa mis miarak @ ao any d oz izy we tsy mis nefa vao herinandro zay d niarak nandeha nivoak k... tohiny
novalian'i TSETSEL ny 04/09/2012 15:29
fijo ( 26/11/2010 21:53)
fifidianana
araka ny filazan'i ilay zazakely iny,dia "iny no isann'y fifidianana mazava sy madio indrindra"?????kay leeeeee,mba mahalala izany atao hoe fifidianana izany ve le zazakely io,sa tantarana fifidianana... tohiny
novalian'i cyril ny 29/11/2010 11:10
rabaradaka ( 26/11/2010 08:47)
Fa iza marina ity dadatoa sénateur Paul Wille
Gaga ihany aho amin'ny fitenin'ity dadatoa Le sénateur Paul Wille ity, toa izy mihitsy no tena "bob" ao Eropa ao, nefa ange ka nandray "pot de vin" be tamin'ny TGV e ! Nomena vola 1.5 millions d'Euro... tohiny
novalian'i bazylou ny 27/11/2010 18:27
RBNIR ( 26/11/2010 08:39)
AZA ADINO FA
Hoy Jesosy Tompo :« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:21) Mila ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 30/11/2010 04:48
rabaradaka ( 26/11/2010 08:34)
FFKM vonona tokoa sa mody miatsara velatsihy ?
Hihaona ry dadatoa 4 mirahalahy fa efa an-dohalika ny ranom-bary. Dia hoy izahay aty an-tsaha hoe : tena fihaonana amin'ny fo madio hamaha ny crise sa fiatsaram-belatsihy ? I mopera Odon MArie Arsène... tohiny
novalian'i nannie ny 27/11/2010 05:56
neo83 ( 25/11/2010 20:09)
Karaoke Malagasy
Arahaba soa, arahaba tsara Mety diso topic zah manoratra ilay lohahevitra ato amin'ny Informatika, fa zany oe very fanahy mbola velona fa nitotototo atsimo sy avaratra dia manontany kely : Sao misy ... tohiny
novalian'i joax20 ny 25/01/2011 06:44
bazylou ( 25/11/2010 17:28)
rahoviana ihany e,,,
asa amin'ny taona 3000 angambaraha hisy. Aiza le gasy milaza fa milay e? aiza??Jereo izao fa misy filoha maizina 4 5 cameroun, guinee, gabon,.....no nampakarin'ny frantsay tribonaly fa nanodikodina v... tohiny
novalian'i jiolah ny 26/11/2010 12:19
RAR.DAGO ( 25/11/2010 04:13)
Ny fiangonana tsara indrindra
Ity misy interview iray ho an'ireo izay mihevitra fa mitàna ny marina. le Dalaï Lama interrogé par le théologien de la libération, le brésilien Leonardo Boff. Texte reproduit par Philippe de ... tohiny
novalian'i Miharena ny 12/12/2010 10:50
bazylou ( 24/11/2010 18:39)
eeeesy eee, le8 e
lany tsoka atsy sudaf le8 zao , ka asa raoviana no ampodin'i zoma ny razana, loooool, efa taolana sisa e, le pauvre, beuuurrrk... tohiny
novalian'i jiolah ny 26/11/2010 12:08
bazylou ( 24/11/2010 18:24)
izao no nalehany e,,
rehefa vendrana iray firnenena dia lafo ambongadiny mbamin'ny zafiafy sy ny vady ao an trano. mbola ho aiza no anaovan'ny frantsay an lisany. Ny vehivavy ao mdg manarak'izany raha vao hoe vazaha dia ... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/11/2010 17:24
kamory ( 24/11/2010 15:33)
Tena efa oul tsy mifaditrovana mintsy ireo miaramilan'i Tena Gaigy Vendrana ireo
Maninona no matahotra sy kery saina ; Mamono ny General Raoelina sy Coutity fa ry Charles tsy sahy nokitihina satria matahotra sao dé hivôka ny halatra nafenina sy ny rtsy natao rehetra! Tena oul t... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 12/12/2010 13:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7132