Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ravonjison ( 18/11/2010 08:42)
Mahavelombolo kely ihany ny toy itony !!!
Na dia eo aza ny fahasarotana mafy misy eo @ tanána, dia mahavelombolo sy mahavelom-panantenana kely ihany ny mahita vaovao toy itony.... "Remise de diplômes aux Médecins Malgaches à Bordeaux... tohiny
novalian'i prospera ny 15/12/2010 10:04
niaina ( 18/11/2010 07:40)
Air Mad tsy mandeha amin'izay laoniny (Mad= cinglé)
Taloha zaho dia mihevitra fa tsy hitaingina hafa tsy Air Mad fa raha hanomé vola ihany dia aleo homena ny an'ny tena, ary hiomehezan'ny namana. Niova hevitra ihany ny hiafarany fa leo tanteraka: Fiar... tohiny
RUZ9 ( 18/11/2010 07:31)
HO AN'NY TANINDRAZANA
Ela no niandrasana ny fandraisan'andraikitrareo foloanlindahy; vaovao mahafaly noho izany ity fijororoan'ny KOMITY MIARAMILA HO FANAVOTAM-PIRENENA ITY. "O MANDROSOA RY MPANARATO" Aoka hijoro @ maha ... tohiny
vatofototra ( 17/11/2010 21:51)
REGARDER VIDEO Déclaration Komity maramila ho an'ny fanavotam-pirenena Edition Spéciale RFI-Bani 17 novembre 2010
REGARDER VIDEO Déclaration Komity maramila ho an'ny fanavotam-pirenena Edition Spéciale RFI-Bani 17 novembre 2010 - Des officiers ont déclaré la dissolution de la Hat http://www.vatofototra.co... tohiny
herylo ( 17/11/2010 19:05)
Mafana be ao @ tanana @ izao mba ampitapitao ny vaovao.
Nivadika palitao indray nga ra Charles ? lol Mapmé be lery mba jereo kely ange. Le colonel koutiti............ et d'autres colonel. mdrrr http://www.youtube.com/watch?v=qmIdSbalx9Y Raikitra ny poab... tohiny
novalian'i Hinagasy ny 19/11/2010 06:32
vatofototra ( 17/11/2010 17:38)
REGARDER VIDEO Fil info 19h Edition Spéciale RFI-Bani 17 novembre 2010
REGARDER VIDEO Edition Spéciale RFI-Bani 17 novembre 2010 - Des officiers ont déclarés dissoudre la Hat 19h : autre vidéo http://www.vatofototra.com ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2010 20:23
vatofototra ( 17/11/2010 17:04)
REGARDER VIDEO Edition Spéciale RFI-Bani 17 novembre 2010
REGARDER VIDEO Edition Spéciale RFI-Bani 17 novembre 2010 - Des officiers ont déclarés dissoudre la Hat http://www.vatofototra.com ... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/11/2010 19:12
salut ( 17/11/2010 15:13)
fety be tsy misy ohatran'izany
Fomba hafa kely hankalazana ny mariazy ty! tpt http://www.youtube.com/watch?v=CkgzGgVvNvw ... tohiny
novalian'i tomms ny 13/01/2011 10:35
soanja ( 17/11/2010 12:29)
fil information
Mercredi 17 novembre 2010. *11h45->Le Cdt Roger Luc, Gal Noel Rakotonndrasana, Lt Col Charles Andrianasoavina ont déclaré au RFI Ivato : la Hat est dissoute, tous les ministres sont démis de leur f... tohiny
andrywui ( 17/11/2010 11:43)
Nankaiza i NGAILA SY I MIRANANIRINA lee? ....
Herinandro maromaro zay mba tsy ilàzako hoe volana vitsivitsy de tsy tazana nihaodihaody teto tsony ny namana anakiroa "tsy mifankafoy" dia i namana "ngaina" sy i namana"mirana" ... -- -efa madio n... tohiny
novalian'i 0uioui ny 30/12/2010 10:00
Noue ( 17/11/2010 08:11)
May BEHORIRIKA
[b]Trano maro no nirehitra sy kilan'y Afo teny Behoririka akaikin'ny Supréme Center. Samy hafa ny filazan'ny olona mahakasika ny niandohan'ny afo. Ny sasany nilaza fa tao amin'izany mpano pate jauneÃ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2010 20:35
Noue ( 16/11/2010 17:42)
"Référendum à Madagascar : un nouveau départ ?" RFI CE SOIR
[b] Bonsoir ! A la veille du référendum, RFI diffuse un débat autour du thème : "Référendum à Madagascar : un nouveau départ ?" Le mardi 16 novembre 2010 : en France sur la FM 89 Mhz à 1... tohiny
Ralay ( 16/11/2010 17:22)
RNS 2011
Dieny izao ary dia efa manomboka miomana isika fa fantatra izao fa any MULHOUSE no atao ny RNS 2011 ny week-end paska (23-24-25 avril 2011). Koa raha misy manana sosokevitra isika namana eto @ seraser... tohiny
novalian'i Tibao ny 16/01/2011 16:09
RBNIR ( 16/11/2010 15:21)
HAFATRA
1 Pet.3:15... tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 03:18
ydifas ( 16/11/2010 08:06)
MISAOTRA
Ny fiadanan'i Kristy anie ho amintsika rehetra, "[i]Tsy ny fanatitrao no ananarako anao, ary efa eo anatrehako mandrakariva ny fanatitra doranao. Tsy maka vantotr'ombilahy amin'ny tranonao Aho, na os... tohiny
novalian'i niryna ny 20/11/2010 17:21
RAR.DAGO ( 16/11/2010 07:35)
Misy zanak'Atra hafa ve any lavitra any?
- Tsy misy tsy mahafantatra fa ny tany miaraka @ planeta 7 hafa (tsy azo atao hoe planeta intsony hono i Pluton zao) dia miodina manodidina ny masoandro. - Ny masoandro indray dia kintana iray ao ana... tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 03:13
RAR.DAGO ( 16/11/2010 06:20)
Bois de Rose & Global witness
With apologies for a delayed response: here is the new publicly available link for the EIA video. I understand that it was difficult to have that link broken at a crucial time. we had to take some ste... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2010 20:46
zigzag ( 16/11/2010 05:57)
fozaorana zay Mandeha mifidy
mandeha ny fanambakana vahoaka ;ka ampiditra ny lohan'ny malagasy any ambou dny FATY !gaga anao aho ra malagasy raha mbola azo badoina iany ianao! badoina am vary iray kapoaka sy menak d mandeha m... tohiny
novalian'i Dmon ny 23/11/2010 07:00
AndriambyII ( 15/11/2010 18:08)
Ny vy ao Soalàla .
Fa maninona no tsy mitrandraka ny vy ao hangsu sy tibet ny snou fa dia ny an' ny hafa no fongarina ? ... tohiny
novalian'i jiolah ny 18/11/2010 05:48
cyril ( 15/11/2010 14:44)
Hono ho'ah ....
Nankaiza ilay "Ramose" nanolo-tena hoe hiaro ny sipa ato amin'ny serasera iry toa tsy hita nanajavonana e .. nefa ny vadiko izao de efa faly ery hoe hisy delegasiona ho tarihan'ingahy Robin de bois hi... tohiny
novalian'i andrywui ny 06/12/2010 10:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3658